Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?

1. dolby ( 30/08/2006 08:00)
Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy.

Ataoko angamba fa mba sady efa tratran'io daholo.

répondu par Rovampitia le 19/09/2006 09:52
2. nikopol ( 30/08/2006 08:08)
za aloha mbola tsy tratra e!
ny ahy tsy miankina amin'ny eo antanan'iza na iza, na tsy an-tanan'iza na iza fa miankina aminle olona fotsiny. tsy en fonction 'izany no mapipiriritra na tsia :lol:
3. dolby ( 30/08/2006 08:17)
hoe raha eny antanan-dry zalahy izy dia efa voafantiny tao anatin'ny maro dia mety mba mifanojo amin'ilay mahasarika anao ihany koa.
4. booboo ( 30/08/2006 08:29)
hum...dia mijery annulaire foana ve zany oul tratran'izany ? :lol:...tsssss , ataoko fa tsy zany antony fa satria fotsiny hoe manintona azy ilay olona dia tsiriritiny ...Ny ety ivelany mandinika no mety mahita antony tahaka io.
5. Fiffi ( 30/08/2006 08:30)
dolby:
Ataoko angamba fa mba sady efa tratran'io daholo.
Tsy mino an'io kosa aloha zah an! Fa raha ohatra ka manaraka ny didy folo ianao de hoe "aza mitsiriritra ny vadin'olona" Raha mpivavaka sy mihaina @ fiainana Kristianina tsy hanao an'zany an!


6. dolby ( 30/08/2006 08:51)
Fiffi:

Tsy mino an'io kosa aloha zah an! Fa raha ohatra ka manaraka ny didy folo ianao de hoe "aza mitsiriritra ny vadin'olona" Raha mpivavaka sy mihaina @ fiainana Kristianina tsy hanao an'zany an!


Ka ny antony mety nanaovana ilay didy folo satria misy (betsaka) ihany zany ny fitsiriritana koa. Fa norarana tsy ho atao izy ho an'izay kristianina.


7. antsotokana ( 30/08/2006 09:10)
tena mifanohitra be ny ahy. Ny ahy ndray aloha dia rehefa hoe efa eny an-tanan'olona dia efa esoriko ao an-doha ny aminy. Ohatra hoe efa mba nojerijereko kely izy taloha, avy eo hitako miaraka amin'olona dia efa ampy ahy izay. Aviliko any an-kafa indray ny maso. Mbola maro ireo disponible
8. pissoa ( 30/08/2006 09:13)
Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?

Satria kôndrana :roll::-D:-D:-D
9. booboo ( 30/08/2006 09:16)
hihihihihi
10. dolby ( 30/08/2006 10:00)
pissoa:

Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?

Satria kôndrana :roll::-D:-D:-D


Normale be ilay valin-teny rehefa avy mamaky ilay ao @ 'Fanampiny'


11. pissoa ( 30/08/2006 10:34)
dolby:
Normale be ilay valin-teny rehefa avy mamaky ilay ao @ 'Fanampiny'

Na tsy namaky an'le fanampiny aza zah dia hitako hoe normal foana io ka :-D:-D:-D
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44ddf4de066ec dia :-*:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 30/08/2006 10:40)
antsotokana:
tena mifanohitra be ny ahy. Ny ahy ndray aloha dia rehefa hoe efa eny an-tanan'olona dia efa esoriko ao an-doha ny aminy. Ohatra hoe efa mba nojerijereko kely izy taloha, avy eo hitako miaraka amin'olona dia efa ampy ahy izay. Aviliko any an-kafa indray ny maso. Mbola maro ireo disponible
izay indrindra manko an!


13. diamondra27 ( 30/08/2006 10:44)
inona no iraharahana izay vadin'ny olona any fa tsy ny anao no atao izay mampety azy.

refa sambatra aho de ampy anah zay!
14. Achia ( 30/08/2006 10:46)
:lol:mahazo mitsiriritra fotsiny zany ianao fa tsy mahazo mikitika:?:
15. mamzelkely ( 30/08/2006 11:17)
dolby:

Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray.



ka sattri mety mamiratra koko angamba ny an le sasany ko :-D:-D
16. Fiffi ( 30/08/2006 16:14)
Achia:
:lol:mahazo mitsiriritra fotsiny zany ianao fa tsy mahazo mikitika:?:
sady tsy mahazo mitsiriritra no tsy mahazo mikitika!


17. bogosi ( 30/08/2006 17:42)
dolby:

Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy.

Ataoko angamba fa mba sady efa tratran'io daholo.



non mety marina le izy satria ny any mdg ny ny lehilahy indray no mampitsiriritra ny sasany na efa manambady aza satria be vola izay no mahatonga ny sipa kely rehetra ho matrese ny olona ambony daholo na de efa antintra aza de mampitsiriritra satria be vola donc marina le izy na @lahy na vavi fa ny any lahy rehefa manja izy vao mitsiritra fa ny any vavy na ratsi aza de mampitsiriritra fona noho ny volany hmm!

18. naritsimba ( 31/08/2006 04:58)
bogosi> zà aloha mbola tsy nitsiriritra vadin'olona izany eh, fa maro no tratran'io ary ny mampalahelo dia ilay namana akaiky no maka ny vadin'ilay namany.
Raha haka ihany r'izalahy dia maro ange ny vehivavy gasy tsy manambady e, ary tena misy ny sady taviny no volony ary ny ankamaroan'izy ireny dia misafidy ny tsy hanambady fa hiteraka ( 30 ans à 40 ans ) atao inona intsony zalahy vadin'olona ah!
Ny vehivavy indray dia tsy mahagaga raha tratran'io fa ny vola no ambony eh!
Ary tsy eto Madagasikara ihany fa maro amin'ny vehivavy malagasy ange no manambady vazaha antitra mba ahafahana mijanona any am-pita e!
Samy manana ny reviny io.


19. papounette ( 31/08/2006 07:38)
nikopol:

za aloha mbola tsy tratra e!
ny ahy tsy miankina amin'ny eo antanan'iza na iza, na tsy an-tanan'iza na iza fa miankina aminle olona fotsiny. tsy en fonction 'izany no mapipiriritra na tsia :lol:

:oops:Si ny fofna koa!:P
20. zanako ( 31/08/2006 12:02)
matetika rehefa eny an-tanan'olona ny olona iray vao tena hita ny zavatra mampisongadina azy indrindra rehefa hain'ilay olona miaraka aminy ny mampiaingo azy, ka angamba izay no mahatonga izany.
Za aloha mbola tsy tratran'izany e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539