Nisaraka dia avy eo mifanena

21. booboo ( 20/09/2006 09:10)
mamzelkely > hihihihihihi ny ex-n'ny vadiko no niteny anà tahaka io teneninao io ! hihihihihihihi zà hiraharahaaaaa hihihihihihihi...na mandrak'ity aza izy mbola tena potipotika beee ôtra biscuit nitsahina bildôzera e :-w:-w
22. naritsimba ( 20/09/2006 09:32)
Raha iray no lasa anarivony no manontany toerana.
Marina ange ilay fiteny hoe: lehilahy tsy mba ratsy e!
23. mamzelkely ( 20/09/2006 11:57)
booboo za ko alou tratran'izany tam ex an lery fa za ko hirarah manja no izy za matoa tiny koko no izy ko :°)
24. mamafara ( 20/09/2006 13:23)
fa ny vehivavy koa ry naritsimba tsy ratsy zany ê!

hoan'i booboo : mbola tsy nahita azy hatramin'izao. :wink:
25. pissoa ( 21/09/2006 18:01)
booboo:
na mandrak'ity aza izy mbola tena potipotika beee ôtra biscuit nitsahina bildôzera e

hihihi, tiako ho hita be zany vadin'i booboo zany :oops::-D:-D:-D
26. booboo ( 22/09/2006 16:20)
:°):-D:-D
27. kala ( 25/09/2006 13:59)
:roll::roll::roll::roll:
28. Kamoufle ( 02/10/2006 20:28)
Ny ahy jereko ilay bandy sady teneniko azy tsara hoe mazotoa letsy mihinana ny sisa an !!!
29. Fiffi ( 02/10/2006 20:46)
:roll:
30. xxx ( 27/10/2006 01:31)
Raha ny ahy indray aloha dia charmer-ko izy. sangisangiko, juste haparombotra an'le sipany fotsiny.
31. kanto10 ( 27/10/2006 09:30)
ny ahy aloha mbola tsy nifanena tamiko mihitsy hatramin'izao asa ary raha ho tadidiko hatramin'ny endriny fa mety tena mampihetsim-po kely ihany ka, ny sipany na ny vadiny indray ve moa tsy hoarabaina raha miaraka aminy fa tsy mitsaratsara zany aho ka tsara daholo zay eo
32. kanto10 ( 27/10/2006 09:45)
nenà ndray ohatriny fijeriko ny rehetra ihany fa tena be loatra ry zareo zay ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076