sakafo anniversaire

21. boubounezy ( 06/08/2006 15:35)
iny ny tsitako(l) ry vale a!:P
22. boubounezy ( 06/08/2006 15:37)
HM mba efa mba enonao ve ny hirany DIAM'S hoe dans mes rêves mon mec, m'aime et me rend belle....:lol:
23. Vaika ( 06/08/2006 15:38)
* bon anniversaire *

Happy birthday to you boubounezy !!!

:-*:-*:-*
24. boubounezy ( 06/08/2006 15:41)
misôtra @ lé fanolorana fa tena za rery mintsy no manao refo sakafo reo ka! :lol:
25. vale ( 06/08/2006 19:03)
boubounezy>:-*:-*, jy tsy jery tsara kay:wink::*:*

HM>,,, "jeune demoiselle, cche 1 mec fidèl, lalalalala":-D:-D:-D:P
26. tisera ( 07/08/2006 12:15)
arahabaina aloha boubounezy tratry ny annif é:-*:-*:-*:-*:-*! zah tara be fa izao indray vao afaka misera fa nandeha naka rivotra tsy nampoizimpoizina dia tsy nisera mihitsy ! Lé sakafo tena miam miam be é! Atoroy ahy ny fanamboarana ilay saumon farci!Atao anaty lafaoro ve ? Ny poissonnier ve no asaina manala ny filet sns... sa ahoana?Dia inona no farce ampiarahina @ ilay trondro ? misaotra mialoha an!
27. boubounezy ( 08/08/2006 11:39)
HM ie zay nintry lé izy an!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. boubounezy ( 08/08/2006 11:42)
tisera melsi e! fa le poisson efa madio vôkiky ny novodiko tsy zareo akory ny nanala ny tolana fa za iany. omeko valiny mafapo enao ampidirako hevitsa manokana mintry.
29. tisera ( 09/08/2006 04:41)
boubounezy:-*:-*merci an!
30. boubounezy ( 09/08/2006 07:05)
:lol: ok tisera alaivo any @ hevitra ambadika ary ny ré7 njy e!
31. nenipita ( 09/08/2006 10:07)
tratry ny fet zany njy amin'alahady boubounezy, de aza adino aho fa tsy ahanampy hahandro zany za fa le tena tiko de le manampy manadrana tsikelikely azy rehetrarehtra ireo de avy eo za mody refa avy manao ilay hira bonaniversira iny de itondrako gato ngoda be otran'ny trano njy ,hi,hi,hi
32. boubounezy ( 09/08/2006 12:54)
nenipite misôtsa kia fa efa t@ alahady teo an! na izany aza mieux vaut tard que jamais an! sady le fety fetiny tsimialonjafy ka zé tonga na ny tsy nasaina aza dé tongasoa fona. dé itonjany gateau bé zany za e! sady za tsy manao otsany lé hirany mamy gôtsy wé; aza mena mintsy zé tsy manomé cadeau na omenjy gateau za na tsy dé afaka manampy njy no mananjana no zé tinjy e! miam2:-P:-P:-D:-D:-D:-D
33. Fiffi ( 14/08/2006 15:24)
na de efa nataoko bon annif aza akia njy de mbola haveriko eto indray :) [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/annif01.gif[/IMG] boubounezy :):-*:-*:-*:-*
34. boubounezy ( 20/08/2006 02:33)
fiffi MELSI NGEZA BE KOU KIA milay be lé cadeau:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6469