Faran'ny volana
1. xxx
(
01/09/2006 12:39)
Tena mba mampalahelo mihintsy ry zareo ,fa mintaintaina ambodiriana foana lava'zao rehefa faran'ny volana,akaiky ny arabe ny tranonay ,any amin'ny 10 ora alina ,@ 11 ora alina any mbola maheno horakoraky ny mamo,sy teny ratsy isan-karazany ,na dia tsy mandray vola aza ny tena dia hoatrany miara-mikorana amin-dry zareo koa,mipitrapitra fotsiny eo am-pandriana fa rehefa mody ny mamo vao mba mahita tory koa,asa na isika Malagasy eto ihany no manao izany na ny any ivelany koa fa mandreraka tanteraka .
Fanampin'izany dia rehefa amin'ny andro io ,dia tsy maintsy mody mazava haingana na tsy mana-baraiventy aza fa matahotra sao misy manendaka ,
Manontany tena aho hoe :dia mba ahoana loatra e! dia tsy maintsy hiaina amin'izany foana ve?
Fanampin'izany dia rehefa amin'ny andro io ,dia tsy maintsy mody mazava haingana na tsy mana-baraiventy aza fa matahotra sao misy manendaka ,
Manontany tena aho hoe :dia mba ahoana loatra e! dia tsy maintsy hiaina amin'izany foana ve?
répondu par fasaly le 07/09/2006 17:58
2. fasaly
(
01/09/2006 13:01)
hummmmm! efa zay lay fiaraha monina misy ka ny mitandrina sy mailo zany e! il faut faire avec hoy ny fiteny fa raha kely aina aleo mody manao hoe matahotra ihany fa reny mpanendaka ireny efa tena .....
4. xxx
(
05/09/2006 08:49)
dain tsy ny gasy ihany kosa eh! aza generalisena le izy fa ko ny vahiny pire noho io aza an !zany oe raha aty ivelany ndray de afaka miantso polisy ref amisy zavatra tsy zaka :lol::lol:
5. fijo
(
06/09/2006 21:39)
aty aminay koa ,dia toa io tanteraka.aza taraiky arivarivaihany fa vizna
6. Fiffi
(
07/09/2006 16:42)
:roll: aiza zany ? ny misy ahy aty aloha de tsy mbola nahita an'io zah an! firifiry ny olona mandeha mivoaka fa mafana ny andro de efa @ firy alina vao mody nefa tsy misy hatahorana ?
7. fasaly
(
07/09/2006 17:58)
fiffi: mitandrema ihany fa ny ratsy tsy kely lalana no tsy mifidy lalana:-* ny maizimaizina sy mangingina iny no tena tiany hivoahana sy hamelezany hanovany ny haratsiana rehetra kou! aleo ihany mody alohaloha raha mbola azo hatao:?