Nisaraka dia avy eo mifanena

1. dolby ( 19/09/2006 07:47)
Ataontsika hoe nisaraka tamin'ny sipanao ianao, dia aty aoriana ianao mifanena aminy indray fa izy miaraka amin'ny sipany vaovao (mbola tsy hitanao).

Inona avy no mety manitikitika ny sainao ao ? mino aho aloha fa ilay sipany vaovao no hodinihinao kokoa. Mba tantarao hoe !
répondu par kanto10 le 27/10/2006 09:45
2. booboo ( 19/09/2006 08:04)
:-D:-D. Zà tena tsy niraharaha ilay olon-tiany vaovao klou e ! tany amin'ilay iraika (ex) foana no masoko dia niara-nihomehy zahay. T@ zahay mbola niaraka tsinona dia ny feny no fi-taquiner-ko azy fa mitovy @ fena mpanao rugby reny :}:°). Dia hitany zà nandinika ny feny dia nihomehy koa izy ( tafaresaka zahay taty afara kelin'io dia io nolazainy ahy hoe fantany ny nodinihako ...la honte ! :-D:-D ).

Izay ihany no nanikitika ny saiko kah ....

3. mamzelkely ( 19/09/2006 08:33)
:-D:-D mampimé ko njy ry booboo

ny anah njay na manja aza le sipa de oziz fôna za we "de ts nahita manja koko ve izy" :°):-D:-D:-D
4. xxx ( 19/09/2006 09:13)
tonga de lé sipany vaovao alo no jereko voalohany e! ambony amabany mintsy :roll:
fa io ko miankina am'lé nisarahana alo hoe,
raha hoe raisintsika hoe nipitsika fotsiny ohatra lé vevavy tsy hita zay antony, ka mifanena refaveo tsy maintsy tonga alo de lé bandy vaovao no jeren'ilay ex hoe milay noho izaho ve sa tsy milay no de nipitsihana tsotra izao zà,
fa raha raisintsika ko anefa hoe nisaraka (nifanarahana tsara) mety hoe lasa mpinamana be izy avy eo de mety hifananihany ndray ary refa mifanena aty aoriana hoe izy moa zany no....?
fa tandremo sao manao ilayhiran'i Henry Ratsimbazafy hoe "nefa ao anatiko ao, tohina ilay fery vao..."
5. naritsimba ( 19/09/2006 11:06)
zà njay tsy miasa saina, fa rehefa nisaraka dia nisaraka, ary dia vitan'ny mifampiarahaba dia izay, tsy misy alahelo sady zà tsy saro-piaro rahateo koa eeeeeee!

Hitsikio dia ho hitanao
6. HESHA ( 19/09/2006 11:17)
:oops::oops::oops:
hoatrany tsy tadidiko hoe inona na iza no nodinihiko voalou, fa nojereko daholo izi mitsam
toa tsy dia nisi hoa hoa hoa fa mba maso mijeri tsi mitondra modi fotsini e
de mitantara am ao antrano hoe hitako tary i ann
7. kala ( 19/09/2006 13:48)
nisaraka dia avy eo nifanena
1 - efa misaraka zany aloha dia tsy hitako tsony zay tohiny. zany hoe film efa maty rôle
2 - nifanena,tsy manana zvt hodinihiko tsony ny aminy. Teo anilako izy no tokony nanararaotra nandinika ny rehetra aho, ny karazan'ol tiany ny goûts-ny, zany hoe rehefa misaraka dia azoko an-tsain ny olona mety hiaraka aminy eo
3 - raha miaraka @ na sipa ve izy???:roll::roll::roll::roll: tsy manana fotoana handinihana azy zà sao midona eo
8. Lejim ( 19/09/2006 14:11)
Raha mbola tiako moa izy no nisaraka tamiko dia mety any aminy ihany ny masoko, mba mody manao mampalahelo kely! :-D ,

Dia raha efa samy leo dia, mifampiarahaba!
9. mandrindra ( 19/09/2006 14:24)
naritsimba:

zà njay tsy miasa saina, fa rehefa nisaraka dia nisaraka, ary dia vitan'ny mifampiarahaba dia izay, tsy misy alahelo sady zà tsy saro-piaro rahateo koa eeeeeee!

Hitsikio dia ho hitanao

ohatran'io an'i naritsimba io

10. mamafara ( 19/09/2006 14:33)
andraso hoe andramako hifanena ry zareo dia hohitako eo. Rahampitso ihany dia hotadiaviko ny occase
11. dailynews ( 19/09/2006 14:34)
raha izy no niala tamiko dia hodiako fanina izy dia lasa aho miala tahaka ny tsy teo fa tsy te harary fo fa raha izaho no niala taminy dia arahabaiko kely fotsiny izy ary jereko haingana ilay sipa hoe mahavoa ve.
12. nanourand ( 19/09/2006 15:00)
:-* alou de aveo :*
:wink:
13. booboo ( 19/09/2006 15:39)
mamafara > hihihihi
nanourand > ahan !
14. mamps ( 19/09/2006 16:05)
finn azaty resaka tsy misy lohany ty, toa mampi
15. Zina ( 19/09/2006 17:33)
Ny ahy ndray sendra itako ilay bandy niaraka tamiko dia oy aho oe "za ve niaraka t@ iny bandy ratsy tarehy iny?" hahahhaha
ny anankiray ndray lozany mikoty anao nefa efa nisaraka hihihihi
Mamzel:
ny anah njay na manja aza le sipa de oziz fôna za we "de ts nahita manja koko ve izy"

ie marina mihitsy io...
16. lafatra ( 19/09/2006 18:45)
ny ahy njay tsy maka sarotsa satsia pôpiko njay lé jôba raha mifanena tampoka aty aoriana, ôtsan'ny mahazatra e! dé samy mody fanina avy eo... anjamo fa ho hitanao ny fafiny na lé eo ampanôvana na ny mieritseritsa an'ilay izy oe samy efa miaraka @ olona vao² dé mifankahita tampoka aty aoriana dé..... lasa aventure milay be
17. zamazama ( 19/09/2006 19:25)
ny ahy indray , arabaiko ko , ra izy no nanary ahy dia tsiky dia ampy e ,
18. naritsimba ( 20/09/2006 06:43)
Ny hita tena tsy mahazaka dia ny vehivavy mahita ny sipany taloha miaraka @ vehivavy hafa, dia io voalazany mamzelkely io foana no ataon'ny vehivavy na dia hita izao aza fa tsara noho izy ilay mpisolo toerana,

Ho anareo vehivavy dia tadidio fa ny lehilahy no misafidy ny vehivavy iarahany, koa tandremo ary sao fatra-pifidy eo ka ho sendra ny mangidy tsy telina.
19. ari.malala ( 20/09/2006 06:52)
tsy maintsy hoe marary ihany ny dfo aloha e, de tsy miresaka intsony de zay ko! tsy mandinika fa manao jery masika be hoe tsy ilaiko miresaka amiko intsony de vita de zay! sady za rancunière be an ;)
20. mamzelkely ( 20/09/2006 07:47)
naritsimba réaction ratsy be ange ny anah io e :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3575