Torimaso

21. andry08 ( 22/09/2006 15:56)
Hajanony rehefa @ 10h ny internet fa raha vao mihoatra dia lasa ny train (train eto dia ny torimaso), vao tara départ dia miandry ny cycle manaraka indray.:)
22. fasaly ( 22/09/2006 17:06)
^:^^:^^:^^:^ eny reto aaaa! msotra e!:wink:
23. vale ( 22/09/2006 22:47)
cutie:

satria ny lhl tsy misy eritreritra :-D:-D:-D:-D
laingako zany :-D
za koa akia ry fasaly tsy mahay fa za tonga de mora matory a :-D:-D:-D
cutie::-D:-D


24. fasaly ( 23/09/2006 08:47)
cutie:


za koa akia ry fasaly tsy mahay fa za tonga de mora matory a :-D:-D:-D


mba aotoroy kely hoe aky ny fikafika njy amzany fa tena mba te otrzay kounkou zà:?:wink:


25. Aino ( 24/09/2006 06:06)
fasaly izhao koa anky ela vao mahita tory ah, raha tsy efavalaaka be ny toromaso iny izay vao mora mihesona, fa raha ry zalahy indray de tsy fatatro hoe ahoana mihintsy aza no anaovany ry zareo azy mora mahita tory.
26. mirana5 ( 24/09/2006 09:58)
Aleo be eritreritra toy zay tsisy eritreritra, fa fahaizana mandanjalanja azy fotsiny no tokony imasona é! dia tonga ho azy ny torimaso :wink:
27. Fiffi ( 28/09/2006 19:17)
zah aloha rehefa tsy mahita tory de mamaky boky aloha fa tsy maharitra . Tsy miheritreritra zay zavatra vita na ho avy fa hankafy fotsiny hoe eto am-pandriana zah zao de hatory. Fa mety an! :)
28. diamondra27 ( 29/09/2006 06:40)
fasaly: efa hoe: tokony hipiana ho'aho ny PC sy ny TV rehefa après ny 22H30 , lol:lol:
29. papounette ( 29/09/2006 08:04)
kally:

Izaho anefa ry reto dia mahamenatr'olona mihitsy fa raha vao tsy mihetsiketsika dia matory, raha izaho no entina any anaty tômôbilina, vao mandeha kely 15km dia raiki-tory, vao eo ambony ondana ny lohako dia matory, indraindray aza eo am-pijerena tv dia raiki-tory ho azy eo nefa mba te hahita ery:twisted:

Zà ko manana pb na torimaso:be torimaso lôtra.Règle numero un rehefa tonga any antrano mirava hariva tsy mahazo maka fandriana fa tonga de matory de maraina vô mifoha,rehefa ao anaty tômobila zany de tsy tenenina tsony ny hiangany no ela de matory ,raraka mitsy ny ivy.Mahamenatr'ol mitsy.Zà ange r'reto mahita tory na de eo ampototry ny baffle be maneno be.:oops:

30. Fiffi ( 29/09/2006 17:28)
diamondra: 22h30 ? heu....mba aloha be kosa akia io an! :-D:-D:-D
papounette: :-*:-*:-*:-*
31. fasaly ( 29/09/2006 17:58)
diam: efa manadrana zà fa refa voanlay drogue douce eto am pc de tsy afa miala kely alou e!:-D:-D:-D
32. fasaly ( 29/09/2006 18:00)
papounette::-D:-D:-D:-Dmitandrema fa misy aretina toy izay ihany koa an! fa enga anie mba tsy ho izay:-:-D:-D:-D de aiza koa no tafaotry:wink:
33. fasaly ( 29/09/2006 18:02)
fiffi: miady varotra beuh an!:-D:-D:-Dalou be aon??
zà aza tokony am 22h no mi dodo kou!
tena hita anjy fa mpakafy net mahita 22h30 aloha be:-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 29/09/2006 18:25)
fasaly: hummmm hatraty akia io voan'ny drogue-ny pc io an! aiza ve akia indraindray zah eto hatramin'ny ...firy moa ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
35. ninih ( 02/10/2006 14:37)
fa ny torimaso tena misy karazany ny olona 1/1 amin'io kah! za ndray mantsy refa tena latsaky ny olana mafy lotra de mande matory aloha de refa taitra mandinika ny tokony hatao.
36. fasaly ( 02/10/2006 15:26)
ka njy nge zany mahita tory ihany ze! ary mety be lay hoe refa taitra vao mandinika ny toony hatao, fa misy ny manana olana de tsy mety mahita tory mitsy fa varina lasa saina ao ampanjina ao:roll:
37. Fiffi ( 02/10/2006 19:31)
fasaly: de inona akia no heritreretindry ao @ maiza ao ?
38. fasaly ( 03/10/2006 06:03)
kounnn! zà ngah mireirtreritra fa ifamotofoto be ihany ny ao antsaina otran'ny nisy tournade nandalo:?
39. Fiffi ( 03/10/2006 16:58)
eeeeeehhhhhh ! zavatra hafa indray zany akia ry fasaly an! de mba hataovy hoe "allez ! oust" daholo ireo zavatra manitikitika ao an-tsaina ireo de lazao azy hoe mila matory ahoooooo !
40. fasaly ( 03/10/2006 20:58)
ka zà aza efa miezaka manisa ondry bdb fa tsy mety e! refa hikorotana zay ny torimaso an! de tsisy azo hatao kou:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1924