sakafo-tsinoa
1. fasaly
(
01/09/2006 15:42)
hono wa??? mba misy mahay mikarakaraka ilay kotoleta voahendy mikarepoka somary mamy tsiro reny ve???toy ilay eny amin'ny resto chinois madà , tsisy an'i mantsy am resto chinois aty ampita:roll::roll::roll:tena mba tiko handramana ny manao azy , efa nisy nanoro ihany aho fa otran'ny tsy mi reussir zany lay izy..
misaotra mialoha e!:-*
misaotra mialoha e!:-*
répondu par fasaly le 07/09/2006 05:55
2. boubounezy
(
01/09/2006 21:29)
ny hena refa sina siramamy na tantely dé mikarepoka fona. fa ra le malemy be ndray alou ny haiko e!
3. Fanja1
(
02/09/2006 06:11)
macerena @ tantely na siramamy, sauce soja, sel, ail , gingembre (1h eo ny macerat°)
4. pili
(
02/09/2006 13:40)
ny ah kou lony ny fanaoko otrany io any fanja1 io é,sinon afaka mijery ao am google enao d tapeo fotsn oe recette cuisine chinoise,normalement tokony hiseho ao,ts tsatsio mou ny anaran'zany,sa diso ah
5. Fiffi
(
05/09/2006 20:20)
fasaly: ity akia misy recette chinoise maromaro raha ohatra ka hanandrana ndry an! de mazotoa an ! :)
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/pays/271/2/chine.shtml
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/pays/271/2/chine.shtml
6. fasaly
(
06/09/2006 05:45)
hummm! msotra anareo rehetra namaly klou fa handramako reo! tsy matiko lolo mahitsy mantsy:wink:
boubounezy, ka lay hena ange mikarepoka ety ivelany fa malemy be mitsy ny ao anatiny refa tsakoina e! asa na mariné-na ve klou:roll::roll:
boubounezy, ka lay hena ange mikarepoka ety ivelany fa malemy be mitsy ny ao anatiny refa tsakoina e! asa na mariné-na ve klou:roll::roll:
7. mamzelkely
(
06/09/2006 06:32)
ny anah akia ry fasaly ny fanaovako azy de zao
macerer-ko anaty sauce soja, tately na siramamy, de menaka kely de tai wang (ts haiko ny manoratra azy fa karazana épice sinoa izy io jereo eny am épicerie sinou fa zvt ôtrany poudre marron zay le izy)
de refa hande endasiko de asiko fécule de manioc betsabetsaka (tavolo ny fahalalako azy) de aveo endasiko amizay de somary mibotsibotsina zay le izy fa tsara aaaa :miam::miam::wink:
maztou njy:-*:-*

8. fasaly
(
06/09/2006 09:49)
hummm! merci mamz...efa natoron'i oul ahy ihany fa tsy nivoaka ny gout sy ny endriny aky tssss
nefa tena mba tiko ery io refa mande resto chinois madà...handramako io aky a! fa lay huile taiwan io toa misy aty ka! fa ny fecule de manioc azo soloina la farine tsotra...:wink: lazaiko dool nareo raha mi reussir an!:-*

9. mamzelkely
(
06/09/2006 11:47)
somary samy hafa le fecule de manioc sy farine ka satri le fecule misy zvt ao anatiny afaka mampalemy hena fa farine hafa mits:wink:
10. fasaly
(
06/09/2006 17:41)
ok! ka zay zao no tsy haiko raha ahita an'io njay zà any am magazay:?:roll:
11. boubounezy
(
06/09/2006 20:32)
rereo kia fasaly any @ sinou fa misy efa tantely mifangaro sauce sinou reny izy a! asinjy anio izy fa misy efa vita reny amidindry zareo @ tavoangy izy itrany mainty2 be zay ny lokony zany wé mety marrons bé ngamba tsy mila sina inn tsony fa iny fotsiny:miam:
12. simplex
(
06/09/2006 20:47)
Fa mba mety kou ve le hena asiana siramamy aloha ee:?::?:
misy "plat" gasy otran'izany ve ?
:-*:-*
14. fasaly
(
07/09/2006 05:55)
hummm! boubounezy, inona ny nanaran'ny lay suace mifangaro tantely fa lay manotany anreny sinoa reny kou nge mahakamo mitsy fa miavona kely mitsy reny kely maso reny e! sady manarabody be mitsy fa heveriny fa hitsaingoka nagamba:?:-D
inona ny ananranlay sauce????
inona ny ananranlay sauce????