Tsy niaraka ela dia nanambady

21. miantra ( 15/09/2006 11:22)
xxx>> Angataho amin'Atra ny hanovany ny vadinao , fa mihaino vavaka Izy ary mahay ny zavatra rehetra.


Na izany na tsy izany marina daholo aloha ireo voalaza eo ambony ireo raha ny fijeriko azy.
22. bolidah ( 15/09/2006 15:38)
Tsapatsapa io ry reto a!:roll::roll::roll::roll::roll:
23. xxx ( 15/09/2006 18:58)
na hangataka @ andritra enao na tsia , rehefa ny olona izay alainao ho vady no tsy hivaky loha sy tsy hiraraha dia tsy misy dikany , eny e , afapo enao
marina daholo ireo volaza ireo , miaraka ela aza mahita zavatra fona , vao maika vao 3 volana , fa na izany na tsy izany ,fa ny olona rehefa samy vonona ny hifankatia sy hifandefitra dia mandeha fona io
24. pili ( 16/09/2006 08:57)
o ry reto ah,fikan'ntaolo zany oe mila miaraka ela be zany vao mivady,efa 3 ème millénaire nge tsika zao fa ts any am 19 ème siècle tsony é,k mba miova fa sao d tara eo é,k maninn nefany ra mivady na 2 na 3 mois ao arinan'ny rencontre,tsitako ze ratsy am zany,ny maatonga ny oul2 mivady aloha be k oe afaka 2 na 3 ans aty aorina mitady hafa ndray,ts afapo zay ny 1(le mitady io ah),ts mikarakara tokatrano tsara le vadiny any le 1 k mitady any am sisiny,fa reefa ainao ny mikarakara ny vadinao+tokatrano sy ny hafa reetra ze ao anatiny ah,mandé tsara io,mino fotsn iany ozy ny fitenenana zay:-*
25. felanawil ( 16/09/2006 14:06)
lao aho eh, leo be aho oha :}
26. Fiffi ( 17/09/2006 14:12)
pili: tsy aiko hoe @ fomba ahoana no handehanako hanambadiako olona vao niaraka tamiko 2na 3 volana an! tsy kilalao ange ny fiainana eh! de raha ohatra ka misy zaza de ahoana ? iza no milaza fa tsy hisy olana mihintsy ao ?
27. myamorsu ( 17/09/2006 20:50)
tena loooooooooooza io!! marina e!
28. sasa ( 18/09/2006 05:17)
aza maika ny hanambady wa
29. Fiffi ( 18/09/2006 07:25)
ny ho avy no jerena fa tsy maimaika nanambady zany fa tsy kilalao ny fanambadiana sy ny tokatrano!
30. miranto ( 18/09/2006 07:53)
Fiffi:

ny ho avy no jerena fa tsy maimaika nanambady zany fa tsy kilalao ny fanambadiana sy ny tokatrano!



marina ankia izany ry Fiffi an, aleo izay mamaika eo andeha any fa rehefa voa ve tsy hitaraina sy haka hevitra eto ihany ,
31. mamzelkely ( 18/09/2006 11:22)
pili za zao efa ho 7ans niarahako tam olona fa za mbola ts sahy miroso am fanambadiana satri mbola misy toetrany ts haiko de matahotra za sady en plus zay efa azo lazaina hoe miara-mipetraka, normalement ts tokony hisy zvt atahorako tsony fa sarotra be le ho diso fanantenana aveo marina eee :^)
32. booboo ( 18/09/2006 12:06)
Amiko klou na fikan'ny Ntaolo na tsia dia maika loatra izany hoe anatin'ny fotoana fohy dia efa hijabaka.
Tsara be mihitsy ilay hoe mifankatia beee zahay e, mafy orina ny anay e sns. Normal satria mbola vao haingana ny fiarahana dia miredareda ny afo ( mbola sur un petit nuage ).
Fa maharary ilay mitontona ety an-tany avy teo : hay kay tsy mitovy tanjona, tsy mitovitovy fomba fijery...mifandipatra tanteraka t@ nofinofy e !

Zà mpomba ny fiarahana mipetraka ( tokantrano imaso ouz ny malagasy ) vao mivady raha te-hivady avy teo.


33. mamzelkely ( 18/09/2006 13:03)
za ko akia de d'accord aminjy mits ami'nio tokatrako maso io ry booboo :-*:-*
34. Samoana ( 18/09/2006 14:16)
Taloha tsy dia navelan'ny RaD hifanena matetika ny mpi"bokaka" ka lasa manao fitia kiafinafina, mifanatri-tava in-1 na in-2 isam-bolana monja: aman-taonany vao manomboka mifampiza-toetra
Taty aoriana namana kokoa ny RaD sasany ka namela ireo mpisipa hiaona matetika ary misy efa manaiky mandray toy ny zanaka an-trano mihintsy aza ka mamela azy hiara-mandry ( karazana concubinage ) . Ho @ io farany io dia mety ampy ny 3volana hifankahalalana fa manjary henatra eo anivon'ny fiaraha-monina koa mantsy raha tsy aroso ny raharaha fa lôlôvina toa tamaboho fotsiny !!
35. sasa ( 19/09/2006 04:57)
mamzelkely sy booboo za koa akia pour an'le fiarahana mipetraka, alohan'ny tena hoe mariage satria rehefa hitanao isan'andro ilay olona mba mety ho fantatrao ny 70% an'ny toetrany.
36. mamzelkely ( 19/09/2006 07:25)
justement zay mits no ilavana azy marina fa lazain olona we tsisy zava-baovao tsony e patati patata nefa aleko tsisy zvt baovao tsony toy izay ahazo surprise ratsy :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3491