tena musicien.....!
1. totofy
(
20/09/2006 19:14)
ity zavatra ity aloha dia zavatra tena nisy hono , tao Tana... ary miala tsiny raha sendra ka havanareo ilay olona ... ary ho tantaraiko araka ny nilazan' ilay olona nitantara tamiko ....:wink:
tsy mampimehy ahy ilay izy fa mampitsiky ahy rehefa maheno fiara mi-klaxon aho (tsiky dia ampy)...
nisy rangahy izany hono (tsy fantatro ny anarany !!), prof de musique tao Tana tao izy , indray andro hono nidina avy any Faravohitra iny izy handeha ho any Antaninandro ......
nandeha nidina iny izy zany dia asa lasa tany amin' ny mozika ny lohany , ka tsy fantany intsony hoe niampita arabe izy ..... tamin' izay indrindra nisy 4L (Taxi) nidina dia nandona an' i ranamana (boum)..
teo dia tsy nahatsiaro tena intsony izy ....
ny ampitso tany amin' ny hopitaly... tonga tao ny police nanao enquête.... satria ilay taxi tonga dia nitsaoka (délit de fuite) ka tsisy vavolombelona koa nahita ........
-police : tadidinao ve rangahy ny numéro an' ilay fiara ?
-Ranamana : tsia ....
-police : tena tsy misy zavatra hoe tadidinao mihintsy momba ilay fiara ?
- ranamana (rehefa avy nieritreritra kely ...)
ny tadidiko aloha dia FA# ny klaxon é !
:-D:-D:-D

répondu par kala le 29/09/2006 15:22
7. kala
(
22/09/2006 08:45)
totofy > =D=D
mafy ny nahzo lay ranamana saingy izy aza mba nahatadidy an'io farafaharatsiny.
Raha izaho no nanontaniana dia mety hozizy zà hoe "ilay blaginao no tadidiko" =))=))=))