Torimaso

1. fasaly ( 21/09/2006 18:38)
Fa maninona wa ny vehivavy sarotra mahita otry kokoa noho ny lehilahy e, ny lehilahy vao midaboka de mierotra ny vehivavy efa misy mihinana fanafody izany na tanora io na antitra de tsy matory ihany....
répondu par Fiffi le 05/10/2006 18:14
2. besoiiin ( 21/09/2006 18:43)
ny sipa mila safosafo fôna vô matory kouuuuuuu! cheri a safosafoy ny loako.......... hmmmm mampatsiahy ahy zavatra zany...
3. cutie ( 21/09/2006 18:43)
satria ny lhl tsy misy eritreritra :-D:-D:-D:-D
laingako zany :-D
za koa akia ry fasaly tsy mahay fa za tonga de mora matory a :-D:-D:-D
4. pissoa ( 21/09/2006 19:07)
Satria ny vehivavy (matetika) be eritreritra. Eritreretina daolo izay azo eritreretina rehetra.

Tsy tadidiko ilay film misy hoe: Fa maninona kay ianareo vehivavy no tsy maintsy mametraka fanontaniana foana alohan'ny matory e? :roll::-D:-D:-D
5. dadasy ( 21/09/2006 19:38)
Ataoko fa tsy azo raisina ankapobeny io hevitr'i fasaly io satria misy ny lehilahy de tena ela mihitsy vao mahita tory. resaka fahazarana indray no ahitako ny antony. Raha efa zatra natory tara ilay olona de tsy ho mora aminy mintsy ny hatory aloha, na lahy io na vavy.
6. hery ( 21/09/2006 19:49)
Satria ny lehilahy miasa mafimafy kokoa dia reraka aloha kokoa... dia vety dia matory...
7. booboo ( 21/09/2006 20:14)
ouz Dadasy :
Ataoko fa tsy azo raisina ankapobeny io hevitr'i fasaly io satria misy ny lehilahy de tena ela mihitsy vao mahita tory. resaka fahazarana indray no ahitako ny antony. Raha efa zatra natory tara ilay olona de tsy ho mora aminy mintsy ny hatory aloha, na lahy io na vavy.


miombon-kevitra.

Fasaly > sarotra mahita tory koa angaha ianao ? zaho tato ho ato tsy mahita tory grave ! pffffffffff.
8. diamondra27 ( 21/09/2006 22:20)
na lahy na vavy rehefa misy zavatra kotranin'ny sainy ao de tsy mahita tory mihitsy.

za ndray aloha ry fasaly de tsy ao anatin'ilay vhv sarotra mahita tory fa tu me demandes hoe: ndao hatory de matory za.:-D:-D:-D
Rehefa tsy te-hatory de mamorona zavatra atao: mamaky boky, mi-tricote,mipasoka, manasa lamba sns...
9. diamondra27 ( 21/09/2006 22:37)
fasaly:atolotro ho anao

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img124.imageshack.us/img124/2973/dormirto9.jpg[/IMG][/URL]
10. fasaly ( 22/09/2006 05:52)
diam: hummmmm! raha mba zà no matory tsara otran'io zazà io an! de tena sambatsa:wink:

hery: marina ve zany??tsy ny vevavy ve no miasa fatratra kokoa:wink: ny tiko lazaina refa avy miasa any ivelany izy de mbola manao ny raharaha ao antrano nahandro pasoka mandamina kely ny ao antrano sy ny sisa fa ny lehilahy amzany efa mamaky gazety etsy ambony kanapé na seza lava:wink::°):lol:
11. diamondra27 ( 22/09/2006 09:20)
fasaly: astuce mba hahitàna tory: tsy mahazo misotro zavatra excitant alohan'ny hatory, tsy mijery TV, atao malefaka ny jiro fa tsy le mirehitra be mamparary maso ireny.

Hoy le olona iray izay: mamakia baiboly rehefa tsy mahita tory fa tena 1mn monja dia ho tonga ny torimasonao, somnifère assurée io hoy izy.

:-*:-*
bonne nuit njy
12. kally ( 22/09/2006 09:32)
Izaho anefa ry reto dia mahamenatr'olona mihitsy fa raha vao tsy mihetsiketsika dia matory, raha izaho no entina any anaty tômôbilina, vao mandeha kely 15km dia raiki-tory, vao eo ambony ondana ny lohako dia matory, indraindray aza eo am-pijerena tv dia raiki-tory ho azy eo nefa mba te hahita ery:twisted:
13. ravakamalala ( 22/09/2006 12:43)
kally izany lé tsy mijery tele fa jeren ny tele!:-D:-D
14. mandrindra ( 22/09/2006 13:24)
io voalzan'i dadasy hoe tsy azo generalizena ilay izy e. tsy misy teoria mandeha mihitsy ny amin'io. izaho ohatra na misy blema aza, rehefa leran'ny dodo, dia dodo. dia rehefa mifoha indray mieritreritra hoe inona no vaha olana. noho izany tsy izay be eritreretina rehetra dia tsy mahita tory.
ny atidoha no mibaiko hoe dodo, dia dodo. fa rehefa mbola tsy lasa ny baiko dia midiridiry eo foana ny maso.
15. Samoana ( 22/09/2006 13:28)
fasaly:

ny vehivavy efa misy mihinana fanafody izany na tanora io na antitra de tsy matory ihany....



Sakafo hoanina misimisy @ alina fa aza fanafody raha te hierotra haingana toa anay e !:lol:

16. fasaly ( 22/09/2006 14:25)
diamondra a! ny café sy ny coca ary ny orange efa eviter ko alohan'ny hatory fa in kou no tsy azo hanina
ngamba kalou ity ordi oridi ity mahitsy no mahavoa ahy e!:x

booboo: ieny aky tssssss tato ho ato mitsy io e! de tenja henjana be ny maso an! tsika roa kou tena mitovy aretina foana an!:-*
17. fasaly ( 22/09/2006 14:27)
samoana: vao maika tsy mahita tory raha voky alina zany knou! eo mivadibadika eo ny kibo tsy zàka ndray tsy hita izay pozisiô hatao fa voky lotra....fa lay mamaky boky alou no hitako mampahita tory e! fa zà kamo:oops:
18. diamondra27 ( 22/09/2006 14:32)
fasaly: de TV sy ordi zany tsy arehitra ihany koa e!
19. fasaly ( 22/09/2006 14:35)
ka ny loza de zao: ny alina iny ihany no manana fotoana hitsidihina nety kely de mety taraiky eo anefa de tsssss! hatramzao aloha de tena mbola tsy afaka eto ny alina fa bon! hiezaka angamba raha tena mitohy ny tsy fisian'ny torimaso:wink::°)
merci diam an!:-*:-*
20. booboo ( 22/09/2006 15:33)
dia exciter-n'ny raha hitany ao @ internet zany ny cerveau n'i Fasaly dia lasa mbola tsy te-hatory izy kouh....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2054