sakafo anniversaire
1. boubounezy
(
04/08/2006 15:59)
:D anniversairako zao @ alahady dé anao beinget de crevette sy salade ny entrée, dé poisson farcie(saumon entier)tsisy tolana, zay ny principale, (misy vary sy mofo), boissons vin blanc demi-sec na mouëleux, gelée d'abricot au chantillie, na nectarine ny dessert,dé gateaux aux fruits ny farany miaraka @ champagne dé champomy ho any ankizy. ny apperitif mou zany dé whisky, bière, jus ho any ankizy, dé amuse gueule efa vita mba tsy anasahiranana tena!io zany nataoko eto mba angalany zé mila recette ny fety kou e!invitéko dôly nareo refa tonga ny fotôna.:-P:-P:-P miam, miam!
répondu par boubounezy le 20/08/2006 02:33
5. boubounezy
(
04/08/2006 20:15)
misôtsa nareo retsa ny tenako @ fiarabana fa tena faly ary zany ny tena namana, matsiaro na @mora na @mafy e! bizzzz bé dôly fa zany tsy masakana anah tsy ikaly bé an! hihihihi isako njy vale fa tsy taitsa a!:-D:-D:-D:-D:-D:-*
6. diamondra27
(
05/08/2006 06:46)
bon anniversaire e!:-*:-*:-*:-*
sao de mila mpanampy hanao sakafo fa ho avy aho?
sao de mila mpanampy hanao sakafo fa ho avy aho?
7. boubounezy
(
05/08/2006 07:54)
diamondra27 oul ihinana mintsy zao no tédaviko fa njy nga aona? dao ihinana e!;-):-D:-D:-D
8. boubounezy
(
05/08/2006 07:55)
diamondra27 misôtra @ fiarabana sy ny fitiavana té anampy kou e!:D
9. vale
(
05/08/2006 11:12)
:miam::miam::miam:alefaso eto ny anjarako fa zah vonona :-D:-D:-D:°):-*:-*
10. Herimiafina
(
05/08/2006 14:41)
boubounezy:
:D anniversairako zao @ alahady dé anao beinget de crevette sy salade ny entrée, dé poisson farcie(saumon entier)tsisy tolana, zay ny principale, (misy vary sy mofo), boissons vin blanc demi-sec na mouëleux, gelée d'abricot au chantillie, na nectarine ny dessert,dé gateaux aux fruits ny farany miaraka @ champagne dé champomy ho any ankizy. ny apperitif mou zany dé whisky, bière, jus ho any ankizy, dé amuse gueule efa vita mba tsy anasahiranana tena!io zany nataoko eto mba angalany zé mila recette ny fety kou e!invitéko dôly nareo refa tonga ny fotôna.:-P:-P:-P miam, miam!
Bônaniversera i Boubou! :-*
Aza adino ny apero pina colada dai asiana tsaky kely canapé an! :^)
11. boubounezy
(
05/08/2006 16:50)
efa nilozany toetrandroko ny kanapé zany ry HM a!efa crudité mintsy zao ny traky sô bekibo eo! aleo atao otsany any dago ra try hena endasina atono dé kridité zany e! tongava minana ena HM fa efa ela zay tsy nionana t@ resakann zay a! sady lé divay milay bé reny mintry ngé ny ataoko ra ho avy enao e! châteaux st émilion oatra. sa!!!
15. boubounezy
(
06/08/2006 06:55)
HM marina ve zany??? invitéko enao zany sady mbola asitsika ny whisky talishker na gavulin dé lasa trika mandé any ivelany any @ misy la neige fa tena tsy aré mangatrika trony fa afanainy lé zavatsa revnao an! hihihihi nofy any zany ry HM é!
16. boubounezy
(
06/08/2006 06:57)
(l)fa njy ve ry vale papouzy no inana ny boisson ny ankizy a! mba menatsa,:o fa any @ lé mazamazana mandé dé itanjy eo ny fasambarana no zady tsy wainn nisotro boisson ny akizy e!:-*
17. dongadonga
(
06/08/2006 07:12)
bonne anniversaire nji ,vao mamaky le sakafo za de efa
katry sahady ,fa tena matsiro an :lol: nji rery ve no
nikaraka anireo?:lol::lol::lol:
aammmmpppiioo keeeely aloohaa ty verako inti e!
de hatolotra anji le hirani tarika Ny Ainga
katry sahady ,fa tena matsiro an :lol: nji rery ve no
nikaraka anireo?:lol::lol::lol:
aammmmpppiioo keeeely aloohaa ty verako inti e!
de hatolotra anji le hirani tarika Ny Ainga
19. vale
(
06/08/2006 13:17)
boubounezy::-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=)):oops:(l)tsy itanjy nga io smiley mitsanga lela io arina nataoko io e!:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*
(l)fa njy ve ry vale papouzy no inana ny boisson ny ankizy a! mba menatsa,:o fa any @ lé mazamazana mandé dé itanjy eo ny fasambarana no zady tsy wainn nisotro boisson ny akizy e!:-*
20. Herimiafina
(
06/08/2006 14:15)
Melsii retsy ry boubou an1 mety azo atao tsy nofy koa ireny kah! :wink: