500 sonia.
22. Herimiafina
(
13/08/2006 17:57)
Hanky va re! Zah aloha tena tsy te hilatsaka hofidiana izany mihintsy e! tsy any mihintsy no tanjoko klé! :roll:
24. Herimiafina
(
13/08/2006 18:32)
Tia aho kah, tsy ny politika no tsy tiako fa ny voalavo manao politika be loatra! :-D
25. Fiffi
(
13/08/2006 18:51)
Nisy sujet zay tadidiko tsara ery t@ philo hoe "celui qui n'aime pas et ne fais pas la politique , fais de la politique"
26. miangalyandria
(
13/08/2006 19:04)
ohatran'ny manao politika hitadiavana toerana izany tokoa anie ry herimiafina no betsaka ao amin'ny tanana e ! izay mba tena madio fo aloha no tsy haiko :?: fa izay vao mazava amiko lay bianco, hitako no mbola tsy misy azo foana ny requins, ny trondrokelin'anosy sy marais masay no lisaka ! :?
27. Herimiafina
(
13/08/2006 19:16)
Fiffi> izaho manao politika kah, sady tiako ny politika fa ny voalavo manao politika no tsy tiako.
miangaly> ny olana dia resaka image sy resaka voninahitra no anisan'ny anton'io course au pouvoir io, endriny iray hafa koa ny guerre des chefs. Tamin'ny oviana moa no mbola nisy olona nahazo toarana iray ka nahazo fankasitrahana sy tsy nahita olana tao antanana tao e?
Ny tenanay aza moa tsy mba hoe nahazo toerana ambony fa tanya mabnimbany tany foana kanefa dia raha tsy amndeha ny sabotazy kelikely dia ampoitra ny resaka fihaviana, sns hanalana ny tenanany fa hampidirana ny havan'ny sasany avy any antanana eo amin,ny plasinay e! :evil:

28. miangalyandria
(
13/08/2006 19:43)
izay anie herimiafina ilay mahatonga an'ilay brrrrrrrrr an'i miangaly e ! :evil::evil:
30. miangalyandria
(
14/08/2006 04:40)
firy moa isika no namana ato teo ??? andao anaovana angaredona e !!! sady mitabataba isika rehetra hoe : "tamin'ny nakanao ny plasin'i herimiafina !!! :evil: tamin'ny nakanao ny plasin'i herimiafina !!! :evil:", tsy hatahotra ihany ve izy ??? :-D:-D mba influencer-ntsika koa koa isika toa mba misimisy ihany hihihi :-P
32. prime
(
17/08/2006 10:40)
Herimiafina:za tsy kovertira zany...:-w:-D:-D
Ny traffic d'influence anie toa tsy tsolotra hono e! Ireny prime de partage, ireny redevance nature, sns ireny no couverture-ny!