nanambara fa hilatsaka ho fidiana koa zany zao ny Gal FIDY

1. ravatorano ( 10/08/2006 06:50)
ELECTION PRESIDENTIELLE
Le Général Fidy candidat
Midi-Madagasikara
10/08/2006

La liste s’allonge. Et ils sont maintenant quatorze à s’être déclarés candidats à l’élection présidentielle du 3 décembre. Et le dernier en lice n’est pas des moindres, car il s’agit du Général Randrianafidisoa, dit Fidy, « homme de la situation » lors des opérations de pacification en 2002 avec les réservistes et pour la gestion de la crise post-électorale.

Nirina R.


Il l’a fait hier lors d’une conférence de presse à l’hôtel Sofia, à Fianarantsoa, sans encore faire une présentation de son programme. Une candidature assez prévisible, certes, surtout après son retour médiatique du mois dernier. Mais elle pose la question de savoir, comme il est encore un militaire, d’autant plus un officier supérieur en service, s’il va démissionner de son poste et défaire de son statut de militaire pour aller jusqu’au bout de sa décision. Et également celle de savoir pourquoi il a choisi la capitale du Betsileo pour en faire l’annonce.

répondu par Fiffi le 17/08/2006 07:35
2. mandrindra ( 10/08/2006 08:14)
eritreritra daholo aloha hatramin'izao ny an'ireo izay milaza ny hilatsaka e. aleo miandry ny lisitry ny HCC fa toa be resaka daholo ry zalahy izany
3. lemenakely ( 10/08/2006 08:52)
Raha tsy diso aho dia ex talen'ny OMNIS ilay rangahy io , nanana olana t@ i pr ZAFY sy ny ministra BETIANA BRUNO t@ izany andro .Bon bréf , raha manam-bola moa izy dia milatsaka dia mandrotsaka ny caution sy ny vola @ propagande refa tsy lany ve tsy ho hitany ihany ny varavarana !
4. Fiffi ( 10/08/2006 09:22)
tena zay zah vao nahita hoe hisy fifidianana ka olona re zany hilatsaka zany eh ? efa misy firy zao ?
5. lemenakely ( 10/08/2006 09:45)
Fiffi:

tena zay zah vao nahita hoe hisy fifidianana ka olona re zany hilatsaka zany eh ? efa misy firy zao ?



Taratry ny fahatràna daholo izany e sy ny fanjanahan-tany "ny voninahitra"....
Ireto aloha no tadidiko mety misy adino ka aoka hisy hanitsy raha misy adino na tsy mbola confirmé ny canditatureny.
-RAVALOMANANA MARC
-ANDRIANAFIDISOA
-RATSIRAHONANA NORBERT
-NY HASINA ANDRIAMANJATO
-ROLLAND RATSIRAKA
-NINI (DONIAH)
-RAVELOMANANTSOA ELIAH
-JEAN LAHINIRIAKO
-DANIEL RAJAKOBA
-...

Ireo aloha no tadidiko
6. Fiffi ( 10/08/2006 11:04)
Dia saika isan-kerinandro izao, mba tsy ilazana hoe isan'andro, no andrenesana olona hilatsaka ho fidiana amin'ny faha-3 desambra ho avy izao, ary samy manana ny tetika maty paika handresena lahatra ny vahoaka avokoa raha vao manambara ny maha- kandidà azy ny rehetra.
Tsara ny fahavononana hisedra ny safidim-bahoaka manoloana ny fahasahiranana tahaka izao, kanefa ny mahalasa saina kely ny rehetra dia moa tena vonona amin'izany ve ireo efa nitonona ny ho mpifaninana amin'io ady masina io ?
Hatramin'izao aloha dia olona saika tsy nampoizin'ny maro no efa naneho ny heviny, ary misy mihitsy aza no tsy fantatry ny vahoaka ny fisiany teo anivon'ny fiaraha-monina. Vola be no enti-miatrika ny fifidianana tahaka izao, raha tsy hiteny afa-tsy ny fanontana bileta raha mbola tsy hatao ny bileta tokana. Manampy io ny fanaovana propagandy manerana ny faritra maro eto amin'ny nosy ka raha vao mitaraiky dia izay no vita. Misy ny tsy mpanao politika ary eo koa ny mpandraharaha, saingy mbola vitsy kosa ny mpanao politika nilaza fa hilatsaka raha tsy hiteny afa-tsy Lahiniriko sy Rolland Ratsiraka. Ny tany ivelany, toa an-dry Pierrot Rajaonarivelo dia ireny niarahana nahita ireny ny sazy asa an-terivozona azony.
Valalanina aloha hatreto ny vahoaka Malagasy raha mahita ny fihazakazaky ny kandida hilatsaka, koa ny azo ambara angaha dia voninahi-pirenena ny tahaka izao ho mariky ny fahalalahana, raha tsy misy ny sakana ho an'ny kandida hafa. Ny azo antoka aloha dia ny hiditra an-tsehatra amin'izay ireo ngezalahy eo amin'ity sehatra ity, hilaza ny fahavononany ihany koa amin'ity sehatra iray ity, ka ny hahazo tombony amin'izany dia ireo efa nanomboka ny fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana. Soa aloha fa mbola misy efa-bolana hahafahana miseho vahoaka ho an'ireo tratra aoriana, sa ilay anarana hoe efa nilatsaka ho filoham-pirenena fotsiny no tena maha-may ny hafa ? Diso kosa angamba izany e ?

