Manomboka sahady ny prôpagandin-dRa8!!!
21. prime
(
14/09/2006 14:44)
zina> ho an'i bocassa io nolazaiko io kah...:wink:
soa fa ra8 no teo fa tsy deba na pierrot na tsy haiko... izay no tiako ambara...:)
soa fa ra8 no teo fa tsy deba na pierrot na tsy haiko... izay no tiako ambara...:)
25. fijo
(
15/09/2006 21:45)
foman'ny matahotra io.ary efa fahita amin'ny sport.vao tsy manomboka ny lalao,dia hoe ny mpitsara momba ndry X.resy tokoa dia hoe efa nilaza anie izahay e.
raha mandresy,dia he satria izahay nilaza mialoha,dia mba niova ny fitsarany.izany hoe rehefa mandresy ihany vao misy zavatra mety.
raha mandresy,dia he satria izahay nilaza mialoha,dia mba niova ny fitsarany.izany hoe rehefa mandresy ihany vao misy zavatra mety.
26. akbaraly
(
18/09/2006 18:18)
Salut Bocassa
Za mo mbola vaovao vo teo vo tafiditra sy nisoratra anarana ka miarahaba alo e.
Ny reska politique mitsy no tena mahaliana ahy satry tene mapalahelo ny miaina lalandava ao anatin ny fahantrana otran izao. Sa ahoana? Marina ny voalazanao fa tena tsy ho tafavoaka intsony io amin zao satry fanampin ireo de henoko fa hitambatra hono i Lahiniriko sy Pety ary Jeneraly Randrianafidison. efa henonao ve? tsy vitan izany fa efa maro koa ireo ekipan ny menabe talo no efa miaraka aminy. Ts hoe maka an Lahiniriko aho an, fa manohana ny panohitra rehetra fotsiny ihany. Ka na iza na iza mety handresy sy hanohitra ny fitondrana de miaraka amiko.
afaka mamaly daholo ze te hamaly. Sur e.

Bocassa:
Manomboka misesisesy mintsy amin'izao fotoana izao ny fitsidiham-paritra ataon-dRavalo. Mody hoe fitsidiham-paritra, nefa ...misy ambadika pôlitika! Vonjena daholo ity fanokanana fiangonana ity! Hatramin'ny fiangonana FLM aza dia tsidihana daholo. Tsy fantatr'ity mpanao yaourt ity mantsy fa ny FLM anie ka efa an'i Lahiniriko Jean e! Mbola mitonantonana any amin'ny fiangonana Jesosy Mamonjy koa!
Mba hainao moa hoe, inona no tena anton'izany???
Henoy tsara àry fa ho hazavaiko aminao:
Be loatra ny candidats amin'ny 3 déc dia matahotra mafy mihitsy Ravalo. En plus, efa niala taminy daholo ny ankamaroan'ireo mpanao pôlitika goavana tahaka an'i Ratsirahonana, Manandafy,...Toy izao ny fikan'ireo candidats hifaninana amin-dRavalomanana: misy solontena tsirairay avy isaky ny faritany. Toy izao ohatra: Fianarantsoa> Pety Rakotoniaina- Toliary> Lahiniriko Jean- Toamasina> Rolland Ratsiraka- Antananarivo> Elia Ravelomanantsoa, sns. Aza adino koa anefa fa i Norbert Lala Ratsirahonana anie ka mbola ao anatiny e! Ho mafimafy amin-dRavalo araka izany ny hahazo fandresena. Raha tsy hoe ngah mangala-bato! Hi hi hi.... Tsy maintsy ho avy ihany ny krizy ao arinan'io fifidianana io. Tsy manakivy nareo mpianatra aho akory an! Ataovy tsara ny bac! Ataovy ao an-dohanao koa fa tsy maintsy hisy ny atao hoe: "2007, madagascar en crise"! Diniho tsara fa taratasy misokatra ho anao io!......
27. prime
(
20/09/2006 13:52)
D in ny politikan'ny mpanohitra tena mandresy lahatra? mba zarao ary hoe?...
