isaky ny 2000 taona

1. majesty ( 04/09/2006 09:27)
Misy ireo olona izay fatra-pandinika fa isaky ny 2000 taona dia misy zavatra miseho foana eto amin'ity zao tontolo izao ity,ohatra nomen-dry zareo tamin'izany:
2000 taona voalohany:safo-dranon'i Noa
2000 taona faharoa:nahaterahan'i Jesosy teto an-tany
2000 taona fahatelo: d lazain-ndry zareo fa ny tokony ho fahatongavan'ny mpamonjy fanindroany handray ny vahoakany sy hamaly kosa ireo ratsy fanahy.Dia ny fanazavana nomen-ndry zareo dia nihemotra io fotoana io satria tsy mbola vita ny fitoriana ny filazan-tsara.Dia samy miandry izay hiseho izany ntsika na mitombona izany na tsia:D
répondu par prime le 22/09/2006 12:10
2. Achia ( 04/09/2006 09:32)
lasa fotoangasy zany le izy
3. pissoa ( 04/09/2006 09:35)
Tsy isaky ny 2000 taona fa isan'andro dia misy zavatra mitranga foana eto amin ity izao tontolo izao ity ka :-D:-D:-D

Achia, angamba tokoa =))=))=))
4. Fiffi ( 04/09/2006 09:46)
tsy ny témoin de Jehovah ve no nanamparitaka an'io ?
5. lapino ( 04/09/2006 10:05)
Achia:
lasa fotoangasy zany le izy
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. Rafotsy ( 04/09/2006 10:37)
Zah dia mino ny ao @ Baiboly , ary i Jesosy niteny fa tsy misy mahafantatra io fotoana lazainao fahatelo io hafatsy ny Ray ihany , ka izay no nanafarany antsika hoe : veillez et priez , zany hoe ho avy ilay andro fa tsy fantatra fa dia mihomanana fotsiny no anjarantsika mba ho anisan'ireo voafidy !
7. Rafotsy ( 04/09/2006 10:39)
Misy resaka mi complète ity sujet ity etsy ambany nataon'i Lazzadady fa tsy hitako reha tsy izao !
Ka nde hamaky fa sao misy fahasoavana !!
8. prime ( 04/09/2006 11:31)
Dia rahoviana hono ry majesty???:lol:
9. Fiffi ( 04/09/2006 16:45)
Andriamanitra hiany no mahafantatra azy fa mihomana fotsiny hiany fa ho avy io andro io ?
10. pissoa ( 04/09/2006 19:40)
Ie ...
11. majesty ( 05/09/2006 04:32)
prime:tsy misy mahalala na ny ora na ny fotoana ka fa ny soratra masina fotsiny no manambara fa efa miaina ao anatin'ny andro farany ntsika izao.
Raha mijery an'reo faminaniana ao amin'ny bokin'ny apokalipsy tsinn d mahita fa ny vahoakan'Atra dia hipetraka any an-danitra mandritra ny arivo taona izany hoe raha jerena ny fizotry ny tantara izany dia izao,6000taona eto an-tany dia ny 1000 taona manao vakansa any an-danitra ireo voavonjy mankalaza ny faha 7000 taona na ny sabata. :idea:oups
Zay aloha fa aleo refaveo ndray tohizana fa sao d miditra lalina be loatra :D
12. prime ( 05/09/2006 11:46)
:-D:-D:-D ka maninona raha miditra lalina e...:wink:
13. Achia ( 05/09/2006 19:59)
sao de avotra eo daholo tsika ko :-D:-D
14. pissoa ( 05/09/2006 20:05)
Hihihi, koa maninona raha avotra daholo njay aza e :-D:-D:-D
15. cutie ( 05/09/2006 20:14)
raha jerena ny fizotry ny tantara izany dia izao,6000taona eto an-tany dia ny 1000 taona manao vakansa any an-danitra ireo voavonjy mankalaza ny faha 7000 taona na ny sabata. oups

:-D:-D:-D:-D:-D
16. Zina ( 05/09/2006 21:25)
Raha mijery an'reo faminaniana ao amin'ny bokin'ny apokalipsy tsinn d mahita fa ny vahoakan'Atra dia hipetraka any an-danitra mandritra ny arivo taona izany hoe raha jerena ny fizotry ny tantara izany dia izao,6000taona eto an-tany dia ny 1000 taona manao vakansa any an-danitra ireo voavonjy mankalaza ny faha 7000 taona na ny sabata

Tsy misy maha diso an'io mihitsy...
17. cutie ( 05/09/2006 21:41)
le manao vakansy no mapime ahy e :-D
18. Achia ( 06/09/2006 07:44)
pissoa:

Hihihi, koa maninona raha avotra daholo njay aza e :-D:-D:-D


de diso ndray ny baiboly :-D
19. pissoa ( 06/09/2006 08:14)
Fa ahoana ozizy ny baiboly :roll:

Sady satana nge efa miandry ny afobe foana e :-D:-D:-D
20. majesty ( 06/09/2006 11:23)
:-D:-D:-D raha voavonjy daholo d mandrary tsy mahavita n'inn n'inn mintsy any an-danitra fa variana mamaly forum fotsiny =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0636