nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana

21. LazaDaddy ( 14/09/2006 13:10)
cristal>

- masina tokoa ve ny papa?
- ny mivavaka ho an'ny firenena dia atao tokoa,fa tsy mivavaka ho an'ny fifidianana. TSIA azafady fa tsy izaho izany! :wink:
22. ravatorano ( 14/09/2006 13:18)
ka tsy ny firotsahan i Ra8 v no resaka eto eh toa lasa any amindry Papa sy ny fivavahana indray ka tsy aleo zany alefa any amin ny fivavahana sy finoana ilay resaka klé :x::x:x:x
23. cutie ( 14/09/2006 13:41)
:-D:-D:-D:-D:-D
24. cutie ( 14/09/2006 13:42)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 14-09-2006 06:16:34
Lohateny : Re : nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana
O rankizy a! Inona no tokony hivakiana loha amin'izany? Tsy ampy anareo ve ny fanjakan'ny lanitra no toa mivarilavo variana miady hevitra @ fahamaizinana ianareo?

atao in ny fanjakan'ny lanitra e
fifidianan zao no resahina:lol:
25. Zina ( 14/09/2006 14:11)
LazaDaddy [ Valio ] 14-09-2006 06:16:34
Lohateny : Re : nametraka ny firotsahany sahady Ravalomanana
O rankizy a! Inona no tokony hivakiana loha amin'izany? Tsy ampy anareo ve ny fanjakan'ny lanitra no toa mivarilavo variana miady hevitra @ fahamaizinana ianareo?

LazaDaddy a, life goes on sady mikandrana ny lanitra no mivavaka ho an'ny firenena ka
26. prime ( 14/09/2006 15:11)
tonga soa LD fa toa nisy fotoana ela2 kely tsy teo an...
27. fijo ( 14/09/2006 22:10)
fa ny an'ny sasany ve,le be vava fotsiny no tiany,fa tsy izay tena vonona hanao e.le hoe za hilatsaka anie ,za koa mahavita an'io e,dia mba milaza izay hitako tsy nety teo.(za nefa tsy nanao ,na nahavita zavatra akory)dia avu eo tsy mandrotsaka ny taratasy rehetra,dia mitaraina fa misy fanavakavahana.izay foana ve no andrasana?
28. prime ( 15/09/2006 12:11)
hummm...
29. vetsoko ( 15/09/2006 14:47)
inona ary ity kozy ity?????????????
30. fijo ( 15/09/2006 21:41)
i prime ve no haontanian dry?
31. HESHA ( 18/09/2006 09:38)
hita hoa ry fijo. za kou alou miombon kevitra aminao sy ravatorano e, aleo le miteny ao anatin ny le fotoana mahamety izany fa tsy le eny anjorony lava zao de manao zay hisian ny korontana sy tsy hitombenan ny saim-bahoaka fotsini.

ary tena nangalan lery zamerikains mitsi le propagandy an, milay e
ny anay ra-8 iany alou hatreto na de .... aza
32. tangalamaitso ( 18/09/2006 09:50)
Izay angamba ilay teny arahin'asa. Vao niteny izy hoe hilatsaka, fotoana fohy taorian'izay raha vao nisokatra t@ fomba ofisialy ny firotsahan-kofidiana, dia iny izy fa nametraka ny antontan-taratasiny.
33. fijo ( 21/09/2006 22:33)
ka misy ny zavatra manao,misy ny tia kalizy fotsiny.
34. mandrindra ( 22/09/2006 11:04)
mahavariana ihany!!! ny fomba filazana ny filatsahana ho kandidà, ny fomba nametrahana ny atontantaratasy ve no hitsarana ilay kandidà fa tsy ny asa vitany na tsy vitany sy izay drafitrasa atolony
35. fijo ( 22/09/2006 22:03)
le firotsahana "arataratasy" aloha dia mba marika fa tena vonona e.fa tsy vava fotsiny.avy eo tsaraina ny drafitra vinavinainy
36. prime ( 26/09/2006 12:08)
aleo ho avy ny fampielezan-kevitra e...
37. fijo ( 27/09/2006 22:12)
izay izao no andrasana,fa tsymbola hoe tranzition sy fihaonam bem pirenena indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0787