ps
21. miangalyandria
(
23/08/2006 22:05)
miangalyandria > dragon ball Z hihihihihi. Anao zao
Io ps io psko n'aiza n'aiza saika amin'ny kaontiko rehetra eto amin'ny aterineto : ny antony satria aho romantika be !!!! (l)(l):-D:-D no sady ataoko rehareha ny mahamalagasy ahy. I Miangaly dia isan'ny vadin'Andrianampoinimerina, nisitaka izy indray azo izay dia nalahelo azy Andrianampoinimerina nefa ny tena moa mpanjaka koa ... dia hoy ny mpanolo-tsaina hoe "i Miangaly no manina !!!" (fa tsy ialahy mazava ho azy :wink:), hoy an'izay tsy mahalala dia izay izany no nahatonga an'ilay fomba fiteny iray io ! Dia satria i Princesse foana no niantsoan'ny zokiko lahy ahy tamin'izahay mbola kely koa dia i Miangalyandrianampoinimerina no nofidiako saingy lava loatra no lasa deuxième nomn'ny cousin ilay andrianampoinimerina dia nataoko hoe Miangalyandria ny ahy koa !!! dia izay !!!! :wink: misy lanjany be amiko hihihi

22. vale
(
24/08/2006 00:39)
Ny enah ndray moa ny ttarany ps ko de satria tiko nalaina t@ anarako de saika hataoko hoe Val aloha (io moa no fiantsony ny namana sasany ahy mazàna,) dia rehefa nieritreritra ndray za de ohatriny val zany ve tsy hifangaro @ lay hoe > val: any @ hafatra:-D:-D, de notovanako "e" fotsiny de zay.
vale:-*
vale:-*
23. Zina
(
24/08/2006 02:21)
Ny ahy ndray dia namako miara miasa amiko libanaise ilay izy ary zanak'ny premier ministre any Liban, tsara tarehy be ilay kala... dia nanaitra ahy
24. sasa
(
24/08/2006 05:23)
ny an'ahy indray surnom tam mbola kely ka hatramzao d tsy ny eto ihany no miantso an'ahy amin'io fa olona be da be.
Rehefa any am tsaty indray d manana pseudo hafa koa iny indray d safidy manokana satria tiako be le zava-maniry sy ireny dité Veromanitra ireny, indrindra ny fofony.
Rehefa any am tsaty indray d manana pseudo hafa koa iny indray d safidy manokana satria tiako be le zava-maniry sy ireny dité Veromanitra ireny, indrindra ny fofony.
26. mimich
(
24/08/2006 07:22)
fiffi ary tsy mbola namerina nanazava kory koo
kamo be zay hikaroka zany any am hatsikana sy lalao efa lavitra be zany
kamo be zay hikaroka zany any am hatsikana sy lalao efa lavitra be zany
27. ravatorano
(
24/08/2006 08:53)
za aloha d mazava ho azy fa fanampin anarako io no nadika teny malagasy d zay fa taloha za efa nanana ps fony niditra teto voalohany taloha b tany d tsy d nety tamiko loatra ilay ps d novaiko an io ravatorano io fa sady vato mafy no rano malefaka izay hery roa izay no mitambatra manome azy
zay ihany
fa zao mba lazao ny an i fenotia sy mamzelkely eh fa aza mifona e :roll::-D:-D:-D
zay ihany
fa zao mba lazao ny an i fenotia sy mamzelkely eh fa aza mifona e :roll::-D:-D:-D
29. prime
(
24/08/2006 12:42)
Anarana tarika tena nandresy lahatra ahy dia mba indramiko e... Kanefa dia sady ps'ko n'aiza n'aiza koa no surnom'ko teny am-pianarana teny @ pata (kolejy paul minault) teny...
30. Samoana
(
24/08/2006 12:42)
Nampiteny ny moana mihnintsy izay sambos nateliko tany @ 67 ha izay 2 taona lasa izay ka nahatonga ahy nanova ny ps-ko taloha
samoana= sambos maha-moana ny noana:lol:
samoana= sambos maha-moana ny noana:lol:
31. mimich
(
24/08/2006 13:10)
:roll: samoana> :lol , tsy ratys ka!!! , za anisan'ilay (tsy) moana niteny tamin'iny fihinananao sambos iny:-D:-D:-D
32. mimich
(
24/08/2006 13:12)
fa tsy me ve nataon'ny sam(bos) moana tsy nahateny ee , satria natsiro ialy izy ka nampitanaka sa nameno vava :roll::roll:
35. andry08
(
24/08/2006 16:42)
Ny ahy andry08: antsasakin'ny nom de jeune fille niampy ny dep hipetrahako e!:)
36. ds
(
24/08/2006 20:14)
ds fa tsy déesse. Fanafohezana Doc Strange.
Naniry ny ho dokotera ka niala tamin'ny saina dia namonjy ny solony
Naniry ny ho dokotera ka niala tamin'ny saina dia namonjy ny solony
37. ferrari
(
24/08/2006 20:56)
Nenako tsy i Lolo Ferrari be nono fa otraminy table a repassage izaha :-D:-D.
Ny choix fa tia lay automobila Ferrari mena et non de course et en plus tiako ny lokony mena (l)(l)(l)(l)(l)
et en plus tena modeste iza fa tsy be ny olona manana ferrari :-D:-D:-D:-D:-D
Ny choix fa tia lay automobila Ferrari mena et non de course et en plus tiako ny lokony mena (l)(l)(l)(l)(l)
et en plus tena modeste iza fa tsy be ny olona manana ferrari :-D:-D:-D:-D:-D