Mba tafiditra anatin' ny hofidiana ihany ny antsika ka isika izay mba mahita fiovana ary manana acces @internet, mba iriana mba hifidy satria 4% ihany no vote ho an' i Afrika nohon' nytsy fananana Internet.
Maro no mbola tokony atao kanefa tsy hodian-tsy hita kosa ny vita!