Fifandraisana

21. dailynews ( 27/09/2006 13:18)
tsy tena arako loatra ilay izy ry soanja saingy ny fahitako azy dia raha misy olona mitady hanao zavatra hafahafa anefa efa manambady izy na ianao dia ny tsy mifanerasera amin'io olona io mihitsy raha azo atao no atao.
izaho efa ela be izay, nisy vadin'olona nanao bebe resaka tamiko ary fantatro hoe tsy nety fa mbola nanao bebe resaka taminy ihany koa aho(hita hoe tsy innocent ilay izy)... dia tsy mandrimandry ny saiko dia nanontany olona tao ampiangonanay aho hoe misy izao hoa..ny zavatra tonga dia noteneniny tamiko dia izao, tsy ilainao akory hoy izy ny mifanerasera amin'izany olona izany fa ny fankam-panahy anie hoy izy handosirana fa tsy antonina hoe matanjaka be aho na lalaovina ilay izy.
koa tsy fantatro raha mety manampy anao io fa zavatra mba nolalovako fotsiny ihany.
22. dailynews ( 27/09/2006 15:09)
ilay ianao aloha fomba fiteny fa tsy midika hoe soanja an....hampitao any amin'ilay olona izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.257