nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana
1. jentilisa
(
13/09/2006 11:48)
Vao omaly ny omaly no nolazaina lavabe tao amin'ny televizionam-panjakana ny dekre momba ny fifidianana ho filoha dia efa nametraka ny azy sahady Ny filoha ankehitriny Ravalomanana androany maraina...haingana dia haingana ny fametrahany. Nandrasany ho vonona ny taratasiny vao navoaka ny dekre?
répondu par fijo le 27/09/2006 22:12
3. aliban
(
13/09/2006 12:21)
tsy politikanina marina ianao ry jentilisa, ka inona no pbl nao @ zany, apetraka mazava ny fitsipi-dalao, zay vao mirotsaka, fa retsy sisa no toa entimpo loatra ngamba, ka nijabaka.
5. jentilisa
(
13/09/2006 13:41)
ka ny tiany izany dia izy hatrany no number one no tiako lazaina e!
9. prime
(
13/09/2006 14:39)
jentilisa:mazava ho azy... f'angaha misy hafa?:lol:
ka ny tiany izany dia izy hatrany no number one no tiako lazaina e!
10. vale
(
13/09/2006 15:39)
zà aloha dia tsy matahotra izay fomba fitondràn'ny vaovao eo e, Ravalomanana aloha hita nanao zavatra na dia tsy nahavita betsaka aza ka tsy haleo ve izy ihany e, tena mbola be ange ny trosan'i mcar tsy afaka e!!
13. lapino
(
13/09/2006 20:26)
Nirotsaka izy aloha izany,
Izay hafa ho avy eo, hahatsindry azy àry ve?
Izay hafa ho avy eo, hahatsindry azy àry ve?
16. LazaDaddy
(
14/09/2006 04:16)
O rankizy a! Inona no tokony hivakiana loha amin'izany? Tsy ampy anareo ve ny fanjakan'ny lanitra no toa mivarilavo variana miady hevitra @ fahamaizinana ianareo?
17. ravatorano
(
14/09/2006 05:10)
eto jerena azafady http://www.lequotidien.mg/article.php?art=11585&date=2006-09-14 fa ho hitanareo atro ny momba io filatsaha kofidiana ioa ary raha mamaky ny gazety mivoaka isan andro ianareo di aahita amin ny lahatsoratra rehetra mivoaka androany 14/09/2006 fa hilaza izany avokoa sy ny reaction à chaud reetra
jentl
jentl
18. ravatorano
(
14/09/2006 05:39)
Bold textChut
• C'est à Ambatomanga…
• C'est à Ambatomanga que Marc Ravalomanana a annoncé hier sa candidature à l'élection présidentielle. Comme en 2001, le candidat officialise sa décision dans sa terre natale. Il y a également réalisé sa dernière inauguration en tant que président de la République.
• Les Américains Kurt Schmoke et Larry Gibson, deux anciens membres de l'Administration Carter, forment le duo de directeurs de campagne de Marc Ravalomana. Larry Gibson est un juriste spécialiste en droit électoral. Il s'est déjà engagé comme consultant de Ellen Johnson Sirleaf, lors des élections présidentielles libériennes. Il a également été le directeur de campagne de Kurt Schmoke, devenu maire démocrate de Baltimore en 1987, 91 et 95.
• Jacques Sylla, membre du bureau politique du Tiako i Madagasikara (Tim) et accessoirement, chef de gouvernement, a brillé par son absence lors de l'officialisation de la candidature de son patron, Marc Ravalomanana. Yves Aimé Rakotoarison, membre du bureau politique du Tim attribue l'absence au souci de neutralité de l'administration. Mais les mauvaises langues y voient un signe avant-coureur d'un divorce entre les deux têtes de l'Exécutif.
• Marc Ravalomanana lance un concours national de composition. Il s'apprête à troquer L'Hymne de la victoire, par un autre morceau, plus adapté au contexte. Le gagnant empochera la coquette somme d'Ar. un million.
L'Express de madagascar du 14/09/2006

19. Fiffi
(
14/09/2006 06:39)
LazaDaddy::roll::roll: mivarolavo ????
O rankizy a! Inona no tokony hivakiana loha amin'izany? Tsy ampy anareo ve ny fanjakan'ny lanitra no toa mivarilavo variana miady hevitra @ fahamaizinana ianareo?:roll:
20. cristal
(
14/09/2006 10:01)
Njanjay zany hoa ianareo e,ny any sasany dia heveriny fa izy ihany no mivaky loha ny any an-danitra fa ny misahirana ny ety an-tany sy ny fiainan'ny fireneny tsy azy fa tsarainy hoe asan'ny fahamazinana!Ndry masina alohan'ny Papa an,ty misy verse kely hoazy e!
(JAKOBA 4:11-17) Mazotoa mamaky Lazadaddy a!Ny tokony hatao dia samy hivavaka hoan'ny firenentsika mba holafatra ny fifidianana sa ianareo mahita tombony refa misy korotana eto azafady fa masiaka kely aho(l)(l)(l)