Mbola misy ve ny takalo?
1. soanja
(
08/09/2006 00:27)
Te hahafantatra aho raha mbola misy any Dago ny takalo. Anisan'ny zavatra tena mba nahafinaritra ahy ny nieritreritra an'io hoe izany "ity sy nday" moa?. Samy sarobidy daholo nefa tsy idiran'ny resabola. Ahoana ny hevitrareo?
répondu par mimich le 13/09/2006 10:53
3. naritsimba
(
08/09/2006 06:26)
soanja> mbola misy ny takalo @ izao fotoana saingy lasa fanambakana ataon'ny tompon'entana @ ireo tantsaha izy io.
ohatra : raha mitondra akanjo ianao dia atakalo vokatry ny tany, dia eo no miseho ny fanambakana.
ohatra : raha mitondra akanjo ianao dia atakalo vokatry ny tany, dia eo no miseho ny fanambakana.
5. hery
(
08/09/2006 16:43)
xxx> io nolazainao io no atao hoe varotra (raha mbola tsy nahita)
soanja> mbola misy ny takalo. Any aminay any ambanivohitra (Faritr'Arivonimamo no mankany) dia mbola misy ny takalo. Misy olona vitsivitsy mandalo, miloloha sobika misy hena, trondro sy ireo zavatra tokony hovidiana any antsena. Dia omena vary na atody sy izay misy izy dia omeny anao izay ananany. Tsy misy vola mifanakalo mihitsy ary tsy eritreretina akory ny mety ho vidiny raha amidy.

6. Fiffi
(
08/09/2006 16:46)
xxx: le vola hatakalo mofo kosa ve de tsy fantatrao hoe varotra zany ? :)
De tsy misy hoe maty antoka ve @ zany takalo zany ?
De tsy misy hoe maty antoka ve @ zany takalo zany ?
7. pissoa
(
08/09/2006 16:51)
xxx> io nolazainao io no atao hoe varotra (raha mbola tsy nahita):-D:-D:-D:-D:-D
Na ao andrenivohitra aza mbola misy ireny mpanakalo ireny ka. Mandendeha ry zareo, mitondra karazana koveta, vilia sns ireny dia atakalo kiraro simba, lamba tonta ...
8. soanja
(
08/09/2006 19:47)
Mahafinaritra raha mbola misy ny takalo. Tsy izany mantsy fa 15 taona lasa izay tany amabnivolo be tany Fianarantsoa dia talako foana no nataonay mponina tao. Dia toy nolazain'i Hery io hoe trondro atakalo labozia sy afokasika. Ny vary sy ny cafe sns... Dia toa hitako fa nilamina ny fiainana tamin'izany fa samy sarobidy daholo izay tsy anananao ary ny any aminao koa ilain'ny olona.
Ny zavatra hitako tamin'izay koa dia mifangataka afo ny isan-tokatrano fa tsy voatery hoe mandrehitra amin'ny afokasika foana.
Mieritreritra aho hoe possible ve no nitohizan'io elabe, zany hoe ny rehetra no nampiasa tsy nisy ady raha tsy tonga ny vazah nitondra ny atao hoe VOLA?
Fiffi> arakao amin'izay ilay takalo, azafady fa hadinoko ny namaly anao an'io tery ambony.:-*:-*

11. Fiffi
(
09/09/2006 11:03)
tsy niova ny sujet kah! ny vola ozy fijo manimba , satria misy miteny etsy ambony hoe vola hatakalo mofo!
soanja: misaotra akia an! :):-*:-*
soanja: misaotra akia an! :):-*:-*
13. mimich
(
13/09/2006 10:53)
Fiffi:
xxx: le vola hatakalo mofo kosa ve de tsy fantatrao hoe varotra zany ? :)
De tsy misy hoe maty antoka ve @ zany takalo zany ?
tokony tsy hisy ny faty antoka raha toa ka mahatsapa ny andaniny sy ny ankilany fa namaly ny filany sy izay tsy ampy tao aminy ka nahafa-po azy ny entana nifanankalozana