mitady info

21. cutie ( 11/08/2006 20:41)
fa teto alou za vo nahita anio pseudo io e :-D
22. jentilisa ( 12/08/2006 05:20)
tokony ho betaX fa tsy betaY ilay izy koa. Lahy ary izy sa vavy? eo ilay fanontaniana
23. betay78 ( 12/08/2006 12:01)
betay anie soloanarana fotsiny e fa aza taitra ianareo.
24. betay78 ( 12/08/2006 12:03)
tsy aleo ve betay no nampiasaina toy izay hoe be la.....(interdi - de 18 ans)
25. Fiffi ( 13/08/2006 15:20)
zany no halehany rehefa betay !! tsy maharaka ny vao2 mandeha ! ato @ sera2 misy ny Politika de misy koh ny " Hoy ny gazety fa taiza nareo t@ ora nidona eh ? :-D
26. pakopako ( 13/08/2006 20:12)
fijo a! aza manotany ntsony tonga d fantatra fa kôf bandy raha fandehan'izao k'le
27. fijo ( 15/08/2006 21:03)
pakopako an,tsy za anie no nanontany hoe lahy io sa vavy e.
28. prime ( 17/08/2006 07:55)
koa ahoanareo ahoana ary io na kôfa na jôba...:-w:-D:-D sa misy intéressé???:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008