28. felanawil
(
20/09/2006 16:06)
tsy aleon'ny abkbaraly ve tsy niditra teto ty izay lany fotoana @ ny "parler pour ne rien dire" hoy ny vahiny, mba fatatry ingahy ve ny ezaka sy fijalina rehetra natao teto dago nanafoanana ny diktatira nataon'ny fianakaviana ratsiraka, t@ izany ny mpanohitra nilelaka fotsiny no nataony raharaha, dia izao mba misy fahalalahana dia hoe manohina ny mpanohitra, ireo mpnohitra ireo nefa inona no tena tadiaviny, NA I ZEFA AZA TSY HISALASALA NY ILAZA FA T O E R A N A, fa rehefa mahazo toerana izy dia miadana ny tokatranony fa miditra ny sosy de ela ilay nanohana azy anohana hafa indray, tsarvy anefa fa ra8 olona efa NANANKARENA taloan'ny nahatongavany teo, toa adinon'ny be taimbava foana mantsy no mampatsiahy io, koa mieritrereta fa iza no ahavita tsara no izao, ny kianina anie tsy maintsy hisy foana eh, sa i rajakoba ve no itondra an'ity dago efa be porobolemo @ fiangonana sy fivavahana tsy ihinanan-kanina ity, za manao hoe aleo itohy ny fihovana sy ny fivoarana, vive Madagasikara, vive la republique de vive za, amena
29. fijo
(
20/09/2006 22:32)
akbaraly.raha mba azonao valiana dia valio kely ity.izao fitondran dravalo izao ve ny gasy vao nijaly???????
niadana sy nanana zo hitabataba be ve ny mpanohitra tamin'ny andron'i ratsiraka?????
inona avy no zavatra vita tamin'ny 25 taona nitondran dratsiraka.?(i zafy tsy asiana resaka fa zefa)
niadana sy nanana zo hitabataba be ve ny mpanohitra tamin'ny andron'i ratsiraka?????
inona avy no zavatra vita tamin'ny 25 taona nitondran dratsiraka.?(i zafy tsy asiana resaka fa zefa)
30. pakopako
(
21/09/2006 00:18)
tsy manohana na iza na iza kosa za fa mba mahagaga kosa iznay hoe fitondrana jadona izany sao d mba @izao kosa iznay jadona izany,nisy niteny ery ambony ery fa manao fitsidihamparitra i H zmahaleo sy pety snsn.tao M/ga i herizo sy pety tsy nahazo namory olo eny na d t@ restaurent lehibe efa vita contrat aza d nisy fiovana tampoka tany M/voay oh sy ny tany T/liara snsns tsy d demokratie kosa izany eh!
31. prime
(
21/09/2006 15:03)
D miandry an'le politikan'ny mpanohitra mandresy lahatra e...
Vao afak'omaly zao no nitsangana ny "comité des sages", tarihin'i Père Rémi Ralibera ahitàna an'i Zafy Albert, Madeleine Ramaholimihaso, Guy Willy Razanamasy, Ramakavelo Désiré, Gisèle Rabesahala d nisy iray... Rakotomahanina Ralaisoa... hampihavana ny merina sy ny tanindrana ary nanolotra sosokevidehibe mikasika ny fampihavanam-pirenena, ny governemanta tetezamita, ny lalàm-pifidianana, ny andro anatanterahana fifidianana...
Fa tsy nisy politika voalaza loatra ho amin'ny fampandrosoana...
Ka dia miandry e...

32. fijo
(
21/09/2006 22:21)
pakopako;ary "andriamaholison nogadrana ve jadon a sa tsia?ny sivana nahazo ny gazety ve jadona sa tsia?sa ireny efa taloha dia tsy itanareo????
tetezamita.efa zavatra tsy nety io tamin'ny 91,dia terena hiverina indray.
fampiavanam pirenena.fa ngaha nisy foko iza sy iza niady tao mada?????
tetezamita.efa zavatra tsy nety io tamin'ny 91,dia terena hiverina indray.
fampiavanam pirenena.fa ngaha nisy foko iza sy iza niady tao mada?????