namana serasera ?
1. Aino
(
11/09/2006 10:18)
inn kay no tena trapanareo rehefa tena hoatra hoe misy olona tena las amifankahazo be aminao eto, na koa hireo namana piresaka eto @ dinika, moa ve misy ny sasany tena tianao @ manontolo na miresaka ihany aza sa dia natao ho hiresahana fotsony?
répondu par fiderana le 21/09/2006 15:20
2. ninih
(
11/09/2006 11:20)
raha tena mifankahazo de tena mihoatra noho ny mpiraitampoa aza. satry misy ny zavatra tsy hain' ny mpiraitampoa indray²
3. sharo
(
11/09/2006 12:25)
Indraindray te hahita maso azy nefa toa matahotra izay mety ho tohiny, raha sanatria ho ratsy ny tohiny, aleo lavitra manana azy eto amin'ny serasera ihany ka !
4. nambina
(
11/09/2006 13:38)
sharo>raha mitady sipa enao d aleo izy hoo hita maso fa raha namana fotsiny d aleo izy lavitra satria mifanaja no tsy misy préjudice amin'izay8)
7. Aino
(
11/09/2006 14:08)
ny ahy dia na inn izy na inn dia rehefa mifampiresaka eto ka samy vonona ny hifankahita na dia namana tsotra fotsony aza io dia efa mety aminko, @ iny koa anie vao maika manatsara ny fifandraisana eh.
8. mandrindra
(
12/09/2006 12:46)
avelao hisoa hanaraka ny onjany eny. rehefa mitapô dia mitapô, rehefa tsy te hihaona dia tsy mihaona. rehefa plisy si affinité dia lasa izao e.
9. rasoul
(
12/09/2006 14:01)
manana ol ananana confiance no zava-dehibe,sady manamaivana ny tena io e! no manala stress
10. bobone
(
13/09/2006 06:13)
:D:
Ny ahy indray de tsotra ! rehefa ho entiko ho namana de tena namana tokoa fa tsy haiko ilay mifanaratsy ireny! na tsotra io na tsara io na ratsy io na manana na tsi manana rehefa
sady
Ny ahy indray de tsotra ! rehefa ho entiko ho namana de tena namana tokoa fa tsy haiko ilay mifanaratsy ireny! na tsotra io na tsara io na ratsy io na manana na tsi manana rehefa
sady
11. ninih
(
13/09/2006 09:07)
fa misy anie ny namana na hoentina ahoana na ahoana de ze tiany no ataony e! fa ny fahatsapana eo @ tsirayray no hita a samihafa e!
12. HESHA
(
13/09/2006 15:22)
refa namana de namana ko, za zao manana namana ato am serasera, mbola tsy nifankahita an fa mahafinaritra be le hoe manana namana, ... tsotra io an. Tsy alefa lavitra ni saina fa marari fo am zani eo.
Refa misi sortie ndrai ni serasera de mifankahita am namana hafa e
Refa misi sortie ndrai ni serasera de mifankahita am namana hafa e
13. ninih
(
14/09/2006 09:58)
marina kosa aloha izany ry Hesha a! izay mba tena manamafy le serasera!:-D :-D :-D :-D
14. robot
(
20/09/2006 18:59)
marina zan i aino ah, aleo aloha mihaona de zay .
anjarany zay te hanohy azy araka izay tiany avy eo,
nefa na izany aza dia matoky tena loatra @ ol omena fotoana raha tsy efa sur ianao an
tandremo fa ny ratsy anie tsy kely lalana eh
anjarany zay te hanohy azy araka izay tiany avy eo,
nefa na izany aza dia matoky tena loatra @ ol omena fotoana raha tsy efa sur ianao an
tandremo fa ny ratsy anie tsy kely lalana eh
15. jennifer2
(
21/09/2006 14:03)
Andao ary isika hihaona e!
any @ le fitsangatsanganana @ 28 octobre any vontovorona!
@zay mihatsara ny fifandraisana!
any @ le fitsangatsanganana @ 28 octobre any vontovorona!
@zay mihatsara ny fifandraisana!
16. fiderana
(
21/09/2006 15:20)
Mety mintsy ny hevitrao Jenny, any miresaka dolo isika rehetra, fa hentano ny namana ê!
