pazzapa
1. xxx
(
06/09/2006 06:34)
fa le pazzapa be hanondrotana ny ankizy ho artista vaovao sa ataon rta sy orange fitadiavambola fotsiny e, ra zah aloh ny fanjakana de hidiko any io fa mitady ampiady ny foko et mcar fotsin e
répondu par fiderana le 06/10/2006 14:31
3. mamzelkely
(
06/09/2006 08:20)
za mbô gaga ry fiffi misy olona d mandray à coeur b anle izy nefa hita be zao fa fitadiavambolan'i RTA io :roll: ny adalan olona ra ampiditra ady poko amzany anie ee efa mazava zao fa fitadiavambola toy ny société rht ihany io :°)
4. tsito
(
06/09/2006 15:52)
tsy hoe mitady vola fotsiny fa mba sady manome sanjila ny ankizy koa e ! dia iady aninona nefa ny an'olona aza firenena samy hafa no niaviana tsy miady zany. Dia aza lasa adala @ adimpiko zany nareo fa tsisy dikany zany raha mihoatra ny fanavakavahana aty andafy aty.
5. iriko
(
08/09/2006 08:22)
tena marina mihitsy zany fa aleo ny ankizy mba hilalao, izay no andraisana azy,fa angaha inona no ampiadina izany koa ehh!!! efa tsy tokony ao antsaina intsony izany adipoko izany, Malagasy iray daholo ny eo @ity Madagasikara malala ity.
6. LoharanoSoa
(
08/09/2006 11:37)
de aza mora tezitra kosa alo fa avoty fotsiny ze tianao e ! aleo ny ankizy hilalao fa ze resy mba miala e
7. baregenaina
(
08/09/2006 14:18)
azoko le oe mampiad foko, ka i justin anie le notenen tatie flô oe zany no fisaina'ny avy any antalaha, iny kosa aloh tsy mety e, fa aza mivaky loh @ io nareo fa io bizna ny rta fona
9. Vaninah
(
02/10/2006 07:10)
MBA JEREONAREO ANGE RY RETO AO AMIN'NY :
http://sobika .com fa variana hianareo fa tena tsy nampoizina no nkiafaran'ilay PAZZAPA 4
http://sobika .com fa variana hianareo fa tena tsy nampoizina no nkiafaran'ilay PAZZAPA 4
11. fiderana
(
06/10/2006 14:31)
Aiza kosa ê! mihira avy ve dia ahatonga ady poko, fa ny sasany mihitsy no efa tsy hitany izay handranitana izany dia any izireo no mahita fa maro ny olona voasitona sy manaraka ilay pazzapa4, dia manararaotra tsotra izao, fa aleo aloha hajanona hatreo ny teniko fa sao miova ny size.8)8)8)