ina n atao fa kay efa nteraka anam sisin daolo ny kofa amzao

21. pissoa ( 21/09/2006 07:15)
lapino, koa tsy fantany oe tsy eny am'sisiny koa :-D:-D:-D:-D:-D

miangalyandria: mety tsy olana taminy satria mety efa naniry hananjanaka koa izy (sady tsy Brad koa no filamatra amiko - fiainana star amin'izao mampametra-panontaniana :roll::-D:-D:-D ). Fa io efa noteneniko io hoe raha olona tsy mbola nieritreritra ny hiteraka no miova renin-jaza efa 5 taona tampoka eo ... dia mipetraka aminy ihany ny fanontaniana sy ny tahotra.
22. jentilisa ( 21/09/2006 07:20)
ilay daholo aloha dia tena tsy ekeko mihitsy! Fa marina ny tenin'i pissoa hoe mety hieritreritra lalina foana ilay kaofa rehefa avy amin'izay izay tena ho zanaka!
23. soamihanta ( 21/09/2006 11:25)
de zay tianao tiavina!fa tsy misy lehilahy tsy maditra
24. fens ( 21/09/2006 12:24)
tasca:

efa ela be aty aoriana vao fantatra oe ay efa misy zàzà ,


de mankanesa aty fa za mbola tsy niteraka tany amin'ny sisiny:-@:-@:-@
25. diamondra27 ( 21/09/2006 12:47)
simplex: sendran'ny kof nanjanaka foana kosa ngambany izy koa. Naninona marina raha mba nanontany an'i simplex aloha vao nanambady.

tasca: aza atao dans le même panier ny olona rehefa misy zavatra tsy tianao na manjo anao @ manaraka. Dans la vie il y a toujours le bien et le mal.
De anao ny safidy.C'est ton choix fa tsy nisy nanery ianao niaraka t@iny olona iny. Miala tsiny fa henjana be le fitenena fa c'est la vérité.(hafa ny hoe: vady promise ny ntaolo)
26. fens ( 21/09/2006 12:52)
Mahereza enao fa saonjo ray lohasa io ka tsy ilaozan'izay mamanara e!
27. comany ( 22/09/2006 13:40)
mbola tsy niantra d tsy manina ô!
adala daholo! ekeko a ekeko!
koa raha tena lehilahy manampitiavana tokoa izy nahoana ny zanany no ataony any @ sisiny fa tsy novadiany ilay reniny dé tezainy ny zanany! sa izay koa no tiany anaovany anareo ry sipa milaza fa hanaiky bandy efa niteraka tany @ sisiny.
raha efa nisarapanambadiana idray izy dia mety ho hafa ny fandehandraharaha fa olona nitsoka adidy hatramin'ny voalohany zany ve!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2751