contraception implant

1. rna ( 12/08/2006 08:06)
sao dia mba misy vehivavy mampiasa ny contraception implant, izaho efa ho deux mois no nampiasa azy fa ho an'izay efa nampiasa manana expérience, afaka mba manazava ahy ny tena fandehany, ny amiko aloa @ izao fotoana dia misy perte de sang kely foana, tsy atahorana ve izany, dia nojereko t@ internet koa fa indraindray somary misy douleur ny nono, tsy atahorana mampisy cancer du sein ve? sinon alako ilay izy satria hoatrin'ny manelingelina ny lohako na ny mieritreritra na'izany aza, dia misaotra mialoha anareo.
répondu par irery1 le 31/08/2006 18:48
2. Fiffi ( 12/08/2006 08:53)
hummm! jereo hiany aloha ity fa tena nahavariana ahy ny namaky ny zavatra voalaza ao an! 3 taona tsy misy règle sns...http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/contraception/articles/8366-contraception-implant-contraceptif-temoignages.htm
3. Fiffi ( 12/08/2006 08:54)
http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/contraception/articles/8366-contraception-implant-contraceptif-temoignages.htm
4. Fiffi ( 12/08/2006 08:56)
de ity ozy ny Dr http://www.femiweb.com/pele_mele_contraception/implant_contraceptif._avantages_et_inconvenients._survol._article648.html
5. booboo ( 12/08/2006 09:50)
rna > tondé napetaka angaha ny implant-nao fa tsy nisy ilay période de 3 à 4 mois mihinana pillule mitovy raha amin'implant ?
6. rna ( 12/08/2006 11:16)
fiffi->> misaotra anao nanoro ahy an'ilay site teo, ka ny tena mampatahotra anahako mantsy sao dia mampisy cancer du sein, eritreritra ny ahy fa en général aloa hitako fa mety amiko ilay izy.

booboo->> izaho indray tonga dia io ny contraception nataoko fa tsy nihinana pilule aho, izay aho vao nampiasa ireny fa hatrizay navelako @ izao, fa nony efa nidécider ny mba hiteraka aho dia après ny accouchement aho vao hoe hampiasa ireny dia tonga dia io no nofidiko.
7. booboo ( 12/08/2006 16:51)
Tsy nampahafantirin'ilay gynéco-nao anao angamba io fa ny tokony ho izy dia mihinana ilay pillule aloha mandritra ny 3 na 4 volana. Hijerena raha zakan'ny vatan'ilay vehivavy, raha tiany na tsy tiany ( effets désagréables isan-karazany ). Dia zay vao apetaka.

Ny ahy zay no nataoko fa ça va. Io no hitako nety indrindra tamiko t@ pillules-ko hatrizay...fa samy manana ny mampety azy klou ny vehivavy tsirairay e ( nenà zao tena tsy olana tamiko mihitsy ilay tsisy red red mandritra ny fotoana ela beeeeeeee hiihihihihihihi )
8. diamondra27 ( 12/08/2006 17:27)
rna: lazao ny dr nametraka azy oe tahaka an'izao ny mahazo anah de izy no manapakevitra oe alàna io na tsia
9. booboo ( 12/08/2006 17:33)
diamondra27> 8O. aaa kah. Rehefa ouz ilay vehivavy oe tsy tiako io fa esory tany dia tsy manana choix ilay doko fa mangala an'iny tao dia mi-proposer pillules na méthodes hafa.
10. diamondra27 ( 13/08/2006 08:49)
booboo: mazava ho azy izany ka! satria enao no mitondra azy fa tsy le dokotera

fa ny tiko lazaina fotsiny oe: raha tsy manana choix le vhv fa manontany hevitra de aleo le radoko nametraka azy no mandray hevitra sady ao anaty notice iny hoe: raha misy zavatra hafahafa tsy tanty na mitranga de lazao haingana le dokotera fa tsy miandry 2volana izany an!
11. rna ( 13/08/2006 09:31)
mbola mamerina ny fisaorana anareo ny tenako, hijery ny gynéco-ko nametaka ilay implant, marina mitsy ny tenin'ny Diamondra hoe tsy miandriandry, efa ny se renseigner ihany aho fa hoe matetika misy rà, dia hoe misy douleur au sein, ka zahako hoatrin'ny somary misy douleur au sein dia matahotra aho sao dia mampisy cancer du sein, tellement resahina lava io resaka io dia lasa mampatahotra.
12. diamondra27 ( 14/08/2006 06:38)
rna::wink:
tsy miandriandry fa manitatra zavatra izany, tonga de action. Tandrovy ny fahasalamana fa anisan'ny zavadebe io
13. irery1 ( 31/08/2006 18:48)
slt
matoa ianao manao perte de sang kely foana de tsy zakanao izany lay izy , izany no voalaza ao anaty notice donc mijereva zavatra afa indray e! sady desagreable koa refa misy ra kely foana na ho anao zany na ho an-dramose, ny isam-bolana aza efa tsy fidiny,ary miteraka fatigue koa izany , essayeo indray ny sterilet sans ormone
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.224