méditation
1. diamondra27
(
21/09/2006 22:52)
Indraindray dia ilaina ny manao méditation eo @ fiainana. Misy mahalala hoe: inona no atao mandritra io méditation io ve?
Dia misy firy karazana ny méditation fantatrareo?

répondu par Flavien le 05/11/2006 17:33
2. fasaly
(
22/09/2006 05:54)
ny fahalalako azy aky ry diamonda de ny yoga dia tena meditation 100°/° efikasy a! zà zao vao hano an'io:wink: tena mila an'io ny fiainana amlay rotoroto lava e! mila cocentration sy fahanginana tanteraka arapanahy:wink:
3. tafita
(
22/09/2006 07:34)
Jereo amin'ny google ange ireo e
www.meditation.org
www.meditation.fr
www.meditation.com
Meditaion 3 samy hafa ireo , ka tsy haiko izay ilainao..

5. booboo
(
22/09/2006 08:43)
-Ny anay mankeny @ toerana mangiana feno hazo sy misy rano mikoriana. Mipetraka mahitsy tsara ary paumes ouvertes. Dia zay ihany, tsy mieritreritra n'inona n'inona. Rehefa manomboka mifantoka tsara @ zay dia mahatsiaro ho en éveil daholo ny sens aby aby manomboka eo. Misy ifandraisany @ Qi (ila notenin'i Vaika atsy @ " fahasalamana " io).
Tsy misy hoe fomba tahaka zao ny tena tsara na efficace indrindra @ méditation, fa rehefa mahita toerana milamina, mangiana sy ahazoana aina dia zay no zava-dehibe. Misy ny mifantoka @ raha iraika ( mivavaka @ Andriamaniny, respiration, mandalina soratra masina ... ), misy mi-vider saina, misy mihetsiketsika hi-contrôler-na ny énérgies positives @ ny tena sy ny manodidina ....
Ny tanjona dia rehefa mahatsiaro ilay sensation de bien-être ny tena dia zay :wink:.

6. diamondra27
(
22/09/2006 09:16)
misaoptra anareo 3 dahy fa tena mbola tsy nazava tamiko io méditation io ka araka ny tenin'i fasaly de andeha hi-pratika azy izany de hhijery le lieu tenenin'i booboo de hifidy izay mety amiko @ sites nomen'i tafita
merci fa tena mila an'io tokoa za izao. Enga anie ka tsy diso lalana
:-*:-*:-*:-*

9. diamondra27
(
22/09/2006 14:28)
ravakamalala: de ahoana ny fampiasana azy
lapino: sareraka ngah no tena havanana @ity?
Mba mandrosoa moa sareraka a!

10. ravakamalala
(
22/09/2006 16:20)
tsy tena haiko tsara ny medidation ny chapelet fa tanteriko eto izay mba fantako :
rehefa avy mitanisa ny "arahaba ry Maria" 5 iny dia misy meditation atao momba ny mystere, ...
tsy te hiteniteny foana aho fa io ry Hery na Pissoa mba ampio tosika kely a! Ireo ihany no fantako hoe katolika eto, :oops:

11. Vaika
(
22/09/2006 16:51)
Ny hevitra mba azoko atsipy angamba amin'ny méditation dia ilay mifanojo ihany ao amin'ny fahasalamana (stress-fitsabona tatsinanana). Izany hoe havahana amin'ny resaka spiritualité sy philosophique ilay méditation. Mampatahotra ny mahita ireo manam-pahaizna manao méditation dia sérieux be sady lasa saina lavitra ary toa tsy azo kotabaisina mihintsy. Méditation ? Asa tokoa.
Ka isika raha hanao "mode de vie" (fa tsy mode de réflexion !) ilay méditaion dia mifanohitra tanteraka amin'izany (mandefa saina lavitra) no atao. Satria rehefa manao méditation dia izay hampitony ny saina indrindra no tanjona (équilibre émotion-sentiment). Izany hoe tsy hirahana handehandeha intsony ny saina fa hasaina (invitation) mba hijery sy hitazana ny ao anatintsika. I ra-saina mantsy danz be raha hitebiteby, ka na efa ora fatoriana aza indraindray dia mbola lasa ny eritreritra fa manao heures sup ny atidoha:-D
Inona no atao rehefa manao méditation ?
Ireo mpampianatra dia manoro ny fomba fipetrahana (lotus na zazen), atao mahintsy tsara ny hazon-damosina dia anjaran'ny tsirairay ny sisa. Tsy misy hafa-tsy ny mipetraka mahitsy hoy izy ireo, izay ihany no tokony atao.
Mba nisy hevitra natsipy ihany ao amin'ny stress momba ilay cohérence cardiaque. Io no mba hitako tekinika mety hi-cout-circuiter-na ilay saina mivezivzy (mimich;-) ).
Farany, raha mandeha mikaroka vaha-olana any ivelany ny saina amin'ny fiainana andavan'andro, rehefa manao méditation kosa dia atodika ao anaty izy, mijery fotsiny izy dia ampy.
Mirary soa ny tsirairay.

12. diamondra27
(
22/09/2006 21:05)
vaika: nazava ny torohevitra.Hiverina hijery le stress ndray zany aloha:-*;-);-)
rvkmll: marina tokoa izany aleo miandry ny havanana @ raharaha sao dia mandeha @ tsy fandehany eo le méditation.

13. Vaika
(
25/09/2006 09:52)
Ity misy toro-hevitra avy amin'ny Maître zen :
Nishijima sensei :
Il n'y a pas d'intention particulière autre que "juste s'asseoir" ; l'énergie mise en jeu dans cette action de "juste s'asseoir" est très naturelle, il n'y a rien de forcé, rien de relâché. De toute façon, il ne faut pas s'occuper (se préoccuper, penser) du montant d'énergie à mettre en jeu lors d'une action, il faut juste la faire, il faut juste s'asseoir. Il s'agit de juste s'asseoir en maintenant simplement la colonne vertébrale droite....En particulier, respirer doit être naturel. Il n'y a rien de contrôlé, aucune volonté particulière, aucune intention...On ne cherche pas à obtenir quelque chose de spécial...la respiration devient plus lente, mais ce processus se fait de façon naturelle, sans y penser, sans forcer la respiration à être telle que notre esprit voudrait qu'elle soit, c'est-à-dire lente.Un jour, la respiration sera lente et profonde, ça viendra tout seul...Redresser la colonne vertébrale induit l'équilibre entre les deux systèmes nerveux sympathique et parasympathique alors que forcer sa respiration au niveau du tanden risque, en tant qu'effort non naturel, de troubler cet équilibre.
Dia mazotoa e !

14. diamondra27
(
25/09/2006 10:28)
wé, merci fa sady namaky aho no nanao application,
de mbola hamerina an'le izy @ tokony ho izy @izay
Merci merci^:^^:^=D
:-*:-*

15. Vaika
(
25/09/2006 19:09)
Tsy misy fisaorana ankia diam fa isika mianakavy daholo io a !
Dia ento milamina sy mahereza e !:-*:-*:-*

16. Fiffi
(
28/09/2006 19:16)
ny hevitra mba hitako indray @ io fanaovana méditation io dia ny mandeha manao "retraite"
17. Flavien
(
05/11/2006 17:21)
Fa tsara aloha Diamondra mba any @ toerana milamina tsy misy mpandeha fa tandremo fa raha vao misy zavatra mikoropaka kely dia mahalasa dala tampoka satria mbola lasa lavitra rasaina fa tsy eo ka tandremo:wink:
18. Flavien
(
05/11/2006 17:33)