Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?

21. tywa68 ( 01/09/2006 07:04)
tsy aleo ve mijery ny célibataires azo kitihana raha mahafinaritra toy izay ny an'olona (ny maso mijery tsy mitondra mody !);-)
22. Fiffi ( 01/09/2006 09:42)
bogosi: hummm ! zany ve ? :roll:
23. prime ( 01/09/2006 10:53)
Izaho aloha tsy mitovy hevitra amin'izany satria ny fitsiriritana efa miaro zavatra hafa...
Fa na izany aza ilay "analyse" toa mitombina ihany @ ampahany hoe matoa vofidy tao anatin'ny maro dia ilay tsara indrindra izany...
24. Fiffi ( 01/09/2006 11:47)
zay indrindra manko an!
25. tywa68 ( 01/09/2006 12:50)
ka ny mety @hafa anie tsy voatery mety aminao ê ! sady @izay mety ho "wain" be enao raha manandrana manadala satria tiany ny vadiny =))=))=))
26. Fiffi ( 01/09/2006 13:07)
wain..:-D
27. prime ( 04/09/2006 11:55)
Eny e, fa mitombina ihany ilay hoe ao anatin'ny marobe, dia voafidy handravaka tokantrano iray... izany hoe ny tsara indrindra mihitsy...:wink:
28. iriko ( 04/09/2006 14:20)
Mazava ho azy fa ny mpivady dia olona roa lahy sy vavy izay notezaina fianakaviana roa samihafa tsy mifankafantatra ankory, rehafa mifankahita izy ireo dia ny lehilahy no taitra aloha raha mahita bika, fa ny vehivavy mamantatra aloha hoe ???????? be dia be ny ao andohany ao dia mireasaka ry zareo dia mifankalala toetra aloha dia mifandao kely,samy mandinika, raha misy ny ifanarahana dia tsara raha mpinamana aloha,mba tsy hisiana'ny haingana be loatra, raha misy ny tena fitiavana ka hitanao fa ahafa-po anao ny fiarahana aminy dia izay vao mifamatotra @ilay fiarahana fitiavana, avy eo izay vao mifampianatra fiainana:izay fantrao fa mety mahasoa ny fiainana ROA. Amin'izay afa-po tsara dia tsy MITSIRIRITRA.Raha mahita na maheno zavatra ianao any ho any dia arosoy @ resaka misy fitiavana dia miara manatanteraka raha misy ny mahatsara izany, fa aza manao tompony mangataka ny atiny, samy manana avokoa fa ny fampisana azy no samihafa. Dia samy hendry tsara daholo, dia misotro fitiavana be.
29. Fiffi ( 04/09/2006 15:08)
prime: de zay ve no nampiriritra azy ?

iriko: misotro fitiavana ? :roll:
30. prime ( 05/09/2006 12:54)
fiffi> "nampitsiriritra" angamba no tianao tenenina e?...:wink:
ie d izay no mampitsiriritra ny olona sasany hoe vhv na lhl maro mirenireny samy mandeha eny io tsy mampaninona azy (na dia manja toa inona aza) fa ilay tantanan'ilay iray ery ihany no tsy hariny...
31. nanourand ( 06/09/2006 14:46)
Maninona ny vadin'ny sasany foana no mampitsiriritra ?


satsia matavitavy be be entana sy nofosana tsara, ...
:°)
32. soanja ( 08/09/2006 00:18)
dolby:

Matetika izay efa eny antanan-dry zalahy dia mampitsiriritra indraindray. Tsy hoe akory hoe ratsy ny eo am-pelatanana. Ary mandaitra io na amin'ny lahy na amin'ny vavy.

Ataoko angamba fa mba sady efa tratran'io daholo.




Tsy voatery tompoko!
saingy ratsy kosa ve ny mba mijery fotsiny dia miteny hoe tsy ratsy kosa ny vadin'ny iannn . Raha tsy hoe te handainga ao anaty. Na dia mahatsapa aza mody odina fanina. Io ilay atao hoe fahendrena.


33. fiderana ( 12/09/2006 12:54)
Raha izaho aloha no manambady ka tsy misy mitsiriritra raha mandeha eny an-dalana dia mba lasa eritreritra ihany, nahoana hoy ianareo? ho kajiko tsara toy ny tamin'ny voalohany ny ny toetrany tsy hoazon'ny fakam-panahy, ho karakaraiko ho tena soa ny bikany mba ho endriky ny lalana raha mandeha mivoka indrindra ho ravaky ny tranoko,noho izany tsy ahagaga raha mba mitsiriritra ny hafa mahita azy, fa mahatalanjona raha ny mifanohitra amin'izany no mitranga,lasa hieritreritra aho hoe sao dia niaratsy ny vadiko:D:D:D
34. fiderana ( 12/09/2006 12:58)
tsy misy olana izany fa ny ahy tsy homeko, sady tsy handeha amin'izany, na ampaharivon'ny segondra aza,
ny maso mijery tsy mitondra mody ko!:-D(l):o
35. Rovampitia ( 19/09/2006 09:52)
Ka ilay efa fantatra fa tsy azo atao mihintsy matetika angamba no tian'ny sasany hatao e!
Mety ho misy ihany kosa ny tsy nahy fa raha fanahiniana, de aleo samy hijinja ny nafafiny e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2132