ina n atao fa kay efa nteraka anam sisin daolo ny kofa amzao
1. tasca
(
20/09/2006 11:48)
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,
répondu par comany le 22/09/2006 13:40
2. booboo
(
20/09/2006 11:52)
à prendre ou à laisser ...zay hitanao fa hampetipety ny fiainanao @ reo atao ....
3. mamzelkely
(
20/09/2006 11:54)
de ekeo le zanany ra tena tia azy njy ko ny fananana zanaka angah mo manakana an zany8)
4. jimtex
(
20/09/2006 12:47)
tasca enao kos ve de tsy mba manadihady fa jamba ny fitiavana eo .Zany hoe aza mety miraka aminy ra tsy mazava izy e
5. dolby
(
20/09/2006 13:28)
tasca:
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,
Fa mety mampisy olana angaha raha misy zaza :-) Ny tsy manana aza zao miezaka manangana.
6. fiderana
(
20/09/2006 13:47)
Aza dia hatao olana izany, fa ny sipa koa anie mba voan'izany ê!, efa mba tena tafa tsara ny fon'ny kofa ilay efa jamba iny vao mba mahafantatra hoe manan-janaka ny spin ê! nefa milay ilay fitiavana dia miditra, tsy hitako izay olana fa izaho aloha sahy ê!, ny zanany hatsangako dia ny reniny hampandriako ( halaiko vady io ân!) :lol::lol::lol::lol:
7. pissoa
(
20/09/2006 13:57)
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,
marina ny tenin'i booboo
à prendre ou à laisser ...zay hitanao fa hampetipety ny fiainanao @ reo atao ....
ina n atao fa kay efa nteraka anam sisin daolo ny kofa
Otran'ny tsy mahay kou nareo lehilahy oe tsy am'sisiny no miteraka :roll::-D:-D:-D
8. simplex
(
20/09/2006 14:14)
tasca:
Lohateny : ina n atao fa kay efa nteraka anam sisin daolo ny kofa amzao
misy diso le hoe daolo :)
tasca:
efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà
anontanio aty aloha be hoe enao nga efa manan-janaka:?: ;-):°):D:D
Ary tsy hoe izay lehilahy manan-janaka retra akory de tsy avotra doly fa mba diniho sy alalinoa aloha. Otran'ny lehilahy manam-bady vevavy manan-janaka ihany io e. Refa mety de mety ... :°)
:-*:-*
9. mamzelkely
(
20/09/2006 14:26)
fa manimba le fitiavana ve alou le miaraka am lhl efa niteraka teny am sisiny ee refa mifankatia de zay amiko de accepter-na le zaza :roll:
10. cutie
(
20/09/2006 14:35)
eny wa, iza koa ny hiraharaha an';ze efa lasany tany :roll::roll::roll:
11. pissoa
(
20/09/2006 14:53)
zeleky, raha mbola tsy nieritreritra ny hiteraka mihitsy njy ohatra ... dia mivadika renin'olona efa 5 taona tampoka. Dia ho smooth be kosa ve ny fiovana rehetra? Diniho fa na ny hiteraka zanaky ny tena aza dia misy fanontaniana mipetraka betsaka. Dia izay no olana. Mety misy tahotra ao, mety misy fahadisom-panantenana.
"... ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana"
"... moa ve efa nosaininy, tsy ampy ny mitia"
"... ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana"
"... moa ve efa nosaininy, tsy ampy ny mitia"
12. pissoa
(
20/09/2006 14:57)
Oops - zelkely fa tsy zeleky :oops::oops::oops::-D
Miala tsiny akia an :-*
Miala tsiny akia an :-*
13. lapino
(
20/09/2006 15:50)
pissoa:Fa ny lehilahy ngah moa miteraka? :roll::roll:
Otran'ny tsy mahay kou nareo lehilahy oe tsy am'sisiny no miteraka :roll::-D:-D:-D
Sa sisin'inona izany kloo? :roll: :wink:
15. pissoa
(
20/09/2006 16:02)
lapino:
Fa ny lehilahy ngah moa miteraka? :roll::roll:
Hihihi - koa ahoana no manan-janaka? :-D:-D:-D
lapino:sisim-pandriana ... tsy eny amin'ny sisiny fa eny ampovoany sao menjera ny zazakely :wink::-D:-D:-D
Sa sisin'inona izany kloo? :roll: :wink:
16. lapino
(
20/09/2006 17:41)
Tsy voatery miteraka vao manan-janaka ko :P
Fa za tena mbola tsy naheno lehilahy niteraka tamin'ny sisim-pandriana izany :roll::roll:
Fa za tena mbola tsy naheno lehilahy niteraka tamin'ny sisim-pandriana izany :roll::roll:
17. pissoa
(
20/09/2006 18:11)
Manana zanaka nateraka indray aza e :P
Izaho koa tsy mbola naheno an'izany fa izay no fahazahoako an'ilay izy :roll:
Izaho koa tsy mbola naheno an'izany fa izay no fahazahoako an'ilay izy :roll:
18. lapino
(
21/09/2006 06:03)
Fa za koa mbola tsy naheno hoe lehilahy niteraka teo ampovoany :roll:
19. miangalyandria
(
21/09/2006 06:17)
olana tamin'i brad pitt ve ny zanaka be roa an'i angelina jolie :?::idea:
20. ari.malala
(
21/09/2006 06:53)
lapino, enao ko mampime an :-D:-D:-D:-D amiko manokana tsy manova ny fitiavako azy ny fananany zanaka ivelan'ny tokantrano raha toa ka efa taloha be fa tys tao anatin'ny tokantrano no nanany azy. Izany tsinona ca fati partie du passé fa raha tao anatin'ny tokantrano no fahotana mahafaty. Amiko manokana io.