lasa ny saiko
23. simplex
(
05/08/2006 16:50)
ataoko fa samy manana ny mahasambatra azy ny tsirairay fa ngamba @ ankapobeny de ny fahazoana filaminan-tsaina sy fo no tena mahasambatra. Ny fahatratrarana tanjona iray izao dia mintondra fahasambarana satria mitondra filaminana eo aminao io.
Ny tanjona anefa bedebe ka aza kivy ra toa ka misy tsy tanteraka ny sasany @ ireo. Ny tanjona lehibe indrindra katsahina, azonao ovaina araky izay mahasambatra ano kou io :°):°). Mety mandalo @ fahasambarana kely madinidinika io toy mety handalovana echecs ihany kou.
Aza dia rigide be hoe tsy maintsy zao na zao, ankafizo @ tokony ho izy ny zava-drehetra. Ny reussite moa arabaina, ny echecs kosa dinihana hoe in no tsy mety de aza taritina lava be. Tadidio fa ny fitambaran'ireny fahasambarana kely madinika ireny no tena fiadanana.
Aza kivy be hoe zao ve mbola otran'izao ihany :-*:-*. De refa leo @ zavatra iray de manaova break kely na kou zavatra hafa aloha atao entre tps... misy hiran'i Kelly Clarkson zay hoe breakaway andramo kely, otrany mamelon'aina zany :-D:-D:-D
mahereza eee
24. Herimiafina
(
05/08/2006 17:05)
xxx:
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry:
Raha nomena anao avokoa ireo rehetra ireo dia ataoko fa hanjavona ho azy any anaty diksionera ny teny hoe fiadanana!
Misy ny adaptation, rehefa azonao ireo rehetra ireod ai adapté ho azy ianao ary hanjavona ho azy ilay fihany dia hitady fihany hafa indray inao nefa tsy hisy intsony fa efa eny amin,ny faratampony ianao, dai izay no mahatonga ny olona manana sasany lasa mamono tena! :wink:
25. prime
(
08/08/2006 12:11)
Zina:
Ny eo akaikin'i Jesosy ao no tena misy fihadanana.
pissoa:
"Essaies de voir le verre à moitié plein au lieu d’à moitié vide."
26. majesty
(
08/08/2006 12:24)
samy manana ny itondrany ny fiainany marina ny olona tsirairay :wink:
28. mandrindra
(
09/08/2006 21:26)
xxx:
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry:
ento kalama, tsipazo tsiky, mizarà fitiavana, dia reveo manja foana, dia ho lafatra.
30. Fiffi
(
11/08/2006 18:19)
xxx:hoy zay hira zay hoe:
Rehefa tena dinihina ny fiainana dia mampalahelo. Ny hafaliana ohatra ny sarotsarony fotsiny. Aiza kay no misy ny fiadanana?
vola? tovovavy? ... sa ny fanantenana ny paradisa? sa ......:cry::cry::cry:
Voninahitra ho an'Andriamanitra any amin'ny avo indrindra
Ary fiadanana ety ambonin'ny tany
Ary fankasitrahana ho an'ny olona anie!
de arak'io voalazan'i cutie io de anjaran'tsirairay no manao zay hampiadana ny fiainany.