fisahorana

41. mbaliana ( 24/08/2006 07:23)
fijo sary eeeee nareo efa sammy any ihamy trinona :-D:-D
42. ferrari ( 24/08/2006 10:29)
fijo:

ka iny farany iny izao omby tsara tao daholo ko,fa ny olana dia nisy tsy mba nitondra le zavatra kely akory,nefa sady nitondra namana efatra.

Marina ny teninao io zavatra tsy nety ka efa vita lay soiree donc manantena rehefa misy rencontre afa ny organisateur manao attention aminy manaraka

Normalement ny participation dia boisson ray ohany olona ray io ny fomba. Nahita fa misy ny olona no miprofite.

Toe soiree olona lehibe (majeur) niditra donc anazo no mieritreratra efa teneny Maina ny participation dia boissons.
Nisy ko mandeha dia tsy milala fomba tsy nanao veloma.
Faly fa nareo hoe fety mahita fa misy tsy mety

Ny resume ny soiree dia rehefa faly ianao dia faly izahay io ny souvenir tsara ary efa hitanao ve lay sary;-):P:P:P:P

Toute critique est constructive ... a retenir pour les prochains organisateurs

PS mantena ho ianareo tonga tsara eto Marseille arytsy reraka loatra

43. fijo ( 24/08/2006 20:09)
mangidy ,ary tena tadidindry izy izany an,za aloha efa lanin'ny dite tamin'iny e,efa tena vita mihintsy.
ferrari,misaotra betsaka fa tonga soa aty ka.izany hoe za tsy hafaka tonga aloha tany,fa raha tonga aloha tany aho,dia za mihintsy no nijery ny mpihiditra tao,fa mahakamo be le sady manararaotra no mbola be resaka,
he ferrari,ary le dalton tao anaty dobo ve efa nesorina tao?
44. mimich ( 25/08/2006 05:41)
hummmmmmmmm io ndray fijo sy mandrindra ary ny dité :-D:-D:-D:-D, nalaza mihitsy izya zany an!!
45. ferrari ( 25/08/2006 19:07)
fijo:

mangidy ,ary tena tadidindry izy izany an,za aloha efa lanin'ny dite tamin'iny e,efa tena vita mihintsy.
ferrari,misaotra betsaka fa tonga soa aty ka.izany hoe za tsy hafaka tonga aloha tany,fa raha tonga aloha tany aho,dia za mihintsy no nijery ny mpihiditra tao,fa mahakamo be le sady manararaotra no mbola be resaka,
he ferrari,ary le dalton tao anaty dobo ve efa nesorina tao?


Non le dalton tena voka ny sainako. Vo hitako maly marina rehefa nomeko sakafo ny tondro. Nalako daoholo dia niverina tao stock hihihihi
46. cathy ( 25/08/2006 19:24)

Ferrari tsy maninona zany fa misy atao aminy manaraka :lol:
47. fijo ( 25/08/2006 22:41)
ferrari ,kay tsy tadidy intsony ry zalahy tao????hi ihi,izahay anie saika hitady trondro de nitsapa tao,dia gaga hoe ary misy dalton ato izany?fa tsy nokitianay fa sao mbola hilaina
48. mbaliana ( 26/08/2006 09:40)
fijo be kitikitika tsss.. apetraho wa io tanana io ...:lol::-D
49. ferrari ( 26/08/2006 19:26)
fijo:

ferrari ,kay tsy tadidy intsony ry zalahy tao????hi ihi,izahay anie saika hitady trondro de nitsapa tao,dia gaga hoe ary misy dalton ato izany?fa tsy nokitianay fa sao mbola hilaina


Heureusement tsy kitikitinao ny dalton fa ny tondro hoe pirana 5 donc saika lasa hoe ny tanana. Ny asabotsy aminy 17h nomenay sakafo. Fa ny pirana minana akoho ray na 3kg ny hena isan andro

Rehefa lany hoe ny tananao dia tsy navita nisotro ny dité dia tsy maintsy homena ani Mandrindra na Mac fy ny dite ianao.:-D:-D:-D:-D

Aminy manaraka dia hasiko panneau fa gaga be iza tsy kakerina ny pirana ianao.

Dia rehefa mieritreritra ny dalton ianao dia mahatsiaro ny pirana. Ataovy souvenir aviaminy ferrari = MENA = DANGER
50. mandrindra ( 26/08/2006 20:21)
tena soa ihany fa notazanina fotsiny marina ry lerony fa tsy niseho nanao lucky luke teo kle. fa raha nivoaka teo aloha ny dalton dia mety nisy rafale be tao dia ripaka tany angamba ny tenanay e.

mangidy, tena manao rezistrema be ianao izany an:-D:-D:-D
51. fijo ( 29/08/2006 20:51)
mandrindra an,ary tsika kay efa azon'ny le dite dia tsy sahin'ny pirana natonina kle.
tena pirana ve no ao ry ferrari?
52. mbaliana ( 31/08/2006 05:32)
dite nampitsanganina kou,,, nitsoaka matanjaka mbamin'ny pirana...=))=))
53. ferrari ( 01/09/2006 14:58)
fijo:

mandrindra an,ary tsika kay efa azon'ny le dite dia tsy sahin'ny pirana natonina kle.
tena pirana ve no ao ry ferrari?


Tena pirana rehefa hasina zavatra anatiny rano dia mietsikesika be dia rehefa misy ra (viande crue) tena mampatooatra. Fa izahay efa manana habitude efa 4 ans taloha nasina carpes dia maty fa rehefa misy saka dia samborina. Izao dia otraminy fatany lay saka dia tsy misy mandede. Rehefa omena sakafo dia hasina tady des fois tena tapaka ny tady.
L'essentiel est que tu sois vivant et en bonne état.
54. mandrindra ( 01/09/2006 15:11)
fijo, izay anie ny mampilay ny dité e. spesialy hoa io ary miaro amin'ny zavatra rehetra.

ferrary, ary tsyhitako ùihitsy izany an, sao diâ pirina no tao fa tsy pirana :-D:-D:-D
55. mbaliana ( 01/09/2006 18:13)
:-D:-D:-D
56. cathy ( 01/09/2006 19:04)
:roll::roll:
57. fijo ( 01/09/2006 21:27)
mandrindra an,ary sao dia dite ary no any anaty lalandran tsika dia tsy tian'ilay pirana kle???
ferrari ah bon,soa ihany fa mety natory ry zareo pirana fa raha tsy izany avy dia natononay teo amin'ny afo teo.
58. mbaliana ( 08/09/2006 10:12)
nanakaiza i mandrindra eee....:-w:-w:-w
59. fijo ( 08/09/2006 22:07)
mbola mandamina
60. mbaliana ( 11/09/2006 09:13)
dia nn ntsony no hankorontanaraha milamina loatra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7874