Eritreritra iny ny ahy
1. tafita
(
06/09/2006 21:52)
Raha nandinika ary nijery ny raharaham-pirenena
aho dia tena variana
Fa maninona ary ny olona maro mpanao politika
no be fikafika
ka nanomboka teo aho nanomboka leo
ary velon-toreo
nanomboka nijery tato anaty serasera
sady nandany lera
sao mba misy olona azo tohanana
ato anatin'ny namana
Dia hoy aho tetsy ,niteny samy irery
tohano Ra HERY
Le tsiky dia ampy mpandridra an'ity
fa mahafinaritra ery
raha ny olona maro nahita ny soa
tsy manam-paharoa
ka maninona hoy aho raha mba mivondrona isika
fa mahatratra an'apitr'isa
mba manohana olona tena mahavita azy
tsy hoe vazivazy
fa vonona hanondrotra ity Firenena
tena efa mahonena
tohano rangahy , sa ahoana hoy nareo
manomboka hatreo
akaiky mantsy ny fifidianana izao
sao tsy fatatrao
fa mila olona tsotra hendry sy mahay
fa tsy le tahaka anay
Koa tsy misy ve olona roa na iray
fa ho tohananay
amin'ny fifidianana ho filohan'ny Republique
ho tohanan-tsika
amin'izay dia Malagasy maro mivondrona ange
no hilaza manao hoe
Handroso tsy hihemotra ilay Gasikara
Ary antenaina hihatsara
tahaka itony serasera , tsy mitsaha-mivoatra
mba hoan'ny vahaoka
Sa .......... Eritreritra iny ahy
aho dia tena variana
Fa maninona ary ny olona maro mpanao politika
no be fikafika
ka nanomboka teo aho nanomboka leo
ary velon-toreo
nanomboka nijery tato anaty serasera
sady nandany lera
sao mba misy olona azo tohanana
ato anatin'ny namana
Dia hoy aho tetsy ,niteny samy irery
tohano Ra HERY
Le tsiky dia ampy mpandridra an'ity
fa mahafinaritra ery
raha ny olona maro nahita ny soa
tsy manam-paharoa
ka maninona hoy aho raha mba mivondrona isika
fa mahatratra an'apitr'isa
mba manohana olona tena mahavita azy
tsy hoe vazivazy
fa vonona hanondrotra ity Firenena
tena efa mahonena
tohano rangahy , sa ahoana hoy nareo
manomboka hatreo
akaiky mantsy ny fifidianana izao
sao tsy fatatrao
fa mila olona tsotra hendry sy mahay
fa tsy le tahaka anay
Koa tsy misy ve olona roa na iray
fa ho tohananay
amin'ny fifidianana ho filohan'ny Republique
ho tohanan-tsika
amin'izay dia Malagasy maro mivondrona ange
no hilaza manao hoe
Handroso tsy hihemotra ilay Gasikara
Ary antenaina hihatsara
tahaka itony serasera , tsy mitsaha-mivoatra
mba hoan'ny vahaoka
Sa .......... Eritreritra iny ahy
répondu par mimich le 27/09/2006 08:29
3. vahatra22
(
07/09/2006 09:08)
bravo tafita a! mahay be! mandefasa hafa indray @ manaraka e! mba ialana voly eto!:lol::P:)
