fisahorana

1. ferrari ( 21/08/2006 12:53)
hafatry maina
dia faly nymiharahaba atsika rehetra indray ny tenako
koa dia mamerina ny fisahorana taterakaanizay rehetra nanotronany fety izay nataoteto paris ny 19 aout teo dia fisahorana mihavohavo tokoa no atolotrohoanareo rehetra satria raha tsiteo hianareo dia zavaponatokoa hireny ary hoanizay tsihafaka nanatrika sy iro any atany lavitra diambola hisy ny fihonantsika aminy manaraka fa aza malahelo eh.
diamanantenany fihonana manarakaindray eh
diamisahotra atsika hisika eh bisous dolo MAINA
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:46
2. cathy ( 21/08/2006 12:58)
maina tena marina tokony asina fihaonana manaraka mihitsy kaloa eh .Raha izaho indray vonona foana ka
:lol:
3. diamondra27 ( 21/08/2006 13:05)
za koa angamba fa refa iny maraindraina iny ihany vao tonga ?

de misaotra anareo 3 e! :-*:-*:-* MMA
4. cathy ( 21/08/2006 13:09)
diamondra an efa raikitra omaly fa anagah adinon njy sahady fa mbola misy revansa:lol:
5. Fiffi ( 21/08/2006 13:16)
6. hery ( 21/08/2006 13:20)
Ferrari> =D Tohizo sy hatsarao fa efa manomboka azo tsara le teny gasy :-) mazotoa mamaky forum wah.

Dia misaotra antsika isika zany kou.
7. sasa ( 21/08/2006 14:21)
=D=D=D=D na d tsy tany aza d faly foana rehefa tanteraka soa amantsara le izy sady hoe milay be hono
=D=D=D=D=D:-*
8. booboo ( 21/08/2006 14:23)
tsy honohono fa masoko zao nahita ouz lay hira zay
9. mandrindra ( 21/08/2006 14:42)
ie, sofiko izao nandre koa
10. cathy ( 21/08/2006 19:16)
ny vavako zao no nihinana :^)de nisotro kou
11. McFy ( 21/08/2006 19:37)
ny tanako zao kou no nanendy
12. cathy ( 21/08/2006 20:00)
McFy:

ny tanako zao kou no nanendy



dia ny tenako zao nankafy :-D:-D
13. sasa ( 22/08/2006 04:25)
=D=D=D=D tsara be doly izany kan! miandry ny manaraka indray
14. hery ( 22/08/2006 06:56)
dia ny ...-ko izao no ni-...

hahita hotenenina amin'io indray izao i booboo :-(
15. booboo ( 22/08/2006 06:58)
aaa kah :°)
16. soleil ( 22/08/2006 10:29)
angaha hono maina tsy mahay miteny sy misaotra e fa mila mpisolo vava e

17. hery ( 22/08/2006 10:52)
soleil> olona iray ihany izy roroa

Oups... mety mbola tsy takatry ny selibatera zany
18. mimich ( 22/08/2006 13:05)
soa ny nahavita ee!!
mandihiza arahitsikitsika , hianaranay raha fararano ee
19. Ralay ( 22/08/2006 13:34)
mimich:Aleo hisy rano fa manjary mangetaheta raha mifarana ny rano raha misy fihaonana :lol:
booboo: Njy moa zany ilay nanao animation t@ presentation iny raha tsy diso aho dia isaorana manokana koa =D:lol:
20. fijo ( 22/08/2006 19:11)
mandrindra an,ary tsy tsaroakao intsoly letia ilay akoho farany tao kle,sy les daltons?hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6551