Manomboka sahady ny prôpagandin-dRa8!!!

1. Bocassa ( 11/09/2006 13:29)
Manomboka misesisesy mintsy amin'izao fotoana izao ny fitsidiham-paritra ataon-dRavalo. Mody hoe fitsidiham-paritra, nefa ...misy ambadika pôlitika! Vonjena daholo ity fanokanana fiangonana ity! Hatramin'ny fiangonana FLM aza dia tsidihana daholo. Tsy fantatr'ity mpanao yaourt ity mantsy fa ny FLM anie ka efa an'i Lahiniriko Jean e! Mbola mitonantonana any amin'ny fiangonana Jesosy Mamonjy koa!
Mba hainao moa hoe, inona no tena anton'izany???
Henoy tsara àry fa ho hazavaiko aminao:
Be loatra ny candidats amin'ny 3 déc dia matahotra mafy mihitsy Ravalo. En plus, efa niala taminy daholo ny ankamaroan'ireo mpanao pôlitika goavana tahaka an'i Ratsirahonana, Manandafy,...Toy izao ny fikan'ireo candidats hifaninana amin-dRavalomanana: misy solontena tsirairay avy isaky ny faritany. Toy izao ohatra: Fianarantsoa> Pety Rakotoniaina- Toliary> Lahiniriko Jean- Toamasina> Rolland Ratsiraka- Antananarivo> Elia Ravelomanantsoa, sns. Aza adino koa anefa fa i Norbert Lala Ratsirahonana anie ka mbola ao anatiny e! Ho mafimafy amin-dRavalo araka izany ny hahazo fandresena. Raha tsy hoe ngah mangala-bato! Hi hi hi.... Tsy maintsy ho avy ihany ny krizy ao arinan'io fifidianana io. Tsy manakivy nareo mpianatra aho akory an! Ataovy tsara ny bac! Ataovy ao an-dohanao koa fa tsy maintsy hisy ny atao hoe: "2007, madagascar en crise"! Diniho tsara fa taratasy misokatra ho anao io!......
répondu par fijo le 27/09/2006 22:18
2. Samoana ( 11/09/2006 13:42)
Tany demôkratika Dago matoa be ny kandidà afaka mirotsaka hofidiana e ! Hafa t@ andron-dry bocassa:D
3. Fiffi ( 11/09/2006 13:43)
Bocassa:
Tsy manakivy nareo mpianatra aho akory an! Ataovy tsara ny bac! Ataovy ao an-dohanao koa fa tsy maintsy hisy ny atao hoe: "2007, madagascar en crise"! Diniho tsara fa taratasy misokatra ho anao io!......
ny bac vao vita teo ! Fa nahoana kosa no andeha hatao ao an-doha zany ? harao fivavahana fotsiny eh!


4. hery ( 11/09/2006 13:52)
Tsotra ihany.

Mba mitadiava fika koa.

Asaivo mamangy fiangonana etsy sy eroa koa ny kandidà hafa. Inona no hivakiana loha amin'izay ataon-dRavalo? Ny hahasoa ny kandidà-nareo atao.
5. lapino ( 11/09/2006 14:07)
Bocassa:
Tsy maintsy ho avy ihany ny krizy ao arinan'io fifidianana io. Tsy manakivy nareo mpianatra aho akory an! Ataovy tsara ny bac!
Efa afaka ilay zandrikeliko izay ka! :wink:
Fa ahoana izany krizy préméditée izany e?! Raha izay resy rehetra hamorona krizy daholo, tsy hisy fandrosoana mihitsy ho an'io firenena io!
6. Fiffi ( 11/09/2006 14:27)
zay indrindra manko an! de avy eo be menomenona hoe zao sy zao!!
7. Bocassa ( 11/09/2006 15:33)
lapino:

Bocassa:
Tsy maintsy ho avy ihany ny krizy ao arinan'io fifidianana io. Tsy manakivy nareo mpianatra aho akory an! Ataovy tsara ny bac!
Efa afaka ilay zandrikeliko izay ka! :wink:
Fa ahoana izany krizy préméditée izany e?! Raha izay resy rehetra hamorona krizy daholo, tsy hisy fandrosoana mihitsy ho an'io firenena io!

F' angah Ra8 resy t@ 2002? Manaiky resy an!


