tiko izy
21. mandrindra
(
21/09/2006 13:54)
booboo, ao fa tsy asiako lakôly fa sao miraikitra eo e:-D:-D:-D
soamihanta, dia izay e, ny fitiavanareo no atao mibaribary fa tampina ho azy ny vavan'ny olona
soamihanta, dia izay e, ny fitiavanareo no atao mibaribary fa tampina ho azy ny vavan'ny olona
22. fiderana
(
21/09/2006 14:46)
marina ny tenin'i XXX fa izao aza mbola mitsoaka na manalavitra ny fiaraha-monina kosa aloha fa soa very any, fa hitsikio fotsiny izay manadala, tsiky kely dia ampy ka! tsy hampiova ny fitiavanao azy izany,dia aza kivy fa maheraza ê!
25. mandoline
(
28/09/2006 06:34)
r'efa tinao de toavo hataramin'ny farany, fa aza asina sao,ny oul, sns ...é:*
