ANNIVERSAIRE

1. naritsimba ( 07/09/2006 11:01)
Dia miarahaba an'i GLOU filohan'ny Namana.serasera.Dago tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany, Andriamanitra anie hitantana anao lalandava mandritry ny andro iainanao.
répondu par sasa le 18/09/2006 14:34
2. Fanja1 ( 07/09/2006 11:43)
zoyeuze vesaire kou zany glou:-*
3. mamzelkely ( 07/09/2006 11:53)
zoaeuz niversera glou de mirary soe indrindra eee:-*:-*
4. Fiffi ( 07/09/2006 12:11)
5. Ralay ( 07/09/2006 12:14)
Faly miarahaba ny namana glou dia hotratrin'nytaona mitsingerina indray.
6. glou ( 07/09/2006 13:05)

dia misaotra betsaka daholo @ firariantsoa izay nataonareo , faly be mahita fa misy namana mahatsiaro dia samia hotahin' ny ao ambony daholo sika rehetra ato @namana serasera dia hitohy hatrahy koa ny finamanana , merccciiiii eehhhh:P
7. ravatorano ( 07/09/2006 13:06)
bonaniverisera raprezy mandrakizay
arahaba e tsatsan njay an
d miandry fiantsoanan ny tenanay amin ilay fandomana vera raprezy ah
mirary soa lalandava e ry zandry maly e
=D=D=D=D=D=D
8. sipagasy ( 07/09/2006 15:24)
arahabaina izany aloha e! tratra antitra e! hihihi
9. mihanta ( 07/09/2006 18:06)
bon anniversaire glou,dia mirary fahasoavana feno anao.
satry dia satry tokoa ny hifandom-bera, hiaraka hifety sy hanolotra fanomezana.....
manaova fety sambatra dia ho tratra antitra:-*:-*
aza adino ilay hiran'i samoela iny refa mankany amin'ilay fanaovana fety.:-*:-*
10. watafon ( 07/09/2006 19:06)
tratry ny fety r'ise an ! hotanteraka avokoa anie izay irina rehatra e! d hotahiana'Andriamanitra lalandava amin'izay rehetra atao !
11. fijo ( 07/09/2006 21:52)
arahabaina izany ny namana glou,aryirariana koa ny fahasalamany tsy hiova.
ary ,na dia tsy any aza ny akama rehefa le misy dite dia ataovy toa ny eo e,fa aza atsipy ery anjorony an.
12. ftma ( 08/09/2006 06:47)
joyeux anniversaire Glou mirary soa sy fahasalamana mandrakariva :-*
13. mimich ( 08/09/2006 12:02)
hay ve taty koa nisy fiarahabana ee, ny ahy efa nalefako any am hafatra omaly . any vakiana :-D:-D:-D
sa aleo hanoratra kely ihany. Bona nnif raprezy , de ho ela velona sy ho tratra antitra hiady kely sy sy hifandrangitra amiko isaky ny fihaonana:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. fijo ( 08/09/2006 22:04)
ny anareo roa azo atao manokana ka.hummmmm
15. sasa ( 18/09/2006 05:06)
hi hihihihih za hono 11 andro aty aoriana vao mahita an'ity klé, tsy mbola tara za reprezy an!
mimich le manao polisy volera am raprezy aloha mahafinaritra :-D:-D:-D:-D
16. naritsimba ( 18/09/2006 06:22)
sasa> tsara na dia tara aza e hihihiihihi
17. mimich ( 18/09/2006 07:40)
sasa> hihih mandeha tongotra mody eo ndray io fa....
18. naritsimba ( 18/09/2006 07:50)
mimich> tsy aleo ve mandeha kiraro eh...! toy izay mandeha tongotsa?
19. sasa ( 18/09/2006 10:24)
mimich h ihihih ihh aleo handé tongotra any koa sitrapony le tsy mety tambatambazana koa :-D:-D:-D
20. glou ( 18/09/2006 14:00)
>mimich; sasa> zah hiraharaha:lol::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4031