ps

1. booboo ( 23/08/2006 13:19)
Efa in-3 nandeha angamba ty raha ity fa tsy quoi fa averiko fan'efany ndray :-D.

Zarazarao eto hoe ny tantaran'ny pseudo-nao ? inona no antony nisafidiananao azy, inona no dikany, sns...

:wink:
répondu par prime le 18/09/2006 14:19
2. xxx ( 23/08/2006 13:51)
bjr doly

booboo koussa e , njy nanokatra hevitra d njy aloha zany no mitantara ny pseudo-njy kalou:wink:

nena mbola xxx kalou io d tsy mbola misy hazavaina :-D:-D:-D
3. xxx ( 23/08/2006 13:57)
ny anah io no nosafidiko satria za ts te hofatatr ny olona :-D:-D
4. booboo ( 23/08/2006 14:01)
xxx1 > :-P

Ilay booboo avy @ DBZ :-D:-D satria zahay mitsam samy tia chocolat :-D:-D
5. dd ( 23/08/2006 14:39)
asa raha tadidin'i hery ny tantaran'ny ps-ko, tany @ taona 2002 tany hoany :) mpitsaty be amin'ny alina zahay t@ zany ...

ataovy initial hoy izy, d tonga aho dia nanoratra hoe dr, saingy tanaty maizina satria tsy tia mandefa jiro moa rehefa alina, dia diso lasa dd :( :( , nasaiko novan'i hery fa aleo amin'izao hoy izy ... d lasa dd na dia tokony dr aza ! :) :)

d ny an'iza indray zao?
6. diamondra27 ( 23/08/2006 14:50)
ny ahy izany dia diamondra27, efa fantan'ny rehetra ny nahatonga an'io.

Ho an'ny retardataire de sarotra trandrahana sy aondrana ny diamondra:oops::oops: mila déclaration raha mi-passe douanes:lol:
7. miangalyandria ( 23/08/2006 15:11)
inona ilay dbz ry booboo fa tsy azoko
8. Fiffi ( 23/08/2006 15:36)
:-D:-D:-D adidiko tsara fa tao @ hatsikana sy lalao zah no nanao an'io dinika
9. Fiffi ( 23/08/2006 15:39)
tapaka hihihihi

nanao an'io dinika io de ny an'i pissoa zao tena tadidiko tsara :-D de ny ahy moa de misy fanampin'anarana no nahatonga an'io . i Fiffi hihihi
10. booboo ( 23/08/2006 15:44)
miangalyandria > dragon ball Z hihihihihi. Anao zao :wink:
11. sipagasy ( 23/08/2006 15:52)
mmhh, ny ahy moa dia mazava ho azy fa "sipa" aho ary "malagasy"ihany koa.
12. mimich ( 23/08/2006 16:05)
booboo:

Efa in-3 nandeha angamba ty raha ity fa tsy quoi fa averiko fan'efany ndray :-D.

Zarazarao eto hoe ny tantaran'ny pseudo-nao ? inona no antony nisafidiananao azy, inona no dikany, sns...

:wink:




hihi bobo tena marina fa efa imbetsaka niverina ilay sujet , tamin'ny eritreritra mandalo tamin'ny 2004 za no nametraka ny fanontaniana fa hovaliako ihany eee
ny ahy an!!! mpiaramianatra amiko tany am lycée julf no nametraka an'io avy amin'ny anarako ihany izy io. de rehefa nitady ps hapetrako teto aho de tonga dian tsaroako ilay izy de io
13. malalatinasoa ( 23/08/2006 16:12)
Hum hum ny anarako, ny anaran'i tiko ary ny anarana tiko, nakapoka natao bangotokana dia namoka zavatra hafahafa :-D:-P
14. Herimiafina ( 23/08/2006 16:24)
Ny ahy injay moa izany dia araka ny efa fata-daza hitampoko hitampirenena na jamba na pahana dia i Herimiafina no ps-ko.
Izy io moa izany dai misy tantarany lava dia lava, nanomboka tany amin'ny taonjato maromaro tany raha nifandimbindimby niteraka ny razambeko rehetra sy ireo ray amandrenibe ary ny RAR, ka niteraka zazalahy natao hoe MOI izay nahita ity serasera ity tamin'ny volana aogositra 2005 ary nanampakevitra fa mba te hiresaka, teo anefa no nanontany ity solosaina hoe mila manoratar anarana ho mpikambana ianao ry MOI izay vao afaka miditra eto.
Nandray penina aho ary nikasa hanoratra ny anarako hoe MOI kanefa toa tsy nety tafiditra ary dia soratra hoe HERY sy ny HOE tenimiafina no tazako, tonga dai tsy naka sarotra fa nanoratra hoe Herimiafina ary ny fiafarany dai nameno lisitra lavabe ary farany dai nahazo alalana nanoratra. :^)

Mbola lavabe ny tohiny fa aleo aloha zah handeha hihinankanina fa noana, toa tsy misy ranon'apango ao izany klé. :{:{
15. mandrindra ( 23/08/2006 16:26)
ny ahy tongatonga ho azy teny:°):°)
16. booboo ( 23/08/2006 16:35)
tsssssssssss... teny am-pisotroana dité ? :-D:-D
17. fijo ( 23/08/2006 18:38)
aoka ny diteanay ry booboo an,rano masina iny ka aza atao malaza be.
ny ahy moa dia tsotra,satria za dia fijo lava;hatry ny kely.ary efa tany mahajanga io hoe "laholo ty leroa fijo oooooo"
18. Herimiafina ( 23/08/2006 18:51)
Ary aiza izany ny fija raha izany? :D
19. mandrindra ( 23/08/2006 19:18)
booboo, sy fifohana ... rivotra :-D:-D:-D
20. booboo ( 23/08/2006 19:36)
fijo > ingahy kosa klou dia tena fijo ara-bakiteny e !
mandrindra > :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2198