mpamoron-kira
1. boubounezy
(
09/08/2006 12:47)
mitady hira variété gasy ho vidina. zany wé; hira vô noforonina maro2 ho vidina fa tsy hiran'oull efa mpanana akory, tena tsisy fotona amoronana mintsy mantsy ny tenanay e! ra misy kou nefa mpamorona hira ka vovovna ny hiara iasa @ko dé raisina antanandro no sady afaka mihira miaraka @ko. misôtra mélou ho any zé tena sérieux.mila musicien mahay mitendry clavier guitare solo, basse, baterie anaovana groupe.ra tsisy musicien sérieux mou dé lé mpamorona tena ilaina haingana na lé hira vidina. mbola misôtra mélou iany.:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*^:^
répondu par fiderana le 12/09/2006 09:08
2. diamondra27
(
09/08/2006 12:51)
wéééé, mazotoa e! fa za tsy mahay aloha fa mahay mihaino fotsiny an:-*:-*
3. boubounezy
(
09/08/2006 13:16)
=))diams njy kou an! =))=))=))aleoko aky manao anizay fa ela lotra fa. ny sasany tsy ita trony nefa za tsy manampotonaamoronana fa efa manana misy2 iany alou za ra ny hir'é! fa mba sady te anao salégy kou nefa za tsy mahay mamorona anio.;-)
4. Fiffi
(
09/08/2006 14:12)
zah koh aloha tsy mahay fa ny aiko de le mihaino an! de mazotoa akia boubounezy an! :):-*
6. vale
(
09/08/2006 16:59)
hummmm, tsy ratsy kou izay an!:)
boubounezy> indrisy fa tsy mba mahay mihira ny tenanay, fa mazotou njy , zah koa aloha de faly mihaino fotsiny e:°)
boubounezy> indrisy fa tsy mba mahay mihira ny tenanay, fa mazotou njy , zah koa aloha de faly mihaino fotsiny e:°)
7. era
(
09/08/2006 18:54)
bezoro, za manana hira efa misy tonony sy feony ; variété (hira madinika ) no betsaka ka ahoana no ifanarahana. Tsy afaka ny hanangana miaraka isika fa mifanalavitra.
Alefaso ny valiteny ary hijerevana izay azo atao e!
dia misaotra mialoha
Alefaso ny valiteny ary hijerevana izay azo atao e!
dia misaotra mialoha
9. boubounezy
(
10/08/2006 09:53)
era inn lé style ny lé rhytme ny lé hira??? ny tedaviko bleus, jazz, jazz, gôspel, soul, funky, house, pop rock, r&b, slow,de refa hira bas gasy. za mividy hira @ reo rythme reo fa ra tinao andefaso hafatra manokana za.
10. boubounezy
(
10/08/2006 09:55)
zé mbola manana hafa kou tsy maninn fa variété mintsy no tadiaviko.
12. boubounezy
(
10/08/2006 17:18)
fiffi karetsaka sy varahana maneno kia a!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
13. diamondra27
(
11/08/2006 06:08)
bbnz: hay v e! hafa ihany ny musicienne oa!
vale: mankasitraka anao manome korazy fa tena ilainy tokoa izany:-*:-*
vale: mankasitraka anao manome korazy fa tena ilainy tokoa izany:-*:-*
14. JMR
(
13/08/2006 08:40)
Boubounezy : raha henoko ny feonao, dia afaka mamorona hira "sur mesure" ho anao aho. Misy koa ny mpitendry afaka manao ny "arrangement" raha te handray feo ianao ...
15. boubounezy
(
18/08/2006 11:09)
ok zany fa aiza enoa no iaino ny feoko. ra tsy afaka miona mou satry enao tsy aiko ny misy anao dé ho jereko @ gasy fantatro fa misy oull manana ny vidéo misy anah mihira any za kou manana fa tsy suffisant fa foy kely lé film azoko. dé andefasako video enao.
16. fiderana
(
12/09/2006 09:08)
Miarahaba anao Boubounezy,
Izaho mahita hoe afaka mifanaraka tsara ny namana rehetra eto amin'ny serasera, toa maro ihany ny mpanoratra azo hatao hira , jereo Rado , i Raozy sns... mety tsy ho sarotra ny manisy feo ireny ka asa raha mahasarika anao, mino aho fa tsy ho sarotiny ireny namana ireny, sa ahoana?:idea:8):D
Izaho mahita hoe afaka mifanaraka tsara ny namana rehetra eto amin'ny serasera, toa maro ihany ny mpanoratra azo hatao hira , jereo Rado , i Raozy sns... mety tsy ho sarotra ny manisy feo ireny ka asa raha mahasarika anao, mino aho fa tsy ho sarotiny ireny namana ireny, sa ahoana?:idea:8):D