Tsy niaraka ela dia nanambady

1. dolby ( 14/09/2006 08:41)
Couple vitsivitsy hitako (tsy be dia be akory) fa misy izany hoe vao tsy niaraka ela (1 à 3 mois) dia efa manambady sahady. Dia miaraka eny, 1 taona, 2 taona tonga eo @ efa-taona eo amin'izay manomboka mivadika ny rasa ......Manomboka mijery ivelan'ny tokan-trano (misy zavatra tsy ampy ao ary ny antony betsaka tsy fahampian'ny filana) fa zany eo ihany fa misy ihany kosa ny milamina tsara (fa tsy betsaka)

Ahoaona ny hevitrareo ?
répondu par mamzelkely le 19/09/2006 07:25
2. ninih ( 14/09/2006 09:14)
izao hono e, tsy kilalao ny fanambadiana. misy aza ny mpanakanto miteny hoe: "aza maika ny hanambady"
3. mamzelkely ( 14/09/2006 09:23)
ka ny olona efa niaraka nandritra ny 10ans aza mbola ts de mifankahalala refa miditra tokatrano ko maika fa 1à 3 mois zany, ts ampy ahafatarana olona iray zany 1 à 3mois zany donc norma be ra misy fivadihan rasa :roll::lol:
4. Fiffi ( 14/09/2006 10:29)
mba @ fomba ahoana koa ny hanambadiana raha vao 1à3 volana fotsiny no niarahana ? hihidy kizo ?
5. ikoto ( 14/09/2006 11:03)
io raha ny fijeriko , dia arakaraky izay ifanarahan'izy roa. Raha mahasahy miditra na ny lahy na ny vavy ; dia alao izy handeha; TSy ny fotoanan nifankahalalana agnamba no mitondra azy fa ny fifampitokisana , izany oe rehefa samy sincère dia mety io. Fa raha saingy kosa , misy hevitra hafahafa ao (na lahy na vavy ) dia tsy mety io. Io sincerité io no mitondra azy
6. naritsimba ( 14/09/2006 11:22)
Ny tena olana dia izao: tsy ny toetra no tsy fantatra, fa tsy ampy intsony ilay aingitraingitra sy hantahanta, ny safosafo sy orokoroka satria variana @ fitadiavana, t@ mbola tsy mpivady mantsy na misy na tsy misy dia lasa zao satria mbola eo dada sy neny fa rehefa tafiditra vao mahita ny tsy fahampiana na ny tsy fananana fotoana indrindra moa fa raha miteraka avy hatrany no tena manahirana.
Mandinika aloha vao mipataloha eh!
7. dolby ( 14/09/2006 12:03)
Fiffi:

mba @ fomba ahoana koa ny hanambadiana raha vao 1à3 volana fotsiny no niarahana ? hihidy kizo ?

Lazaiko aminao marina tokoa fa dia tena misy ary ilay kizo tsy hita raha rehefa elaela kely.

8. Rafalisoa ( 14/09/2006 13:10)
Za lou mahasahy ra misy la
9. cutie ( 14/09/2006 13:35)
Mpandefa : naritsimba [ Valio ] 14-09-2006 13:22:19
Lohateny : Re : Tsy niaraka ela dia nanambady
Ny tena olana dia izao: tsy ny toetra no tsy fantatra, fa tsy ampy intsony ilay aingitraingitra sy hantahanta, ny safosafo sy orokoroka satria variana @ fitadiavana, t@ mbola tsy mpivady mantsy na misy na tsy misy dia lasa zao satria mbola eo dada sy neny fa rehefa tafiditra vao mahita ny tsy fahampiana na ny tsy fananana fotoana indrindra moa fa raha miteraka avy hatrany no tena manahirana.
Mandinika aloha vao mipataloha eh!

miombon-kevitra @naritsimba
10. haridera ( 14/09/2006 13:43)
mila jerena hoe fa maninn no 1 à 3 volana de efa nivady mety ho bevohka ve razazavavy? sa nisy fahadisoam-panantenana talohan'io olona io ka zay tonga nanaraka teo dia novadiana avy hatrany? sa nisy fanerena na vady namboarina?
na 1 na 3 volana na 10 taona niarahana dia na vao mivady rehefa tsy miorina amin'ny tena fitiavana dia tsy mafy orina fa mora rava, ka lanjalanjao ihany re ry zalahy sy zavavy fa sao anenenana e!
11. nikopol ( 14/09/2006 14:24)
marina io an'i naritsimba io
12. pissoa ( 14/09/2006 19:53)
tssss, notenenin'niko njay le saika teneniko :twisted::-D:-D:-D
13. nolalaina ( 14/09/2006 20:16)
marina lé saika notenenin'i pissoa :°)
14. pissoa ( 14/09/2006 20:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. Fiffi ( 14/09/2006 20:51)
16. hesham ( 14/09/2006 22:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 14/09/2006 22:47)
tonga soa njy :*:*:*:*:*
18. Zina ( 15/09/2006 01:58)
tsy ampy mihitsy zany 3 volana zany ka... mamzel marina ny anao
19. mamzelkely ( 15/09/2006 08:07)
Zina sure :wink:
20. xxx ( 15/09/2006 09:16)
za ry reto an, de manoro hevitra anareo hoe aza maika ny hanambady izany ,fa diniho tsara izay vao manambady ary ny tena zavan-dehibe de mangataha @ Atra raha mahasoa anao le olona ho vadina na tsia , za zao vao tena nanenina ny nanambadiako ny vadiko ,ho tantaraiko anareo le ttara fa izao : efa niaraka 4ans izahay vao nivady ,tao anatin' izay 4 taona izay de tsy misy blem mintsy satria izahay tsy mifankahita matetika fa mifanalavitra , de niroso t@ raharaha avy eo ,vao nanomboka nitokatrano izahay de niseho tsikelikely ny toetrany ,fa de tsy namana mintsy izy fa varina @ namana sy ny havana foana , t@ izay mo ny filazan'ireo RAD 2 tota de hoe tsy mbola misy zaza mahavariana azy ao antrano ,fa niteraka izahay fa ny teo ihany no teo e,
ny tiako ho tenenina izany de izao e, mila lalinina sy fantarina tsara ihany izay ho vadina ,de mila fotoana mba hijerevana an' izay ,de aza adino ny mangataka @ Atra mba ho vady hendry sy tena manam-pitiavana anao ny vady ho vadinao ,fa za zao vao tonga saina hoe tsy mba nangataka t@ Atra akory aho alohany nanambadiko ,fa maimaika fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3126