8. felanawil ( 11/09/2006 15:34)
Samoana:

Tany demôkratika Dago matoa be ny kandidà afaka mirotsaka hofidiana e ! Hafa t@ andron-dry bocassa:D
:miam::b:-@=))


9. Bocassa ( 11/09/2006 15:34)
Aza mitomany ry ravalomananiste a! Aza matahotra fa minoa ny fotsy ihany! Fotsy = rien
10. lapino ( 11/09/2006 15:45)
Bocassa:
F' angah Ra8 resy t@ 2002? Manaiky resy an!
Tsy niteny Ra8 na iza n'iza mihitsy aho teo. Fa na iza na iza mamorona krizy dia mampihemotra firenena. Ary raha prémédité ilay krizy dia olon-tsy vanona no manao azy.
11. felanawil ( 11/09/2006 15:58)
:-*aleo lesy ry bocassa entiny fa ela ko marary fo amzany eo, sa tena milay @ ilahy mihintsy le hoe misy krizy, ny t@ farany teo nge nadakana an'ilay jamba pangery ampataloha iny eh, fa izao tsy itako izay anaovana kirizy eo:-o
12. Simpona ( 11/09/2006 16:20)
Be loatra ny candidats amin'ny 3 déc dia matahotra mafy mihitsy Ravalo. En plus, efa niala taminy daholo ny ankamaroan'ireo mpanao pôlitika goavana tahaka an'i Ratsirahonana, Manandafy,...Toy izao ny fikan'ireo candidats hifaninana amin-dRavalomanana: misy solontena tsirairay avy isaky ny faritany. Toy izao ohatra: Fianarantsoa> Pety Rakotoniaina- Toliary> Lahiniriko Jean- Toamasina> Rolland Ratsiraka- Antananarivo> Elia Ravelomanantsoa, sns.

Tsy azokk tsara no tian'i Bocassa ambara eto. Fa manin no mbola midika zavatra manokana ho an'i olona sasany eto amintsika foana ny fiaviana na dia samy gasy zao aza? tsy filohan'ny faritany anie no hofidina fa filoham-pirenena e :-w:-w:-w
Dia ianao ve mihevitra fa tetik'ireo izay tsy tia an-dravalo tokoa io,:?::?: io tokoa ve ny eritrerina amin'ny filatsahany. Tsy vao maika ve aza ireo mampizara ny vato ho an'ny tsy mpifidy an dRavalo :?::?:
13. Fiffi ( 11/09/2006 16:23)
Bocassa:
Aza mitomany ry ravalomananiste a! Aza matahotra fa minoa ny fotsy ihany! Fotsy = rien
fa inona ity klé ? sao de tokony ho any anjanamasina aza i raBocassa io ?


14. Zina ( 11/09/2006 21:14)
hery [ Valio ] 11-09-2006 15:52:26
Lohateny : Re : Manomboka sahady ny prôpagandin-dRa8!!!
Tsotra ihany.

Mba mitadiava fika koa.

Asaivo mamangy fiangonana etsy sy eroa koa ny kandidà hafa. Inona no hivakiana loha amin'izay ataon-dRavalo? Ny hahasoa ny kandidà-nareo atao.


Zay mihitsy ka
15. eraina ( 11/09/2006 23:32)
za koa mahita fa lsa adala ra bocassa io, rediredin'ny adala fandraisako azy, maniry mihintsy lery ny hisian'ny korontana, hita hoe mpanohitra tsy mivoatra, tsy mahita afa tsy loza
tsy hevitra tokony entina eto zany fa ampirimo tsara ao adhonanao ao e!!
16. rabaradaka ( 12/09/2006 06:25)
Io ange le lazaiko hoe aleo hilamina e, zao lasa ozonindry fiffi ho any Anjanamasina dadatoa bocassa. aoka leretsy a, mba e ! Fa efa manao propagandy tokoa Ra8, mba maneke moa zalahy a, fa zao efa mitety faritra mangalatra départ koa ange ry Lahinirika, Herizo, Ratsirahonana ... Fa maninona raha mba lazaina izany fa tsy Ravalo irery no enjehina. tsotra ny ahy, mahaiza mifidy dia alaivo ny sôsy.
17. fijo ( 12/09/2006 22:20)
ny tena marina dia ity.matahotra mafy ny tsyahazovato mihintsy ireo mpanohitra.dia arangaranga avy aty ny crizy.amin'izay raha resy dia hoe halabato.raha mandresy moa dia hoe izay fa madio.izany hoe le krizy eto dia fomba iray hanerena ny olona hifidy azy.
fahalemena io.ary efa hain'ny vahoaka
18. Zina ( 13/09/2006 03:32)
ie marina ny an;i fijo
19. prime ( 13/09/2006 11:25)
manozona firenena ko @ krizy mihitsy indray zao no fiady vao2 an... d avieo manao fanavakavahana... hummm... soa fa tsy nareo no teo...:-w:-w
20. Zina ( 14/09/2006 02:31)
prime a fa iza no tao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1811