Fifandraisana

1. soanja ( 23/09/2006 19:42)
Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nifandray tampoka ary mety hivadika zavatra hafa raha mitohy. Inona no tokony ho fomba hisorohana ny olana? Efa nisy nanjo anareo ve io?
répondu par dailynews le 27/09/2006 15:09
2. Fiffi ( 23/09/2006 20:16)
fa mety mivadika inona ?
3. fasaly ( 23/09/2006 20:18)
:roll::roll::roll:eny wa!
4. Fiffi ( 23/09/2006 20:21)
mbola tsy nahita na naheno aloha zah hoe nisy an'zany ka nivadika inona an ! Nisy fotsiny ny fifanajana de mandeha ho azy daholo ny zava-drehetra fa tsy de hitako hoe nivadika inona ?
5. fasaly ( 23/09/2006 20:25)
mifampikoty ngamba aky zany fiffi a! sa ahoana soanja! raya zay injay de tena efa betsaka ny cas!:?
6. Fiffi ( 23/09/2006 20:34)
fasaly: de lasa ahoana ? inona ? hoe ny vadin-zoky kilalaon-zandry ve sa....?
7. simplex ( 23/09/2006 20:36)
Soanja: attention danger :!::!::!::!::!:

- "aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay" -> ajanony doly izay zavatra mety hitondra anao @ "tentation", indrindra ny miaraka aminy irery fa tsisy olon-kafa.
- mila mi-se convaincre enao hoe tsy mety io zavatra io na sentiment na feeling na in na in tsy mety izany.
- katsao any @ vadinao izay tsy ampy rehetra ao aminao fa tsy olon-kafa.
- mety hoe tsy important ity fa teneniko ihany: "mpianadahy tsy mifandaka", mba eritrereto kely ahoana no fiatraikan'izany eo @ fianakavinan'ny vadinao, shame on u ;-)


:-*:-*
8. fasaly ( 23/09/2006 20:44)
fiffi: otrotranzay aky lay izy a! fa misy tokou ny cas misheo otrzay ka! aza mbatratra ihany klou:wink:
9. vale ( 23/09/2006 22:41)
soanja:

Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nifandray tampoka ary mety hivadika zavatra hafa raha mitohy. Inona no tokony ho fomba hisorohana ny olana? Efa nisy nanjo anareo ve io?
Soanja: mbola tsy nanjo aloha:)fa raha ny fahitàko azy dia mampifototra ilay mpianadahy le olona 2 raha sanatria miaraka satria miara-mandry @ izy dahy dia miara-mandry koa avy eo :o:o:o;-)


10. soanja ( 24/09/2006 04:32)
simplex:

Soanja: attention danger :!::!::!::!::!:

- "aza avela ho azon'ny fitaoman-dratsy izahay" -> ajanony doly izay zavatra mety hitondra anao @ "tentation", indrindra ny miaraka aminy irery fa tsisy olon-kafa.
- mila mi-se convaincre enao hoe tsy mety io zavatra io na sentiment na feeling na in na in tsy mety izany.
- katsao any @ vadinao izay tsy ampy rehetra ao aminao fa tsy olon-kafa.
- mety hoe tsy important ity fa teneniko ihany: "mpianadahy tsy mifandaka", mba eritrereto kely ahoana no fiatraikan'izany eo @ fianakavinan'ny vadinao, shame on u ;-)


:-*:-*


Simplex, Tsy cas-ko anie le izy fa cas-n'ankizy namako e, izy mba manontany hevitra amiko, dia ianareo no anontaniako azy. Fa raha izaho io de efa lasa xxx ny mpametraka fanontaniana. Ny ahy tsy misy olana mihitsy satria mirahalahy be dia be daholo fa tsy misy anabavy kah.:-*:-*:-*:-*


11. simplex ( 24/09/2006 20:58)
soanja:
Fa raha izaho io de efa lasa xxx ny mpametraka fanontaniana.


:-w:-w
suspect No 1 i soanja :°):D:D

Tsy azo valiana satria aoro size :-P:P:D:D

:-*:-*
12. diamondra27 ( 24/09/2006 21:23)
simplex/tsy voatery cas-nao foana nge refa mametraka size eto @ forum e

