FOMBA HAMPIDIRANA HIRA

1. rijahasina ( 12/08/2006 11:38)
Fanontaniana efa nanitikitika ahy hatrin'ny ela dia hoe ahoana no fomba hampidirana hira vaovao na handefasana hira vaovao any aminareo; satria misy hira tsara mba henoin'ny olona any antany lavitra any. Izaho dia ao anaty ny tarika.
Mba valio @ ity adiresy ity azafady:
hasna@wanadoo.mg
Eto Madagasikara ihany aho no mipetraka
répondu par hery le 12/08/2006 13:01
2. xxx ( 12/08/2006 11:46)
aiza ô
3. Fiffi ( 12/08/2006 12:01)
azo hatao ny mandefa hira vao2 @ alalan'ny radio vazo gasy de mba henon'ny rehetra avy eo ! sa tsy zany ry Lanto sy Hery ? http://radiovazogasy.com/
4. hery ( 12/08/2006 13:01)
http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p4432e92e8270e fa eo no fanomezana hira ho an'ny radiovazogasy.

Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0552