isaky ny 2000 taona
22. pissoa
(
06/09/2006 12:24)
majesty:izany ve no tenin'ny baiboly 8O
:-D:-D:-D raha voavonjy daholo d mandrary tsy mahavita n'inn n'inn mintsy any an-danitra fa variana mamaly forum fotsiny =))=))
:-D:-D:-D
24. Fiffi
(
07/09/2006 17:24)
majesty:nga hono misy forum koa any ? :roll:
:-D:-D:-D raha voavonjy daholo d mandrary tsy mahavita n'inn n'inn mintsy any an-danitra fa variana mamaly forum fotsiny =))=))
25. majesty
(
08/09/2006 04:37)
za kou ary eto vao manontany hoe misy forum kou ngah mou any:roll: refa tonga any v i Mr hery tsy mbola asiny serasera any e,iza no mahita 8O8O8O
29. majesty
(
13/09/2006 04:42)
ary toa gaga b daholo ny oul,nefa mba eritreritro fotsiny io satria za tsy mbola tany an-danitra,iza no mahita mety mbola misy tchat sy forum any fa ny endriny no hafa:D
31. cutie
(
13/09/2006 15:01)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 13-09-2006 06:42:37
Lohateny : Re : isaky ny 2000 taona
ary toa gaga b daholo ny oul,nefa mba eritreritro fotsiny io satria za tsy mbola tany an-danitra,iza no mahita mety mbola misy tchat sy forum any fa ny endriny no hafa
za alou tsy gaga e :-D:-D:-D:-D:-D
36. cutie
(
15/09/2006 20:24)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 08-09-2006 06:37:40
Lohateny : Re : isaky ny 2000 taona
za kou ary eto vao manontany hoe misy forum kou ngah mou any refa tonga any v i Mr hery tsy mbola asiny serasera any e,iza no mahita
io :-D:-D:-D:-D
37. Fiffi
(
16/09/2006 15:45)
majesty:majesty: mahita lazaina mihintsy enao an!
za kou ary eto vao manontany hoe misy forum kou ngah mou any:roll: refa tonga any v i Mr hery tsy mbola asiny serasera any e,iza no mahita 8O8O8O
40. prime
(
19/09/2006 10:04)
ie, satria le filazanao azy no mampine anah fa tsy ilay hevitra nolazaina...:-D:-D