Naivo kely Madagascar Tribune

7. Fiffi ( 10/08/2006 11:05)
Fiffi:

Dia saika isan-kerinandro izao, mba tsy ilazana hoe isan'andro, no andrenesana olona hilatsaka ho fidiana amin'ny faha-3 desambra ho avy izao,
de efa mahatratra firy izy zao ?


8. papounette ( 10/08/2006 11:36)
Fanampiny ny liste 'ny "Lemenakely"
:roll: Boana Rapozo
:roll: Herizo RAZAFIMAHALEO
:roll:Ratsiraka
:roll:Pierrot Rajaonarivelo
de zà ko mba hilatsaka e!:twisted:
9. LEMOTA ( 10/08/2006 12:38)
Tokony hotatahana ny pôsin'ireny refa adala tompo, mody hoe tohanana nefa avela ho oainina
10. Fiffi ( 10/08/2006 12:44)
de mahagaga ahy mihintsy zao an! efa firy zao ? miampy an'i papounette :-D:-D:-D:-D
11. kiali ( 10/08/2006 15:58)
zah ko wa hilatsaka kandidat fa adinonareo
12. cutie ( 10/08/2006 16:37)
13. Fiffi ( 11/08/2006 06:33)
14. papounette ( 12/08/2006 10:02)
;-)Refa betsaka lôtra de azo atao ohtran'ny fifidianana Miss na Mister ve ny fifidianana filohampirenena?
Izany hoe ao ny critères de beauté,ny fahaizana miresaka....etc:°)
15. Fiffi ( 12/08/2006 10:42)
asa re de mba ahoana hiany izy ity fa de hilatsaka daholo zany koh! tsy zah aloha eh! :-D
16. miangalyandria ( 14/08/2006 04:34)
iza ry reto ty BOAZA RAPOZO ???? Marina raha mba fantatro akory izany ??? aleo ho'aho hilatsaka amin'izay misimisy ny vola hanonerana ny fifidianana e nefa :?: mahaonitra ny vidin'ny vatom-pifidianana natao ve aloha lay vola arotsany amin'ny voalohany iny ?:(
17. papounette ( 14/08/2006 06:14)
:lol:Gisèle Rabesahala ko hono hilatsaka:'Si Dieu le veut "hozizy t@ mpanao gazety.
DE mbola misy anankiray zay koa fa tsy tadidiko ny anarany.General angamba izy zay de bedin'NY Behajaina Petera hono izy fa tsy nanaraka procédure.
Aleo hilatsaka daholo e!
18. Fiffi ( 14/08/2006 06:33)
iza zany ?
19. Fiffi ( 14/08/2006 09:13)
ary papounette nga tsy mba hilatsaka koh ? :-D:-D
20. papounette ( 16/08/2006 07:10)
Boana Rapozo:silamo avy any Diego lehibe teto Madagasikara.Niteny izy tamin'ny Conférence de presse nataony hoe ho ampiakariny 1000000Ar hono ny karamam-piasampanjakana raha izy no lany etc etc Efa nahazo dollar betsaka hono izy hanarenana any Madagasikara.Bla!bla!bla!bla
Zà alo tena tsy matiko lolo Rangà io.Tsy te hahita any Ben Laden zà
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5694