lasa ny saiko
1. xxx
(
02/08/2006 14:31)
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry:
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry:
répondu par Fiffi le 11/08/2006 18:19
2. Zina
(
02/08/2006 15:55)
Ny eo akaikin'i Jesosy ao no tena misy fihadanana.
Ephemere doly ny eto an-tany
Ephemere doly ny eto an-tany
4. pissoa
(
02/08/2006 16:25)
Raha fiadanana maharitra sy tsy miova no resahinao vaiko indray io notenin'i Zina io.
Raha resaka eto an-tany fotsiny no resahinao - dia miova satria na inao aza mety miova. Noho izany dia "Essaies de voir le verre à moitié plein au lieu d’à moitié vide."
Raha resaka eto an-tany fotsiny no resahinao - dia miova satria na inao aza mety miova. Noho izany dia "Essaies de voir le verre à moitié plein au lieu d’à moitié vide."
5. fasaly
(
02/08/2006 16:27)
ny ahy rehefa salama vatana sy saina aho ka mbola mahita ny harapaka anio sy apitso de sambatra aho zay....:?
6. booboo
(
02/08/2006 16:30)
@ raha pitiny kely tsy eritreretina hoe misy dikany dia ahatsapana raha maro beeee mampiadana ny fo na ny saina rehefa dinihana kah : mahita an'i Cutie mivanitika lava isaka mamaly ato @ forum zao dia lasa mihomehy ho azy :-D:-D
Aza alefa lavitra beeeeeeeee ny saina ny @ hoe inona no tena mampiadana fa rehefa mahay mankafy ny raha miseho isan'andro ny tena dia tsy sarintsariny ny fifaliana sy ny raha aby aby.
Aza alefa lavitra beeeeeeeee ny saina ny @ hoe inona no tena mampiadana fa rehefa mahay mankafy ny raha miseho isan'andro ny tena dia tsy sarintsariny ny fifaliana sy ny raha aby aby.
7. cutie
(
02/08/2006 16:33)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 02-08-2006 21:30:25:-D:-D:-D
Lohateny : Re : lasa ny saiko
@ raha pitiny kely tsy eritreretina hoe misy dikany dia ahatsapana raha maro beeee mampiadana ny fo na ny saina rehefa dinihana kah : mahita an'i Cutie mivanitika lava isaka mamaly ato @ forum zao dia lasa mihomehy ho azy
Aza alefa lavitra beeeeeeeee ny saina ny @ hoe inona no tena mampiadana fa rehefa mahay mankafy ny raha miseho isan'andro ny tena dia tsy sarintsariny ny fifaliana sy ny raha aby aby.
ekeko ny hevitry njy
8. soanja
(
02/08/2006 17:36)
Ity resaka ity dia toy ny ilay tantara novakiako hoe : "Aiza ny tany tsy misy fasana?" zany hoe tsy te hofaty ilay olona. Ny eto indray dia hoe ahoana ny fomba ahitana fiadanana? Ny eto an-tany aloha dia sarotra izany satria nofo aman-dra isika ka io dia mitondra olana isan-karazany. Nefa rehefa mikatsaka ny asa tsaran'ny Fanahy (Andriamanitra, peace, love, asa soa sns)ianao dia hohitanao fa hilamina ny fiainanao.
9. chipie1
(
02/08/2006 18:22)
aza asarotina ny fiainana dia mahaiza mankafy ... tsy voatery ho mampalaelo foana akory !:lol:
11. majesty
(
03/08/2006 05:51)
Ny fahasambarana tsy misy recette zany hoe zao no atao mba ahasambatra satria tsy mety afa po amin'ny zavatra hananany aby ny olo,fa mahaiza miaina amin'zao maha enao anao izao dia ça va e!
13. HESHA
(
03/08/2006 06:22)
ty misy tononkiran i Madonna ho an'i xxx :
Happiness lays in your own hand
It took me much too long to understand
How it could be until you share your
secret with me
Hadikao fotsiny de voavalinao ny fanontanianao satria ianao ihany no manana ny valiny

20. tsoupou
(
03/08/2006 12:35)
Ze hitondranao ny sainao iany io, refa ataonao oe miadana aho dé miadana enao (maitrise de soi), fa ra enao no te hi-compliqué la vie dé compliqué oazy ko io dé tototry ny blem eo enao. :D