mitady info
1. betay78
(
10/08/2006 07:48)
manahoana daholo isika mianakavy.
mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.
mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.
répondu par prime le 17/08/2006 07:55
2. lemenakely
(
10/08/2006 08:21)
betay78:
manahoana daholo isika mianakavy.
mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.
TSY RATSY KOA ALOHA ILAY PS E!
5. diamondra27
(
10/08/2006 11:46)
aza de mihinakanina betsaka toi fa betay leeeeeeeee
ary toi ngah tsy mahita le alefa 'reo e! lemenakely zao vao avy nandefa momba le 10 aout de za koa , de aveo misy namana iray nandefa oe: nisy vhv nirotsaka presidà
ary toi ngah tsy mahita le alefa 'reo e! lemenakely zao vao avy nandefa momba le 10 aout de za koa , de aveo misy namana iray nandefa oe: nisy vhv nirotsaka presidà
7. betay78
(
10/08/2006 12:19)
ary iza indray izany ramatoa te hilatsaka ho presidente izany ary toa te hilatsaka koa izay te-hilatsaka ary ianareo angaha tsy mba hilatsaka???
10. diamondra27
(
11/08/2006 07:29)
betay: tokony natao betail aloha ny anaranao e! de mety tsy tafitohina 'reo namana reo @ le ps-nao
13. ainga
(
11/08/2006 19:14)
Taybe kosa ilay betay e !Vao ampifamadihana fotsiny ny teny dia lasa tsy maninona ?:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P:P
14. pakopako
(
11/08/2006 19:20)
Le ps betay kosa aloha amiko tsara e! tonga mahatsiaro hoe avy any Dago izany bandy zany!
16. fijo
(
11/08/2006 20:15)
za koa aloha tsy tohina amin'io e.satria io anarana betay sy befritra babatay io,dia anarana na "solonanarana" fampiasa any mahajanga.tsy olana iny amiko,fa aza mang ela loatra fotsiny e