Raha tsy zany ve de ze vie privée-nao any de tantaraina eto daholo tsy ho danger araka ny teninao?:-P:-P
13. vale ( 24/09/2006 22:07)
:-D:-D:-D mampiomehy be ty emotic ity:-P,io ho an'i simplex fa tsy nahazo resaka:-D:-D:wink:
14. rivodoza ( 25/09/2006 12:04)
mbola tsy manhazo ahy aloa io fa ny fanafodiny dia tsy ho voan'ny tentation na inona na inona,lanjalanjao ihany sao mivadika zavatra hafa. Prudence!
15. soanja ( 25/09/2006 20:30)
Izay indrindra no ba hitadiava hevitra hoe ahoana ny fomba hialana amin'io? Ohatra ve hoe rehefa mipetraka ao amin'ilay tranon'ilay rafozana dia tsy mifanakaiky mihitsy fa mifanalavitra. Tsy mifampitopy maso. Raha vao managataka # portable de hoe tsy manana aho sns sa ve tonga de anaovana teny directe hoe "Fady zany zavatra tadiavinao na tianao atao izany fa mahaiza mipetraka.":D:D:-P:-P
16. simplex ( 25/09/2006 20:44)

soanja,
lasa miavonavona indray ra izay. Fa mba tokony valiana hoe ny an'ny vadiko alaina. Na koa tonga de tenenina aminy hoe ny vadiko ihany no misahana ny resaka fianakaviana... Ra any @ fivoriam-pianakaviana ndray, in no antony hipetrahanao eo akaikiny, zany d efa tsy normale. Ra tsy hoe tsisy toerana hafa tsony anga.

Fa le izy v hoe samy tara sa hoe le anakiray fotsiny no miezaka mampiresaka an'le 1 e :?::?:

vale: suspect @ xxx no tiako ho tenenina fa nga le teny ambony :°):-P:-P:-P:-P

:-*:-*
17. lanto ( 25/09/2006 21:01)
soanja:

Ahoana no tsara ho fifandraisana amin'ny samy vadina mpianadahy? Zany hoe teny amin'ny fanambadiana vao nifankahita ianareo nefa samy efa nanambady ny mpianadahy ao amin'ilay fianakaviana. De lasa nifandray tampoka ary mety hivadika zavatra hafa raha mitohy. Inona no tokony ho fomba hisorohana ny olana? Efa nisy nanjo anareo ve io?

Tsy tokony hoe mpianadahy ve ny fiantso ny vadin'ny mpianadahy ? Raha miaraka izany ireo dia mifototra sy mampifamototra mpianadahy. Sa tsy zany ?

18. xxx ( 25/09/2006 21:02)
Ny nanjo ahy de zao : nisy lehilahy te hiaraka tamiko, nefa nony naheno izy fa ex an'ny anabaviny no miaraka amiko, de nihemotra. Hoizy tamizay hoe zaho no antenainy tsy hanaiky hiaraka aminy, tsy haka fanahy azy (izy mety manko tsy hahatana) satria amizay fotoana izay de hitovy amin'ny miaraka amin'ny anabaviny izy.
19. adidy ( 25/09/2006 21:21)
Raha vadin'ny mpirahalahy: dia mpirahavavy @ fanambadiana no tokony hiantsoana azy! Donky raha vadin'ny mpianadahy izany dia....mpianadahy @ fanambadiana! Dia eo koa ny hoe manakorontana ny fianakaviana iray manontolo mihintsy raha izany no miseho! ny fiainana rafozana vinanto zaodahy zaobavy ary efa manahirana , raha mbola ampiana an'izany tsy vao maika loza??? Miaraka @ hoe manao maloto an-tanàna..
20. soanja ( 27/09/2006 05:48)
simplex:


soanja,
lasa miavonavona indray ra izay. Fa mba tokony valiana hoe ny an'ny vadiko alaina. Na koa tonga de tenenina aminy hoe ny vadiko ihany no misahana ny resaka fianakaviana... Ra any @ fivoriam-pianakaviana ndray, in no antony hipetrahanao eo akaikiny, zany d efa tsy normale. Ra tsy hoe tsisy toerana hafa tsony anga.

Fa le izy v hoe samy tara sa hoe le anakiray fotsiny no miezaka mampiresaka an'le 1 e :?::?:

vale: suspect @ xxx no tiako ho tenenina fa nga le teny ambony :°):-P:-P:-P:-P

:-*:-*


Raha ny fahenoko ny filazany dia samy tara. Saingy mitady hevitra hialana ny iray moa ny iray misisika. Nefa samy tsy misy te hisaraka amin'ny vadiny aby. De mba nangataka hevitra taty hoe ahoana ny hialana amin'ny olana. Samy mahafantatra ireo fa tsy mety izany ary diso be mihISTY. Fady e.
Inn no fomba hialana amin'ny fakampanahy no fanontaniako kah?

Simplex> soa aloha fa tsy manana ps xxx aho eto de milamina ny tanana. :-P:-P:-P

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1674