Mangetaheta be

1. dolby ( 12/09/2006 09:55)
Tonga dia valio izay valiny tonga aloha ao an-tsaina hoe fa aza mieritreritra.

Raha mangetaheta be ianao dia misy olona miteny hoe inona no tianao omeko rano iray vera zao sa afaka roa andro dia omeko rano roa vera ?
répondu par mimich le 20/09/2006 06:53
2. xxx ( 12/09/2006 10:42)
rano iray vera izao dia izao
3. Fiffi ( 12/09/2006 10:59)
hatsikana sy lalao ve ity ?
rano iray vera zao dien'zao koh! nahoana no handrasana afaka roa andro ?:roll:
4. yumi ( 12/09/2006 11:08)
in alo no tena dikany le fanotaniana fa mananiay,soa resak afa mitsy
5. dolby ( 12/09/2006 11:34)
Amin'ny farany hazavaiko, tsy misy hevitra ambadika akory ka.
6. caprio ( 12/09/2006 11:39)
tsy mahalala ny avoaky ny ampitso hoy ny fitenenana fa ny anio hiany aloha
7. mamzelkely ( 12/09/2006 11:45)
rano iray vera zao de zao de afaka roa andro za refa mangateta de takiko le roa vera :°)
8. mandrindra ( 12/09/2006 13:41)
raha izaho aloha dia valiko hoe omeo sôsy aho fa ny rano azoko alaina eny aminy paopy na izao dia izao na afaka roa andro
9. booboo ( 12/09/2006 14:17)
"Mampite-hamono anà koa zany oul zany : efa hita fa matin'ny hetaheta mbola mametraka fanontaniana naze ihany !" :°):°)Zay no ao an-dohako voalohany fa tsy hoe rano zao dia zao sa rano 2 vera afaka herinandro !
10. Fiffi ( 12/09/2006 16:31)
dolby:
Amin'ny farany hazavaiko, tsy misy hevitra ambadika akory ka.
raha mangetaheta be ve de mbola hanontaniana hiany hoe zao sa afaka roa andro ? :roll:


11. dailynews ( 12/09/2006 20:03)
omeo rano dieny izao aho fa ny olona aza anie hono tokony hisotro rano na dia tsy mahatsiaro mangetaheta aza e, fa matoa hono efa mangetaheta dia efa signe na deshydratation izay.
12. vale ( 12/09/2006 21:58)
dolby> zao de izao koh!:roll:
13. mimich ( 13/09/2006 09:11)
mangetaheta be > ny fahitako io ry dolby de misy ambadika ihany ah!! tsy mahafantatra afa tsy ny anio ve sa mba mahay mitsinjo ny ampitso
raha rano1 vera no omenao zao , de rahampitso mbola tsy fantatra
fa raha mihafy kely androany , de mahazo 2 vera (zany hoe maromaro kokoa noho ilay azo androany)rahampitso , dia mety mba voatsinjo ny afakampitso sns.
14. miangalyandria ( 14/09/2006 10:15)
ny rano iray vera izao dia izao fa izaho mangetaheta ! Ny rahampitso izany tsy misy tompon'ny ampitso, koa raha matin'ny hetaheta izao aho, hiandry ny rano rahampitso ve ???? Ny fahitako azy hoe azo ampanantenaina ny ampitso mamirapitra nefa tsy azo antoka ve sa handray ny kely eo an-tanana saingy azo raisina eo no ho eo.
15. mimich ( 18/09/2006 11:54)
dolby>aiza ianao hilaza ny valiny ee
16. vale ( 18/09/2006 12:26)
tsy hita akory izy ry mimich koh:roll:
17. dolby ( 19/09/2006 06:43)
Aza maika fa tohizo aloha e :)
18. mimich ( 19/09/2006 07:06)
dolby> an3 kosa eee, efa mangetaheta be te haheno na valiny
19. pissoa ( 19/09/2006 08:30)
:-D:-D:-D
20. mandrindra ( 19/09/2006 15:34)
mimich, miandrasa roa andro fa omena valiny roa vera ianao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4526