nanambara fa hilatsaka ho fidiana koa zany zao ny Gal FIDY

21. miangalyandria ( 16/08/2006 07:49)
papounette : misaotra amin'ilay fanazavana e, efa lasa saina aho hoe iza koa ary izany olona izany marina mafy :?: dia hono ho'aho, izy mbola tsy filoha izao, efa nisy zavatra nataony ho an'i madagasikara ve satria efa manana dolara be dia be izy :?::roll:
22. Fiffi ( 16/08/2006 09:24)
Ben Laden io indray de tena mampihori-koditra mihintsy an! fa mba tsy aiko fa tena maro tokoa ireo olona nilatsaka de asa re hoe aiza daholo no hahitana vola ho an'izy reo ? satria hilaina vola bdb ny fanaovana sy ny fikarakarana an'io fifidianana io an!
23. ravatorano ( 17/08/2006 06:25)
lemenakely< ny jenaraly Andrianafidisoa dia efa tamin ny andron i Marc Ravalomanana vao nitantana ny OMNIS fa talohan izay izy dia zandary jeneraly ary izy anisan ny nikotrika ny fanalana ny barazy tao fianarantsoa sy nanala ireo olona tery amin ny faritany izay niarahan dry zareo tamin dry Pety sy ny vahoaka marobe tao.
Za mino fa raha tena hilatsaka dhl ireo misy resin i papounette klé ary za hanao propany ho anjy fa milatsaha é !

24. Fiffi ( 17/08/2006 07:35)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1259