lhl gasy ve ti!!!!!!!!!!!!!!!!!

1. xxx ( 17/09/2006 20:40)
marihina fa vhv ny tenako!!! @zao fotoana izao mba mila ny hevitrareo a hoe ny lhl gasy ve ty atao "fellation"(lehoe tia tetrafina ny anibna nareo)dia mba mahazo tsirony!!!!!!!!!!8O8O8Oraha ny %no jerena nareo ato @sera2!!
répondu par belaza le 22/10/2006 20:36
2. fasaly ( 17/09/2006 21:25)
raha resaka tretrafina zany ve tsy any am resaka olondehibe ity dinika ity ry xxx:wink:8):-D:-D:-Ddiso adresse be ato fa misy minera bdb ato mantsy:wink:
3. Besetroka ( 17/09/2006 21:48)
aleo kosa izy mba hiteny moa e!
4. fasaly ( 17/09/2006 22:30)
afaka miteny izy nge e! fa any am resaka olondehibe ity fa tsy ato normalement:roll:
5. Zina ( 18/09/2006 00:14)
fellation"(lehoe tia tetrafina ny anibna nareo)

inn kay zany?
6. papounette ( 18/09/2006 05:26)
Fa 8O8O hono hoa angà tsy ato no fametrahana le resak'olondehibe?
Sa aiza moa:oops::oops:sô de hanaonao fôna eo!maty a zanako!!!!!!:{
7. fasaly ( 18/09/2006 05:32)
hummmmm! any am resak'olondehibe mitsy kou!8):roll: mila miditra manokana ao androky zany raha mbola tsy tafiditra ao:wink: jereo lay hoe dinika manokana klik eo de araho ny torohevitra:wink:
8. xxx ( 18/09/2006 08:19)
Ary maninona ilay resak' olondehibe no lasa misagodim-panina be vao tafiditra any ? Tsy mety nga raha atao etsy ananona etsy ihany dia asiana fanamarinana hoe 18 taona no miakatra vao afaka mijery, sa ve tsy mety zany. Raha sendra tsy ampy taona moa no mbola misisika mijery dia afaka adidy nareo
9. Noslid ( 18/09/2006 11:59)
inn kay zany?
[/quote]

ilay hoe falahana angamba izany sa??????:roll::roll::roll::@:@:@:@
10. cutie ( 18/09/2006 21:47)
Noslid :-D:-D:-D:-D:-D
11. xxx ( 18/09/2006 22:22)
xxx:

marihina fa vhv ny tenako!!! @zao fotoana izao mba mila ny hevitrareo a hoe ny lhl gasy ve ty atao "fellation"(lehoe tia tetrafina ny anibna nareo)dia mba mahazo tsirony!!!!!!!!!!8O8O8Oraha ny %no jerena nareo ato @sera2!!


Maninona moa raha tena fitiavana no hanaovana azy fa tsy tahotry ny ho voatsipaka fotsiny! :-D
Misy mantsy matahotra mafy ny ho laozana dia manao ny tsy fanao. Misy indray tena noho ny fitiavana dia manome plezira ny partenera no lahasany! :oops:8-)

12. cutie ( 18/09/2006 22:45)
Misy indray tena noho ny fitiavana dia manome plezira ny partenera no lahasany!

raha mifamaly moa le izy manin :-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 18/09/2006 23:43)
Tsy voatery kah, aleo izay tia ihany no hanao izany, raha tiako vao maika tsara! lol :-D
14. Zina ( 20/09/2006 02:57)
Noslid a inn za falahana?
teny tsy mba aiko ndray ity resakareo ity
15. ikalakintina ( 21/09/2006 10:49)
valio io ry lhl a!,:lol:
16. xxx ( 26/09/2006 23:05)
Za aloha de tia an'io mintsy, fa matetika ny sipa tonga mi-sucé ny ahy. Indrindra moa rehefa en règle izy de fellation no ataonay.
17. HESHA ( 27/09/2006 15:11)
8O8O8O
avadiho any am resak olondehibe marina kle, misi zazakeli ange mijeri serasera e, sao de nareo ndrai no ampianatra azi ni zavatra tsi haini
18. Robert ( 28/09/2006 04:26)
Izany tokoa ve (tokony resak olo-dehibe), Ny ankizy ary mety mahay kokoa noho isika efa hoe lehibe.
Firy ny Forum sexualité ao @ internet. Sa ve rehefa teny gasy de hafahafa..
19. Razouzou ( 29/09/2006 16:50)
Rehefa tsy mety ry xxx ny lahy gasy de io ny etranger feno ao ny Afrikana ao ny vazaha ao ny aziatika :-D :*:*
20. fiderana ( 17/10/2006 06:12)
xxx >> ianao mampiady angely an!, mbetika ianao lhl, mbetika ianao vhv! dia mba fanina ny tenanay. zah tsy sahy manohy fa ny toy izany tazoniko ho ahy sy izay miaraka amiko ihany,:roll::oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6427