tiko izy

1. soamihanta ( 21/09/2006 11:23)
tikou izy na mainty io na inona filazanao azy, diso ve aho raha milaza anizany:?:(l):-*:?:
répondu par mandoline le 28/09/2006 06:34
2. booboo ( 21/09/2006 11:27)
ié :°)...tokony tsy tenenina akory zany, refa tsy mino ny hafa dia tant pis kouh !
3. soamihanta ( 21/09/2006 11:30)
misaotra @ fampaherezana,ny sasany manko mialona sy manavakavaka
4. soamihanta ( 21/09/2006 11:33)
misaotra @ fampaherezana, ny sasany manko sady mialona sy be tsikera
5. booboo ( 21/09/2006 11:36)
aza henoina e ! vao manomboka misokatra ny vavany dia tampeno :°). Efa fantatrao fa tsy hitondra afa-tsy sorisory dia zay e : tampeno ny vavany na ipitsiho lavitra beeeeeeee mihitsy
6. soamihanta ( 21/09/2006 11:38)
ekeko fa saingy manampina ny vavany aho saingy ny vavany ol koa tsy azonao idina fa njainjay manorisory
7. soamihanta ( 21/09/2006 11:39)
ekeko fa saingy manampina ny vavany aho saingy ny vavany ol koa tsy azonao idina fa njainjay manorisory


8. booboo ( 21/09/2006 11:40)
dia akory zany hataonao ?
9. mandrindra ( 21/09/2006 12:22)
soamihanta, tsy ny vavan'ny mpitaty rà-kena no henoina raha tsy izany dia vita matavy eo. izay tianao ihany no ataovy
10. fens ( 21/09/2006 12:27)
tena tiko be le fandraisanao andraikitra satria za mantsy mahita fa mbola be no mbola manavakavaka ny olona amin'izao ka tsy mitia afa tsy izay mitovy volonkoditra aminy!(l)(l)(l)
11. diamondra27 ( 21/09/2006 12:39)
l'amour n'a pas de frontière(couleur, origine, réligion...):-*:-*
12. fens ( 21/09/2006 12:48)
diamondra27:

l'amour n'a pas de frontière(couleur, origine, réligion...):-*:-*


Marina 100% ny voalazanao
13. Aino ( 21/09/2006 13:05)
raha ny ahy indray dia matoa notiaviko dia ny foko izay no nifidy azy!!!
ary tsy diso ianao raha milaza any izany satsia samy mananana ny safidiny isika rehetra.
14. xxx ( 21/09/2006 13:12)
ianao no mahalala izay tianao,
alohan'ny itiavana olona iray nefa mila jerena ihany ny lafin-javatra rehetra mba tsy ahitano olana eo amin'ny firaha-monina sy ny manodidina anao ka ho fifaliana no aterak'ilay Fitiavana fa tsy romoromo sy sorisory.
raha miteny ny olona aza tonga dia raisina hoe manaratsy avy hatrany fa lanjalanjao ihany koa anefa. Saro-pady loatra mantsy io Fitiavana io.
15. booboo ( 21/09/2006 13:12)
l'amour n'a pas de frontière(couleur, origine, réligion...)


dia mbola ampiako koa hoe sexe :°). :-D:-D:-D hahazo tori-teny ndray zà androany, aza hitako ! :-D:-D
16. mandrindra ( 21/09/2006 13:14)
booboo, inn no tianao lazaina : l'amour n'a pas de sexe sa le sexe n'a pas de frontière? :-D:-D:-D
17. rasoul ( 21/09/2006 13:16)
tsy diso ianao ka efa lalanan'ny natiora ny fisian'ny kolera ka tsy tokony atao hanimba sofina
18. booboo ( 21/09/2006 13:38)
mandrindra > tsy rarahina aby zany e ! refa tia fotsiny na mitovy na tsia @ sexe-n'ny tena dia tiavo any fotsiny (:°):°)lé vôlou zany sa lé faharoa ? hihihihihihi, aza petahana colle zà fa voa foana hatr@ maraina eeeeeeeeeeee )
19. xxx ( 21/09/2006 13:39)
mandrindra:

booboo, inn no tianao lazaina : l'amour n'a pas de sexe sa le sexe n'a pas de frontière? :-D:-D:-D



Tsy ratsy ...:-D
20. dailynews ( 21/09/2006 13:41)
tsy misy olana mihitsy izany e. atolotro ho anareo roa izany ity hiran'Ambondrona ity "tiako izy, tiany aho"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3653