Tsingerintaona anio

1. ralos ( 01/09/2006 09:08)
Arahabaina manokana ireo namana manana tsingerintaona androany (01/09) rehetra:
Adorante-BEAUTIFULL-bkaan-Christian-jeanbruno- kantic-lepouta-livakely-mamilalao-miantsaharimanitra-minamana-pinkielove3-irery40-
Razah-sopinaka-tianah-43xxx. :-*:-*:-*:-*:-*

Dia ny soa sy ny kanto hatrany anie no hotovozinareo @ty fiainana ty:D
répondu par Simpona le 04/09/2006 09:18
2. Fiffi ( 01/09/2006 09:49)
3. boubounezy ( 01/09/2006 09:56)
joyeux anniversaire nareo retra2 =D=D=D=Dx4
4. tywa68 ( 01/09/2006 10:01)
mirary soa ê ^:^
5. Fiffi ( 01/09/2006 10:03)
de mba tongava daholo eto @ forum eh! :):-*:-*:-*
6. mandrindra ( 01/09/2006 10:42)
fetinareo androany ka mirary fiadanan ho anareo e
7. ralos ( 01/09/2006 14:06)
Misaotra betsaka ry namana isany!
Sao tezitra eo mantsy Fiffi hoe tsisy tonga eto @forum:D

Mankasitraka sy mankatelina e!
8. Simpona ( 04/09/2006 09:18)
Miarahaba oul ralos fa tsy miarahaba ny tenany nefa izy kou tompom- pety=D=D=D. :wink:

Arabaina lets a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0578