500 sonia.
1. Fiffi
(
12/08/2006 12:15)
Tena heritreritra mandalo ity an! Hono hoa ry zareo ! mandinika sy manaraka an'reo olona rehetra hilatsaka @ fifidianana ireo zah an!
Fa ahoana kay ny fandehany any Dago ? Ny aty manko de tsy afaka milatsaka ny olona 1 raha tsy mahazo 500 sonia avy @ parelementa !
répondu par Fiffi le 17/08/2006 13:35
2. miangalyandria
(
12/08/2006 12:59)
aleo hilatsaka any ry fiffi a ! sitrany ahay misy 100 millions milatsaka mba ho solon'ny vola lany amin'ny fifidianana, ny vola hafa lany moa tsy isaina, ekonomia daholo zany na dia ... :wink:
4. Fiffi
(
12/08/2006 13:23)
miangalyandria: justement! imagineo kely ange hoe raha nahazo an'ireo 500 sonia ireo le olona rehetra hilatsaka ireo an! tena vao maika ange ka vola firy millions no ho lany eh !!!
5. miangalyandria
(
12/08/2006 13:36)
fiffi : satria misy tanana mitsotra kely ao ambany latabatra ! :-) degany be mihitsy ! fa ilay vola miditra amin'ny inona moa zalahy mivoaka amin'ny inona izy izay ??? ny ahy aloha zarako aza mialtsaka eo daholo raha iny lafiny iny no jerena fa izany hoe eo koa ilay lafiny politika e : mizara vato !!!!
zarao zama a !!!! :-D:-D
zarao zama a !!!! :-D:-D
6. Herimiafina
(
12/08/2006 13:38)
Ny taffic d'influence anie toa tsy voararan'ny lalàna any Dago any hono e! :roll:
8. Fiffi
(
12/08/2006 14:54)
miangalyandria: hummmm ! le tsolotra aloha de zavatra tena grave mihintsy an!
9. miangalyandria
(
12/08/2006 15:07)
manokatra varavarana ho an'ny olona tsy voatery hoe hahavita azy fiffi a :twisted: nefa manakana koa izay mba mety hahavita ihany fa tsy ampy drala ! indrisy e :( saingy tsy fanao ny manaiky resy ! izaho hanaiky hihihi :-D:-D
10. Herimiafina
(
12/08/2006 15:14)
Ny traffic d'influence anie toa tsy tsolotra hono e! Ireny prime de partage, ireny redevance nature, sns ireny no couverture-ny!
Fa ny olana rehefa manao ny atsy amin,ny douane dai mitaky ny azy koa ny ao amin'ny AN sy ny Senat, dia izay izany! :(
Fa ny olana rehefa manao ny atsy amin,ny douane dai mitaky ny azy koa ny ao amin'ny AN sy ny Senat, dia izay izany! :(
11. Fiffi
(
12/08/2006 19:35)
Herimiafina:tsy hitako zay zavatra tsy voarara any raha mijery ny fandehan-javatra ankehitriny !
Ny taffic d'influence anie toa tsy voararan'ny lalàna any Dago any hono e! :roll:
12. miangalyandria
(
12/08/2006 20:26)
mampahatsiahy an'i Jackie Kennedy sy Onassis izy izany ry Herimiafina hihihi manambady olona .... dia ... ao ambadika trafic d'influence be manadala :idea:
14. Herimiafina
(
13/08/2006 14:50)
Zany mihintsy kah, arakarak'ilay olona manao azy ihany io.
Raha izaho no manao mety higadra raha i xxx izay no manao mety tsy higadra.
Ny mpanimba tovovavy kely enintaona aza moa miriorio tsy misy n'inon'inona fa hoe expatrié diplaomaty hono dai manana immunité knou. :twisted:

16. Herimiafina
(
13/08/2006 15:06)
Misy inona retsy ry miangaly!
Ny tokony atao any Dago ohatra dia tsy ny fiadivana amin'ny tsolotra fa fiadivana amin'ny mpanao tsolotra satria tsy ny asan'ny voalavo no ratsy fa ny voalavo mihintsy! :-D
Ny tokony atao any Dago ohatra dia tsy ny fiadivana amin'ny tsolotra fa fiadivana amin'ny mpanao tsolotra satria tsy ny asan'ny voalavo no ratsy fa ny voalavo mihintsy! :-D
17. Ralay
(
13/08/2006 15:09)
Fiffi: tsy parlemanta fa sonian'ny Maire no ilaina samihafa ireo mantsy. Zah zao efa nahangona sonia dimy dia ampy :lol:
18. Herimiafina
(
13/08/2006 15:10)
Dia hilatsaka inona hono i Ralay amin'izany sonia dimy izany e? :-D:wink:
19. miangalyandria
(
13/08/2006 15:59)
tsy i herimiafina no anaovako brrrr fa ilay zavatra lazain'i toi no diso marina loatra dia maha:evil: ahy ! ndao hitvidy totam-boalavo raha izany e ! :-P fa ilay bianco moa inona tsy izay ve no asany ? fa izany hoe :idea:
20. Herimiafina
(
13/08/2006 16:29)
Ny Bianco ve, trano sy olona ary vola nasain,ny mpamatsy voloa natsangana izay izy vao afaka manome vola, ka rehefa te hahazo vola dai aleo atsangana klou io dai hita eo ny tohiny e,
juste misambosambotra ny madinika mpanao tsolotra fa ny trondro vaventy alefa eny ihany fa misy antokon'olona matanjaka mety hanakorontana raha jonoina, tsinona ao aoriany, dai lasa tsy azo kitikitihina izy, hehehehehe:-D